Boky nosoratan'i Joyce Mayer
1. Charoumeni
(
04/07/2014 09:16)
Bonjour daoly o
Iza aminareo no manana le boky nosoratan'i joyce mayer oe "mamela heloka" d aiza no mety ahitana azy.
Misaotra
Iza aminareo no manana le boky nosoratan'i joyce mayer oe "mamela heloka" d aiza no mety ahitana azy.
Misaotra
novalian'i rhaj0 ny 04/07/2014 16:55
2. rhaj0
(
04/07/2014 16:49)
i Joyce Mayer toa be mpitia sy be TSY mpitia.. (efa rereko). Raha ny hitako avy eto ohatra,
http://www.huffingtonpost.com, dia misy manakiana (mafy) ny fampianarany, fa raha mandehandeha eraky ny google ianao, dia ahita fa izy dia isan'ireo "televangeliste" izay "mivarotra" ny Gospel, ary dia tena manankarena tokoany moa izy @ izany.
Fa na izany na tsy izany, raha manainga ny aingam-panahinao ny lazainy dia ... izay izany.

3. rhaj0
(
04/07/2014 16:55)
wikipedia na eny @ gazety [size=9]= "$10 million corporate jet, her husband’s $107,000 silver-gray Mercedes sedan, her $2 million home and houses worth another $2 million for her four children," a $20 million headquarters, furnished with "$5.7 million worth of furniture, artwork, glassware, and the latest equipment and machinery," including a "$30,000 malachite round table, a $23,000 marble-topped antique commode, a $14,000 custom office bookcase, a $7,000 Stations of the Cross in Dresden porcelain, a $6,300 eagle sculpture on a pedestal, another eagle made of silver bought for $5,000, and numerous paintings purchased for $1,000 to $4,000 each," among many other expensive items – all paid for by the ministry.[/size]
Izany no ianaran-dry Mailhol sy izay hafa any dia ... ho ao koa ve ianao hanatavy ny kitapom-bolany? Eny azany kou...
Izany no ianaran-dry Mailhol sy izay hafa any dia ... ho ao koa ve ianao hanatavy ny kitapom-bolany? Eny azany kou...