Inona no tanjonao @ fandrosoana lohahevitra eto (2)
1. rhaj0
(
12/06/2014 12:32)
Tohin'ny efa noresahina tatsy...
Ka ny ahy aloha ho'a, ny ataoko eto ho'a, dia ny hitafatafa virtoaly eto (tsy mila mamangy mihoana mivantana vao afaky ny hitafatafa), mizara sy mandray hevitra...
Ka rahefa izany, raha toa ka ny m(if)amp(if)andaginina no atao eto, dia aleoko mihatakataka. Ohatra hoe tatsy izao ilay ranamana lasa "mivazavaza" (majuscule).. Tsy aritro, fa ny tena mampatsikaiky an'le izy, dia milaza ranamana hoe "MISAOTRA ANAO AHO TOMPO O,SATRIA NAMPANORATANAO NY TANAKO"... Dia "Izy" ve izany no "mampivazavaza" anao eto @ Forum eto ? aoka ho'a fa aza rohizinao @ ataonao sy lazainao sy soratanao ao foana i Izy...
Fa izay e.. rahefa mandeha eto @ internety eto hono, na Facebook io na Forum, na emailaka fotsiny akoriny aza, dia izao no anafatrafarako an-janako : vakio fanin-2 ny nosoratanao, ary alohan'ny andefasana azy, dia manontania tena hoe : afaka vakian'i Nenibe sy i Kotokely ve io soratanao io ?
ohatra hoe sary tsy maotina, ohatra hoe hafatra manitsaka ny lalAna/zo na lalan'ny fiaraha-miaina anaty fiaraha-monina tsotra fotsiny... ohatra hoe "vazavaza"...

novalian'i rhaj0 ny 16/06/2014 15:34
2. mamonjy1
(
12/06/2014 16:08)
AHOANA ARY TY TSY MAHAZAKA ONJAM-PIAINANA ITY...DE ATO INDRAY IZANY NO MANADIO TENA HOE: RY NAMANA (majuscule) hiihiiihiii.
Mampihomehy mihitsy anao ty ry endriny,za ara mba te hanao Majuscule fotsiny t@iny fa tsy tezitra zany akory...
Ka ianao ihany anie no niditra de voan'ny Sabatra roa lela avy eo eee.
Tenin'Andriamanitra anie ry se tsy mitsitsy zany ee, zany no mampahitsy azy io.
tsy nanompa anao aho,na naneso,fa teny nolazaina ihany,no nivaliako araka ny soratra masina,satria araka( ny baiboly no efa nofaritako tsara t@ ialay lohahevitra) de nampidirinao resaka hafa,hany ka voan'ny sabatra roa lela @zay....aza malahelo na dia izany,fa efa misy ny baiboly ka tsy azo foanany eee.
Ary resaka mahakasika io no tena tiko,fa tsy resa-poana izay tsy mamonjy ny aina akory.
Nefa Mahereza ihany fa homba anao anie ny tompo...
Amena.

3. 5laody
(
16/06/2014 15:16)
Salama Rhajo,
Mety raharaha tadiavina ihany ny anao indraindray (hevitro manokana io) raha ataonao ao amin'ny fivavahana finoana ny adihevitra, tokony hiomana ho voatoraky ny Baiboly ianao, indrindra moa raha ataona ilay somary miprôvôky kely iny ilay fanontaniana. Mankahery hatrany e!
4. rhaj0
(
16/06/2014 15:34)
RAhefa lasa "raharaha" ilay izy, na hoe, rahefa lasa "mampandaginina foana fotsiny", dia mety hihatakataka fotsiny aho kah... Fa ny takalo eto kosany dia sarobidy e... mba mampazavazava tsara ny ao an-tsaiko e... Ka mila manazava an-janako ihany aho tsinona ohatra...