Fivavahana, finoana
Maranatha
(
18/06/2014 10:25)
[color=blue]« Ary hitako fa indro nisy anjely iray koa, nanidina teo afovoan’ ny lanitra, nanana ny filazantsara hotoriana amin’ izay monina ambonin’ ny tany sy amin’ ny firenena sy ny fokom-...
suite
rhaj0
(
17/06/2014 17:59)
[url=http://www.biblegateway.com/passage/?search=1+Corinthians+7&version=NIV]1 Corinthians 7[/url] : "[i]I say this as a concession, not as a command[/i]."
concession synonyms: compromise, allowance, ...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 02/07/2014 12:37
endriny
(
17/06/2014 06:53)
Rehefa tsy mino ianao dia mandehana any amin'ny afobe,
Ho hitanao izany fa ho avy ny fotoana hitsran'ny lanitra anao,
Andriamanitra hamaly ny ratsy izay vitanao
Heloka ho an'ny taranaka aman-jafinao i...
suite
répondu par endriny le 02/07/2014 09:29
Maranatha
(
16/06/2014 06:25)
[color=blue]« Fa ny làlan’ ny marina dia tahaka ny fipoak’ andro maraina izay mihamavaza ambaram-pitataovovonan’ ny andro. » Ohabolana 4 : 18 [/color] Araho ny rohy http://mharanatha.blogspot...
suite
répondu par endriny le 17/06/2014 07:06
rhaj0
(
16/06/2014 03:08)
Tohin'ny resaka efa natao [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5347ff1f03b6c]tatsy[/url]
Tena eo am-pijerena ity fandaharana @ TV aho io [url=http://www.cbc.ca/passionateeye/episodes/mea-max...
suite
répondu par rhaj0 le 18/06/2014 17:49
mamonjy1
(
13/06/2014 17:12)
Bonjour tout le monde..
AMIKO ALOHA,NY POLITIKA=LAINGA....
suite
répondu par mamonjy1 le 20/06/2014 08:05
josiah
(
13/06/2014 02:56)
Fahotana ve ny manao masturbation? ...
suite
répondu par rhaj0 le 02/07/2014 18:29
endriny
(
12/06/2014 22:57)
Dia nandresy tokoa izy. Hay tsy ny olom-belona ihany no maminany fa na ny biby ihany koa aza. Ary raha izao no mitohy dia hiverina hijery vinavina avy amin'ny biby indray ny olona. Tamin'ny 4 taona la...
suite
répondu par hery le 14/07/2014 12:16
rhaj0
(
12/06/2014 12:32)
Tohin'ny efa noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m536ce831e2945]tatsy[/url]...
Ka ny ahy aloha ho'a, ny ataoko eto ho'a, dia ny hitafatafa virtoaly eto (tsy mila mamangy mihoana m...
suite
répondu par rhaj0 le 16/06/2014 15:34
Maranatha
(
12/06/2014 11:19)
[color=red]«Aza mety ho fitahin’ny olona akory ianareo; fa tsy ho avy izany, raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana, ka hiseho ilay lehilahin’ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana. »II Tesalonina...
suite
répondu par Maranatha le 13/06/2014 10:02
mamonjy1
(
12/06/2014 09:50)
Miarahaba isika rehetra indray ny tenako @Anarany jesosy ho voninahitran'ny Ray eo @zanaka.
Io indray ny lohahevitra dinihintsika androany,ka afaka mandray anjara daholo isika,na inona na inona,ny fi...
suite
répondu par toriteny le 18/06/2014 07:36
ANDRIAMENA45
(
10/06/2014 20:52)
STATUE VIERGE MARIE A VENDRE A PARTIR 50.000ARIARY , STATUE SACRE COEUR JESUS A VENDRE A PARTIR 20.000ARIARY . SELON LEUR TAILLE ....
suite
répondu par toriteny le 17/06/2014 07:24
bor2lais
(
10/06/2014 12:13)
Mba tena gravy koa raha ny voalaza eto ity no marina a :
=======
Tany moramanga 27 Mai 2014
- MATY ity zazavavy kely vao 6 taona rehefa narary mafy nefa tsy navelan'i ingahy milaza fa apostoly Marc T...
suite
répondu par rhaj0 le 23/06/2014 12:43
Maranatha
(
10/06/2014 11:52)
[color=blue]“Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin’ity vatolampy ity no ha-oriko ny fiangonako; ary ny vavahadin’ny fiainan-tsihita tsy haharesy azy.” Matio 16: 18[/color]...
suite
rhaj0
(
06/06/2014 18:16)
Namorona ity lohahevitra ity aho, mifameno @ lohahevitra ilany io, fa... indraidray rahefa "araka ny baiboly" ny lohahevitra tianareo ifanakalozana, dia lasa H.S izay hafa mivoana, nefany mba te-hanit...
suite
répondu par endriny le 17/06/2014 04:37
mamonjy1
(
06/06/2014 16:54)
Voninahitra Ho An'Andriamanitra,sy Jesosy Kristy ary ny Fanahy Masina.
Efa hatraminy ela no nandinihan'olo ny soratra masina momba ireo lohahevitra 4 ireo.
Kanefa,Tsy Mitovy Akory Ny Zavatra Lazain'o...
suite
répondu par mamonjy1 le 12/06/2014 16:10
Maranatha
(
06/06/2014 05:40)
[color=red]“Dia ampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy ary ny taranakao sy ny taranany: izy no hanorotoro ny lohanao, ary hianao kosa hanorotoro ny ombelahin-tongony” Genesisy 3: 15[/color]
[color...
suite
répondu par Maranatha le 10/06/2014 05:26
mamonjy1
(
05/06/2014 20:00)
HOAN' ANDRIAMANITRA ANIE NY LAZA SY NY DERA ARY NY VONINAHITRA MANDRAKIZAY.
MIARAHABA ATSIKA REHETRA INDRAY NY TENAKO.
Vaky saina isika matetika rehefa mandinika ny soratra masina,eny fa na dia manam...
suite
répondu par mamonjy1 le 06/06/2014 16:58
endriny
(
05/06/2014 14:14)
Toa fandatsana ny fahitako sy fandrenesako ny mpitondra fivavahana mitanisa ireo lazaina fa fahasambarana valo eo amin'ny mpino kristianina.
Faly ery ny fiangonana isan-tokony maka sary ireo olona mi...
suite
répondu par endriny le 11/06/2014 05:59
