Fivavahana, finoana
rhaj0
(
08/07/2014 23:52)
[b]Exodus 21:23[/b][i] But if there is serious injury, you are to take life for life, [b]24[/b] eye for eye, tooth for tooth, hand for hand, foot for foot, [b]25[/b] burn for burn, wound for wound, br...
tohiny
novalian'i endriny ny 13/07/2014 04:44
Maranatha
(
08/07/2014 10:05)
[color=blue]« Izay nisy lovia volamena fandoroana dintin-kazo manitra sy ny fiaran’ ny fanekena, izay voapetaka takela-bolamena avokoa; [color=red]ary tao anatin’ io nisy ny vilany volamena, izay...
tohiny
leva2
(
06/07/2014 06:29)
Velona Jesosy !
Efa fandre etsy sy ery : amin'ny toriteny, amin'ny haino aman-jery, eny an-dalambe ... ny teny hoe : "Tadiavo Jesosy"; ary tsy vitsy tokoa no mitady azy.
Fa aiza izy e? Any am-piangon...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/07/2014 17:52
Charoumeni
(
04/07/2014 09:16)
Bonjour daoly o
Iza aminareo no manana le boky nosoratan'i joyce mayer oe "mamela heloka" d aiza no mety ahitana azy.
Misaotra...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 04/07/2014 16:55
Maranatha
(
04/07/2014 06:11)
[color=red]« Ary amin’ ny andro fahafolo amin’ izany volana fahafito izany (dia ny andro fanavotana) hisy fivoriana masina ho anareo ; ary hampahory ny tenanareo ianareo ka hanatitra fanatitra at...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 09/07/2014 05:45
Maranatha
(
02/07/2014 06:09)
[color=blue]« Ary nisy iray koa dia anjely fahatelo nanaraka ireny ka nanao tamin’ ny feo mahery hoe : raha misy miankohoka eo anoloan’ ny bibidia sy ny sariny ka mandray ny marika eo amin’ ny ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 04/07/2014 16:18
Tefigasy
(
01/07/2014 05:40)
Nisy filazana manjo tamin'ny gazety midi-madagasikara ny 14 jona teo afaka jerenao ato:
http://www.midi-madagasikara.mg/necrologie/2014/06/14/necrologie-du-14-juin-2014/
Ny tiako tsindriana ao anat...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 07/07/2014 15:06
naivokely7
(
30/06/2014 07:54)
Ny finoana
Miverina in-244 ao anaty Baiboly ny teny hoe finoana. Maro ihany koa no mametra-panontaniana ny amin’ny antsoina hoe “ finoana”. Ara-tsoratra Masina ny antsoina hoe “finoana” dia:...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/07/2014 18:04
ZAKAIOSY
(
28/06/2014 00:55)
Misy "Mpaminany" (Araka ny filazany sy ny fiangonana misy azy ary ireo mpiangona ao) hita ao amin'ny facebook, mpaminany maharaka ny toetr'andro ve ? Sa "MpamS" araka ny filazan'i Mailhol sa mba...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 02/07/2014 12:30
Maranatha
(
27/06/2014 12:00)
[color=green]« Ary ny amin’ izany zavatra lazainy izany dia izao no fotony : Manana Mpisoronabe toy izany isika. » Hebreo 8 : 1a[/color] Araho ato ny ambangovangony dia mirary antsika rehetra home...
tohiny
Tefigasy
(
27/06/2014 06:00)
Ny hitarika anao ho amin'ny fandinihana ny baiboly, ary izay no tanjoko amin'ny fandrosoana lohahevitra misary kilalao toa izao indray.
Fanontaniana no apetrako dia hiangaviako ianao mba handray anja...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/07/2014 16:46
Maranatha
(
25/06/2014 06:56)
[color=green]« Maro no hodiovina sy hofotsiana ary ho zahan-toetra ; fa ny ratsy fanahy kosa mbola hanao ratsy ihany ary tsy misy amin’ ny ratsy fanahy hahafantatra fa ny hendry no hahafantatra. »...
tohiny
1KOR7-67
(
24/06/2014 18:17)
[quote=Korintiana I 7:6-7]6 [color=green]Tsy mandidy anefa aho milaza izany, fa [b]mamela malalaka[/b].[/color] 7 [color=green]Satriko aza manao tahaka ahy avokoa ny olona rehetra; nefa [b]samy manana...
tohiny
novalian'i machocrossove ny 15/05/2025 04:26
Maranatha
(
23/06/2014 05:16)
[color=red]« Ary nisy iray koa, dia anjely faharoa, nanaraka ka nanao hoe: Rava! Rava Babylona lehibe! Izay nampisotro ny firenena rehetra ny divain’ ny fahatezerana noho ny fijangajangany. » Apok...
tohiny
endriny
(
20/06/2014 13:46)
Raha misy milaza fa ny finoana dia tsy politika dia misy fahamaranina io araka ny famaritana ny teny finoana sy politika. Saingy ny finoana ihany koa dia natao handaminana ny fiarahamonina. Ka noho iz...
tohiny
novalian'i endriny ny 09/07/2014 18:12
rhaj0
(
20/06/2014 12:43)
Miverimberina foana ity hoe "Tena Izy" ity, ary toa samy manono-tena ho "Tena Izy" na manana ny "Tena Izy" ny tsirairay.. izay midika fa ny hafa dia "Tsy Tena Izy", satria moa toa mifanipa-kevitra iha...
tohiny
novalian'i endriny ny 09/07/2014 18:14
Maranatha
(
20/06/2014 06:02)
[color=red]« Nanao tamin’ ny feo mahery hoe: matahora an’ Andriamanitra ka omeo voninahitra Izy, fa tonga ny andro fitsarany, ary miankohofa eo amin’ Izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny rano...
tohiny
Tefigasy
(
20/06/2014 05:30)
Ny boky [color=green] 2.samoela.12:1-20 [/color] no hitondrako fizarana fohy ho anao indray anio, mikasika ny fanitsian'Andriamanitra, ny fananaran'Andriamanitra ny olony rehefa solafaka, nanana fahad...
tohiny
endriny
(
18/06/2014 18:59)
Dia mivavaka amin'ny inona?
Fa ny sasany rehefa hiditra ny kianja dia toa ohatra ny manao marika tsy haihay izany? Sady tsy lakoroa no tsy fafy rano.....
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 10/07/2014 20:42
mamonjy1
(
18/06/2014 13:03)
Mankalaza ny Tompo be voninahitra aho.
Miarahaba isika rehetra.
MARO NY ZAVATEA HITA ETO @FIRENENA MALAGASY AN'ISANY ZANY NY FILAZANY RAMATOA FABIOLA ,ITY VAO GOAVANA ITY, MAHAKASIKA NY FILOHAM-P...
tohiny
novalian'i mamonjy1 ny 05/07/2014 20:16
