FAHAFATESANA SY NY FIAINAN-TSIHITA, NY AFOBE SY PARADISA.Inona ireo Raha baiboly no jerena??
1. mamonjy1
(
06/06/2014 16:54)
Voninahitra Ho An'Andriamanitra,sy Jesosy Kristy ary ny Fanahy Masina.
Efa hatraminy ela no nandinihan'olo ny soratra masina momba ireo lohahevitra 4 ireo.
Kanefa,Tsy Mitovy Akory Ny Zavatra Lazain'olo,Sy ny Fanazavany.
Midika Ve Izany fa Lainga Ny Baiboly?Sanatria!!
Tsy ny soratra masina no samy hafa,Fa ny Hevitr'olombelona.
Ary tsy miantehitra @ Tompo izy ,Fa Mampiasa ny Fahaizany Manokana,ho Entiny Manazava ny heviny,Ka ampidirany Filozofia Avy eo,mba Handreseny Lahatra olona."Kolosianina 2:8"
IZANY ARY LAY VOASORATRA AO @ "Matio 15:6"Manao hoe: Foananareo ny Tenin'Andriamanitra noho ny Fampianarana voatolotra hoa Anareo.
FAHAFATESANA.NA FIALAN'AINA.
NAHAVERY HEVITRA NY OLO MARO NY MOMBA NY FAHAFATESANA,KA SAMY NANDINIKA ZAVATRA MARO ARAKA NY HEVINY IZIREO.
Milaza ohatra ny sasany fa Rehefa Maty ny olona Dia foana Tanteraka ny momba Azy.
Misy koa Milaza Fa Mifindra @planeta hafa,ka miaina any.
Ahoana ary ny voalazany baiboly?
"Genesisy2:7" Fa vovotany no Namoronany jehova An/tra Ny Olona ,Ary nofofoniny fofon'aina mahavelona ny vav'orony ka tonga olom-belona izy.
Mariho io teny io,fa ilay fofon'aina Mahavelona no nahatonga olombelona Miaina.
Inona ary io fofon'aina mahavelona io?Rivotra izy io..Ary tsy hita maso.
Io Ary no Amantarana Ny olom-belona,ka Raha lasa io Rivotra io de maty ny olona.
NY FAHAFATESANA ARY DIA FIALAN'NY FOFON'AINA=FANAHY.
SATRIA FOFON'AINA MAHAVELONA IO NO FANOMEZANA AVY @ILAY NAHARY,AFAHANY VATANA MIHETSIKA.ARY MAN-KAIZA ARY IO FANAHY IO,REHEFA MATY NY OLONA??
"Mpitoriteny 12:7" Fa ny vovoka de hiverina @vovoka ,fa ny fanahy kosa de Hiverina @An/tra Ilay Nanome iny."Matio 23:46"Hoy Jesosy Rehefa niala aina: Ray o apetrako eo Am-pelatananao ny Aiko.MAZAVA DE MAZAVA ARY IZANY TENY IZANY,FA TSY MILA AZAVAINA AKORY.
FIAINAN-TSIHITA.NA FIAINANA ANKOATRA.
INONA KOA IZANY HOE FIAINANA NEFA TSY HITA?
IZANY DE ARAKA NY FITENIN-TSIKA SASANY MANAO HOE:FIAINANA ANKOATRA.NA, LA VIE AILLEURS.@Fiteny Vahiny."Salamo9:17"Deoternomeo32:22"
ETO ARY DE EFA MANAMBARA NY BAIBOLY FA MISY FIAINANA ANY AN-KOATRAN'NY FAHAFATESANA.ARY TSY HITA MASO.MAZAVA ARY FA NY FAHAFATESANA DE TSY FIAFARANY FIAINAN'OLOMBELONA FA PASSAGE AFAHANA MITA @TONTOLO HAFA.
ARY IO FIAINAN-TSIHITA IO DE TSY NOFO AMAN-DRA NO ANY ,FA FANAHY.
ILAY FANAHY MIVERINA AMIN'ANDRIAMANITRA .
AHOANA NO FANDEHANY ZANY?
Goavana sady midadasika ny fiainan-tsita.Ny fanahy miverina Amin'Andriamanitra io de milaza fa misy zavatra atrehina any an-danitra rehefa Maty..(Fitsarana ara-panahy)
NY FITSARANA DIA FITSAPANA ANAO ETY AN-TANY,TESTE,NA HIVADIKA NA TSY HIVADIKA.AVELAN'ANDRIAMANITRA NY DEVOLY HIASA,MBA HAHITANY NA MIVADIKA ENAO NA TSIA.TOY NY NATAONY T@JESOSY,DE TOY INY KOA AMINTSIKA.ARY IZANY NO ANTONY IVOAHANY DIDIMPITSARANA ANY AN-DANITRA MOMBA NY AFOBE SY PARADISA.
AFOBE.NA FANAMELOHANA.
REHEFA NAHALALA NY TSARA SY NY RATSY NY OLONA DE NANJARY NIPOITRA NY SEZA FIANDRANANY SATANA,ARY IO NO MITONDRA FAISANA @ZANAK'OLOMBELONA REHETRA IZAY MANAIKY FEHEZINY.
EFA NANOTA NY RAY AMANDRENIN-TSIKA VOALOHANY,NANARAKA SITRAPONY SATANA.KA NANJARY MATY NY OLONA.
ARY FAHAFATESANA NO TAMBINY OTA IARAHA MAHALALA.
Inona kosa ary no Mahatonga ny afobe ,raha izany no fandehany?
olona manao ahoana no mankany,raha baiboly no jerena?
Ny fahotana voalohany nataony adama sy eva ny nahafaty atsika Satria voalazany baiboly fa efa voatsara ny Andriany nofo "jaona 16:11",kanefa ny fahotana izay ataontsika izao kosa no itsarana atsika Ankehitriny.
EFA VOATSARA TALOHA ARY NY NOFO..AHOANA KOSA NY FANAHY?
EFA MISY DIDI MARO NAVOAKA NO ITSARANA AZY IO.KA IZAY FANAHY MANOTA AMIN'IREO DIDIN'AN/TRA NO MANKANY @AFOBE.ARY FIJALIANA NO ANY.
AIZA NO MISY AZY IO?ANY @FIAINAN-TSIHITA NO AHITANA IO.SATRIA TSY HITAN-TSIKA OLOMBELONA IZY IO.FA NY OLONA MATY NO MANKANY.
MANAIKY AHO,FA MISY NY AFOBE ANY @FIAINAN-TSIHITA ..
JESOSY DE NITANTARA NY FIJALIANY OLONA ANAKIRAY , HOE LAZAROSY SY MPANANKARENA."lioka16:23" Tsy niteny akory jesosy teo fa hanao fanoharana aho,fa nitantara zava-nisy izy teo.
IRETO DAHOLO NY ANDINY MAHAKASIKA NY AFOBE.
Matio3:12.
Matio13:4.
Matio13:40-42.
Matio18:9
Matio22:24-32.
Matio25:30,41.
Marka9:47,48.
Jaona3:36.
Deotornomeo32:22.
Daniela12:2.
Apokalipsy20:14.
Apokalipsy14:21.
Tsy izy rehetra akory io,fa ampy ho saintsainina angamba hoy aho.
Satria efa maro ny olona Mampianatra lainga,mba hahavery hevitra ny maro,ka ahatonga azy tsy hifady ny ratsy satria ataony fa tsy misy ny fanamelohana ka variana ny olona.
NY PARADISA.NA FIAINAM-PASAMBARANA.
Ny paradisa de lazain'olona fa eto an-tany,ary misy milaza fa 144.000 ihany no akarina.
Ahoana ho izy ny baiboly.?
Ekena fa voasoratra ao @baiboly ny hoe 144.000,Ary israely no voalaza momva io,kanefa de misy vahoaka betsaka koa mitana sampanan-drofia avy t@fahoriana lehibe,miakanjo akanjo fotsy lava.Midika izany fa Misy andiany roa ny mpandresy.Israely sy ny jentilisa."Apokalipsy7:4"Apokalipsy7:9"
Hoy koa jesosy t@ilay jiolahy,hihaona amiko anao anio ,any am-paradisa"lioka23:43"
Any an-danitra ary no misy azy io fa tsy eto an-tany."2korintianina12:4"
Hatramin'izao de lazainy baiboly mazava tsara ny fisiany paradisa ara-panahy any an-danitra."1Tesalonianina4:17"
Romanina6:23.Fa ny fahafatesana no Tambiny ota fa fiainana mandrakizay ny fanomezana avy @ilay nahary."1 jaona 5:11"
Jesosy koa de nikaza fa mba tiako mitoetra amiko izay nomenao aho "jaona17:24"Midika izany fa Manana an'kristy ao am-pony dieny mbola eto an-tany ny olona,ary Raha tsy mivadika izy ireo de mitohy any an-danitra izany.
Ary Maro ny Fitoerana Izay paradisa any an-danitra,hany ka nilaza i jesosy Fa handeha hamboatra fitoera ho anareo aho,fa manana fitoerana Maro ny Raiko."Jaona14:2".
AMENA.
[quote=mamonjy]Nasiako andinin-teny maro momba ny afobe,hoa an'i namana( endriny ) Manokana,satria nangataka momba io izy t@Dinika Taloha .

novalian'i mamonjy1 ny 12/06/2014 16:10
2. endriny
(
07/06/2014 05:39)
Fa ny fanontaniana dia hoe aiza no misy ny lanitra? Sa hoe ilay habakabaka manga madio toa vatonakoho no atao hoe lanitra sy paradisa?
3. mamonjy1
(
07/06/2014 09:50)
endriny:
Fa ny fanontaniana dia hoe aiza no misy ny lanitra? Sa hoe ilay habakabaka manga madio toa vatonakoho no atao hoe lanitra sy paradisa?
Mba Hamaliako ny fanontanianao,De Aleoko Tsy hiantehitra @teniko Aho,Fa hitodika @Zay Voalazany Soratra Masina,Hoe Aiza no Misy ny Lanitra ,Sy ny Paradisa??
"Apokalipsy21:1"ARY NAHITA LANITRA VAOVAO SY TANY VAOVAO AHO FA EFA LASA NY LANITRA TALOHA SY NY TANY TALOHA,ARY TSY NISY RANOMASINA INTSONY"
Raha ny lanitra ary no jerena manoka eto de midadasika be,Ary na hiandrandra aza ianao,tsy Hahita ny Farany.Ary io lanitra hitanao Ankehitriny io De hafa io,Ary lazainy baiboly hoe: lanitra Taloha io ,Izay satana no Andrianany"Lioka 4:6" ,satria Izy no manome pouvoir ilay bibidia=Filoham-pirenena"Apokalypsy13:4".
Ary misy Lanitra Hafa vaovao koa Zay Itoerana Fahamarina."2Petera3:13"
Ny Lanitra Ary De midadasika sady Ambony Raha ny Tena Marina,Ary izany No iaviany Ohabolana Malagasy hoe:RY AMBANY LANITRA.SATRIA MANAIKY NY TOERANA MISY AZY ISIKA.
HO IZY NY SORATRA MASINA MANAO HOE:"Ny Lanitra No seza Fiandranan'An/tra ary Ny tany No Fitoeran-tongony"Asa 7:49.
HITA ARAK'IZANY FA AMBONY NY TOERANA MISY NY LANITRA, ARY TONTOLO HAFA MIHITSY,NY LANITRA VAOVAO.
AIZA KOA HOY IZY ANAO NO MISY PARADISA.?
VAKINTSIKA TOY IZAO AO @BAIBOLY"Mahalala olona anankiray ao @kristy aho, tokony ho efetra ambinifolo taona lasa izay,na tao @tena na tsy tao @tena ,tsy fantatro,Fa An/tra no mahalala,Ary nakarina ho any @lanitra fahatelo izy.Ary nahalala io olona io aho,Na tao @tena ,Na tsy Tao @tena tsy Fantaro fa An/tra no Mahalala,Fa nakarina ho any @Paradisa izy,ka Nandre teny tsy azo Tenenina Sady tsy tokony holazain'olona."2korintianina12:2,3"
LANITRA FAHATELO ARY NO VOALAZA ETO FA MISY ILAY PARADISA,ZANY HOE LAY LAY LANITRA VAOVAO ITOERANY FAHAMARINA.
4. rhaj0
(
07/06/2014 11:24)
endriny:
Fa ny fanontaniana dia hoe aiza no misy ny lanitra? Sa hoe ilay habakabaka manga madio toa vatonakoho no atao hoe lanitra sy paradisa?
Efa noresahina tatsy ny Lanitra, dia eto, http://universesandbox.com/, ao ianao afaka manandrakandrana ary mety ahita tsara ny @ hoe ahoana izany Lanitra (raha hoe izay ao ambonintsika raolombelona dia atao hoe "lanitra")
5. endriny
(
07/06/2014 12:47)
Ny fahalalako azy mantsy leiretsy, raha ny fivavahana mifototra amin'i Abrahama no resahina, dia ny ry zareo namaritra ny lanitra ho toerana mamiratra toy ny volamena, misy vehivavy virjiny sy farihy ranom-boaloboka, ary miys ahy maitso ambenan'ny anjely.
Io no namaritan'i Abrahama ny lanitra, raha mbola ilay lanitra nofaritany ihany no lanitra ankehitriny a. Izany hoe ireo zavatra mba nirian'ny Israelianina hiainana nandritry ny fivezivezena teny an'efitra, ary mifototra indrindra amin'ny fanomezana tombon-dahiny ho an'ny lehilahy teo amin'ny fiarahamonina.
Fa mety hoe miova manaraka ny sivilizasiona sy ny tekinaolojia ihany ilay atao hoe lanitra, satria ny olona ihany mamaritra ny atao hoe lanitra sy ny fiainan-tsy hita.

6. rhaj0
(
09/06/2014 03:02)
endriny:
Ny fahalalako azy mantsy leiretsy, raha ny fivavahana mifototra amin'i Abrahama no resahina...
Tsara tokoany ny nampatsiahivan'i Endriny fa samy miandrandra an'i Abrahama ny Jiosy, sy Kristiana ary Moslimo, izany hoe ... raha Abrahama no iraisany, dia ... "tokony" iraisany koa ny A/tra (an'i Abrahama). Vao eto indray izao dia manamafy ny mpandinika fa A/tra iraisana ny azy telo tonta ireo, ary mitatitra avy ao zareo fa misy ihany ireo olombe isan-tokony (ny Papa ohatra) manamafy izany.
Ka raha iraisana Izy, dia raha ny fiheverako azy aloha, dia ireo resaka (concept) hafa manaraka ny Fivavahana koa tokony iraisana, ary arak'i Abrahama (izay NobitsihaNY) ... Kanefa moa toa mifanipaka izany ireto 3 tonta ireto @ resaka hafa isan-karazany taty aoriana, anisan'izany ny Lanitra..
Ka dia miombo-kevitra @ Endriny aho fa "ny olona ihany mamaritra ny atao hoe lanitra sy ny fiainan-tsy hita."
7. rhaj0
(
09/06/2014 18:39)
Ka dia eto izany dia mifandraika @ voadinika tatsy ihany koa, ka hoe, ny "olona" ihany no mamaritra hoe iza no mitahy na tsia. Ka dia eto koa torak'izany : ny "olona" fa tsy "Izy" no mamaritra.. raha tsy izany ve tsy efa nitovy ny tadin-dokanga... (ary fa maninona azany AvelaNY tsy hitovy ny tadin-dokanga...)
8. mamonjy1
(
10/06/2014 04:28)
rhaj0:

Azafady Aminao Ry namana Rhaj0 , Fa Nataoko Ity lohahevitra ity,Mba hitodihana @baiboly Manokana,Araka ny Teny izay idirantsika hoe:Fivavahana ,Finoana.
Ekeko fa Samy manana finoany ny tsirairay,Ary tsy manery Anareo Hino Akory Aho, fa Manambara
Izay voasoratra,Tahaka ny Nanambaran'ireo mpianatra fahiny.
Ka aoka isika tsy hanao valinteny tsy mifanaraka @lohahevitra izay napetraka,fa hamaly araka izay voasoratra.
Hoy ianao hoe:ny olona fa tsy (izy) no mamaritra.
Niezaka mihitsy aho @ireo teny izay nisoratako,Ary tsy notohanako t@hevitro,fa nataoko nisy andininy daholo,mba tsy hieritreretanareo,fa izaho no manamarin-kevitro.kanefa lazainao ihany hoe izaho no miteny.
Tsy izaho no Miteny,Fa ny teny no nampanoratra aho.
Mankasitraka,sy Misaotra ny Teny Aho,Fa izy No Nohariana ny zava-drehetra Ary ho azy izany.
Ary manontany enao fa maninona no tsy mitovy ny tadin-dokanga?,Raha izany ny fanontanianao,de Hanontany anao koa Ahy,fa avy taiza no nihavianao?
9. rhaj0
(
10/06/2014 13:20)
mamonjy1:
Hoy ianao hoe:ny olona fa tsy (izy) no mamaritra.
(..)
Tsy izaho no Miteny,Fa ny teny no nampanoratra aho.
Ny "olona" tiako lazaina dia TSY ianao (velively), fa ireo "olona" nametraka an-tsoratra tao anaty Torah/Baiboly/Quran ireo rakitsoratra antitra hitany t@ fotoan'androny. Aleo avahako hoe "olombe-taloha" azany ireo.
Ka raha ny fahazoako azy, dia ireo olombe-taloha ireo, avy @ Finoana 3 tonta, no "namaritra" ny hevitra (concept) isan-karazany araka ny "fandraisany" (interpretation-ny) azy t@ fotoan'androny. Ary izay fandraisan'izy olombe-taloha tsirairay izay dia "samy hafa", ka lasa "samy hafa" koa ny nampianariny sy ny lasa "inoana" aty aoriana.
Takatrao tsara fa samy hafa ny hevitra (concept) Lanitra, ohatra, eo aminao Kristiana sy ny an'ny Moslimo.
Dia nefa samy A/tr'i Abrahama no handrandrain'ny rehetra.
10. rhaj0
(
10/06/2014 13:53)
mamonjy1:
Fa Nataoko Ity lohahevitra ity,Mba hitodihana @baiboly Manokana...
Io indray re ry Mamonjy1 dia tsy afaky ny manao toa ny taloha-tsy-nipataloha intsony kosany, ka hoe mihidy ao @ vohitrakeliny ao raolona, dia izay lazain'i mopera/pasitera sy izay ao anatin'ilay boky tokana ao dia izay ihany ary izay fotsiny foana ihany. Efa misokatra ito ny interinety (sy ny saina) ary dia afaka vabahana daholo ny manodidina ilay boky-tokana sy izay any rehetra any.
Ka mivoana aho ve ry Mamonky1, raha ohatra ka mampiainga ny resaka avy @ Abrahama (ao anaty Baiboly araka ny itiavanao ny loha-hevitra), ary manitatra azy @ ireo Finoana hafa (Jiosy sy Moslimo) izay miainga avy @ Abrahama koa ?
Fa raha manontany ahy ianao hoe, "avy taiza no nihavianao", dia tsy azoko tsara.. avy tany Madagasikara ? Sa hoe tany Analamahitsy ? tsy azoko..
Fa raha afaka valianao ny fanontaniako : "maninona no tsy mitovy ny tadin-dokanga eo @ Jiosy/Kristiana/Moslimo, raha ny hevitra (concept) Lanitra ohatra, nefa dia A/tra iray, dia ny A/tr'i Abrahama, no iraisana?"
11. mamonjy1
(
10/06/2014 21:19)
rhaj0:
Fa raha afaka valianao ny fanontaniako : "maninona no tsy mitovy ny tadin-dokanga eo @ Jiosy/Kristiana/Moslimo, raha ny hevitra (concept) Lanitra ohatra, nefa dia A/tra iray, dia ny A/tr'i Abrahama, no iraisana?"
Eny ary ee,Atao ahoana moa fa,hamaly ihany aho.Na dia tsy io aza no lohahevitra dinihina eto.
Satria Nampahafantariko teto ny Toko sy andininy ,de milaza enao fa tsy mitovy ny Tadin-dokanga,sy An/tran'olo. Aleo iteny tsy mampiseho Andininy ary aho,Raha izany no mety aminao,kanefa teny Avy ao ihany no ilazaiko satria tsy manana fahalalana aho,fa Andriamanitra no heriko sy fahalalako.
ZAO ARY:
MISY ANDRIAMANITRA MARO...,ARY MISY TOMPO MARO...,KANEFA IRAY IHANY NO TENA AN/TRA, DIA ILAY NAHARY NY ZAVATRA REHETRA T@ALALANY TENY.
T@VOALOHANY,T@ANDRO FAHINY DE NIAVAKA TSARA NY MPAMINANY SANDOKA SY MPANOMPO SAMPY,FA ANKEHITRINY KOSA DIA NIOVA NY ZAVATRA REHETRA.MISEHO AMIN'NY ENDRINY FIVAVAHANA NY FANOMPOA-NTSAMPY,ARY NA NY MPIMASINA AZA DE MISEHO @ALALANY FIVAVAHANA,RAHA TSY IZANY DE TSY MAHAZO OLONA HONO.
ZAY ARY LAY VOALAZANY BAIBOLY HOE:MARO NO HO AVY @ANARAKO.
Idirako tsirairay @zay lay hoe:Iza daholo no andriamanitran'ireo olona milaza fa mpivavaka.
Tsy milaza akory aho eto fa diso izireo,satria dia iharam-pitsarana daholo ny rehetra,fa tiko fotsiny nyhilaza @nao fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka ,toy ny sabatra roa lela.
NOHO IZANY:
EFA NILAZA MIALOHA NY SORATRA MASINA,FA HO AVY NY FOTOANA TSY AHAZAKAN'OLONA NY FAMPIANARANA MARINA KA HANGIDY NY SOFINY KA HIVILY @FAMPIANARANA ANGANONGANO.
EFA HITA MASO MIHARIHARY IREO ZAVATRA IREO ANKEHITRINY.
HANY KA MILAZA NY SASANY,FA TSY ILAINA JESOSY FA YESHOA IHANY.TSY YESHOA FA JEHOVA IHANY.
HOY NY SASANY TSY ILAINA YESHOA,FA ALLAH IHANY.
SASANY KOA MILAZA FA,ADONAY IHANY.ENY YAVEH IHANY KOA HOY SASANY,HOY SASANY KOA TSY JESOSY MATY 3 ANDRO FA ANTSASAKY HERINANDRO.
EFA ATAONY SATANA MIHITSY ZAY HAHATONGA OLONA HO FANINA,
NY ZANAHARY SY NY RAZANA IHANY,HOY NY SASANY.
TSY AFAKA NY HANADISO IREO AHO AKORY,ARY SANATRIA,FA NY SABATRA ROA LELA NO MAMELY AZY ,HANY KA MITARAINA IZIREO.
TSY MISY MAHAFATANTRA NY TENA FANONONANA NY ANARAN'ANDRIAMANITRA ANEFA RAHA NY TENA MARINA,SATRIA LITERA 4 NO HITA T@ SORATRA HEBREO FAHINY Y.W.H.W. Ary tsy mety hay mazava tsara ny fanononana azy satria tsy misy zanatsoratra.
Hany ka miezaka mandika azy io ny olona maro,ary asiany zanatsoratra ahafahany manonona azy.
FA AMIKO MANOKANA DE ZAVA-DEHIBE NY ANARAN'ANDRIAMANITRA.KANEFA AMINY FANAOVANA NY SITRAPONY NO ANAJANAO AZY.NY ISRAELY FAHINY ANIE DE NANONONA NY ANARAN'ANDRIAMANITRA REHEFA NAHITA LOZA T@FIODINANA E, ARY NAHAFATANTRA MIHITSY NY FANONONANA AZY IO.KANEFA NOLAVINY TOMPO IHANY,SATRIA FENO RAN'OLONA NY TANANAREO HO IZY.
TSY NY FAMPIASANA ANARANA ISAN-KARAZANY ARY NO ZAVA-DEHIBE,FA FANARAHANAO NY SITRAPONY.
MBOLA TSY MITENY AKORY ISIKA DE EFA FANTANY NY AO AM-PONTSIKA.MIHAINO VAVAKINY MARINA IZY,FA TSY HENOINY KOSA NY AN'Y MPANOTA RAHA TSY MIOVA.
AVY TAIZA NO NIDIRANY, FIVAVAHANA MARO AN-KEHITRINY?
AVY T@ TSY FANKATOAVANA IHANY,FITONDRAN-TENA TSY MENDRIKA,NO NAMPANDOSITRA NY FAHAMARINANA.HANY KA TSY FANTANY AKORY ZAY ATAONY,ARY MANAMARINTENA IZY,ARY IZANY NO MAHADISO AZY.TIA FITOERANA AMBONY IZY,IZANY NO NAMPIETRENA AZY.
LASA MATY ARY NY FANAOVANJIRONY,HANY KA MADEHA @MAIZINA IZY,KA MIANJERA.ARY NY FANJAKANY MAIZINA NO MITOETRA AO.
MISAOTRA ANAO AHO TOMPO O,SATRIA NAMPANORATANAO NY TANAKO.
AMENA.
12. rhaj0
(
11/06/2014 12:44)
mamonjy1:
MISY ANDRIAMANITRA MARO...,ARY MISY TOMPO MARO...,KANEFA IRAY IHANY NO TENA AN/TRA...
Ka dia ny A/try ny Kristiana ve no "tena izy" sa ny an'ny Moslimo sa Jiosy? Ny A/tr'iAbrahama sa ny taty aoriana? Ny A/try ny Protestanta sa Katolika?
Dia tsy takatrao ve fa samy milaza ny Azy ho "tena Izy" daholo anie izy izany e... ianao anisany...
Fa dia averiko kely indray ny efa noresahina tatsy sady ampiako kely)...
Io indray ry Tefigasy sy Mamonjy1 dia tena mila maka recul kely ianao namana rahefa mitompo-teny fantatra hoe:
- rahefa "ianao" no manao, na milaza, (araka ny takatry ny sainao) dia lazainao fa Izy no "nitondra" anao ho @ izany, na "nampanoratra" anao
- rahefa "izaho" no manao (araka ny takatry ny saiko) dia lazainao hoe "manao izay saim-patany fotsiny ihany...", na hoe, rahefa "tsy takatrao" ny "takatry ny saiko" dia anaovanao kapo-batana ho "tsy tena izy", sns...
13. mamonjy1
(
11/06/2014 13:25)
rhaj0:
mamonjy1:
MISY ANDRIAMANITRA MARO...,ARY MISY TOMPO MARO...,KANEFA IRAY IHANY NO TENA AN/TRA...
Ka dia ny A/try ny Kristiana ve no "tena izy" sa ny an'ny Moslimo sa Jiosy? Ny A/tr'iAbrahama sa ny taty aoriana? Ny A/try ny Protestanta sa Katolika?
Dia tsy takatrao ve fa samy milaza ny Azy ho "tena Izy" daholo anie izy izany e... ianao ...
Azafady,kely Ry namana rhaj0,fa vakio daholo ny soratra Masina de ho hitanao mazava tsara ny An/tran'iza no tena Marina.
Niezaka ihany manko aho,Nanazava, tsy t@hevitro Manokana anefa, fa Teny Avy t@baiboly.Ary Napetako ny toko sy andininy,fa nolavinao izany,ary Nampiditra hevitra tsy mifanaraka @Lohahevitra ianao avy eo,Hany ka novaliako ihany Ary tsy nasiako andininy satria fantako fa tsy ilainao izany,kanefa teny avy tao ihany no nalaiko,ary ny Teny dia tsy natao ho ahy irery,fa an'olona rehetra.
Raha tsy miposaka aminao Ary ny fahazavany Teny izay lazaiko Ary Ny Teny izay naniraka aho,izay Rantsatanan'Andriamanitra mihitsy de Anao zay,fa efa nanambara aho.
Fantako ,fa samy milaza azy ho marina daholo ,ny fivavahana maro,kanefa tsy ilaina ny manamarin-tena toy izany,Ary tsy ilaina ihany koa ny manadiso olona,fa mbola hotsaraina isika rehetra,ary teny izay aloakany vavanao ihany no itsarana anao.
Izaho,izay nanambara t@nao ,dia vovoka sy kankana,Ary tsy zokiny fa zandriky indrindra,ary tsy mpanankarena,fa mahantra indrindra.Ary tsy hendry fa adala indrindra,Tsy Marina fa mpanota indrindra.Hoy izy anao hoe :Anisany koa ianao,de lazao amiko amin'ireo Teny izay nolazaiko ary hoe,aiza amin'ireo no anamarinako tena?????
14. rhaj0
(
11/06/2014 14:16)
Ny tiako tsindriana fotsiny dia hoe, TSY mivoana ny resaka, fa mampazava ny lojika.
Raha hoy ianao hoe "MISY ANDRIAMANITRA MARO", dia ... misy koa izany, rahefa atao ny kaonty, ny hevitra (concept) "MARO" momba ny "fahafatesana, fiainan-tsi-hita, afobe...".
Efa navoitran'i Endriny teo ohatra ny an'i Abrahama... izay mety tsy tiatian'ny sasany (na ianao?)... fa ilay "concept" any @ lahatsoratra hafa no tiatiany...
Izany hoe, raha ny fahatakarako azy, ilay hoe "raha ny Baiboly no jerena" dia, raha ny marimarina kokoa, dia "raha ny Baiboly no jerena fa ao @ fandraisanao-manokana azy, na ao @ tiatianao azy".
Dia rahefa tsy ao @ izay anao izay ny resaka atao (na ataoko) dia lazainao fa H.S.. na tsy tena izy ...

15. mamonjy1
(
11/06/2014 15:39)
Mba omeo teny avy ao @baiboly izay tena izy ary aho raha izany no fandehany,satria baiboly no nofaritako @ lohahevitro,fa tsy handa mihitsy aho raha avy ao no akanareo azy.
satria manko,efa notsindriko tsara @ilay lohahevitra fa,Raha baiboly no jerena de inona??Mazava izay.Ary tsy namoaka Rakitra avy tato am-poko aho,fa ny tao no nolazaiko.Raha nampiasa doctrine,na filozofia aho de mety ho marina zay voalazanao,
kanefa ny tao ihany no naveriko,.Tsy nampiko,ary tsy nanalako.Satria ny Tenin'Andriamanitra de Mazava,Ary tsy mila Azavaina fa ny Manambara ihany no azony olona atao.Ary tsy araka izay fihevitro akory no nambarako teto,fa araka zay voasoratra ihany.
Aoka ary ianao,rehefa tsy nahita teny izay iampangana ahy,mba hamaly,araka ny lohahevitra,fa tsy manontany zavatra hafa ,izay tsy anatiny lohahevitra akory,fa hodihina @Toko manaraka ny hoe:Mitovy ve ny An/tra zao tontolo zao.
Ary arahina andininy koa io.
Amene.

16. rhaj0
(
11/06/2014 16:28)
Tsy manana teny avy @ Baiboly aho, satria tsy haiko sady tsy tiako ho hay koa ny mandalina izany, satria tsy ho vitako ny mitsindroka teny ao toa ny mitsindroka voninkazo, satria mihevitra aho fa lasa fandikako azy manokana (interpretation personnelle), na koa fandikana maika (superficielle) na ara-baki-teny no betsaka ho ataoko, ary indrindra koa, satria tsy hoe tantaran-jaza no horesahina fa zava-dalina.
Ny Baiboly koa, raha ny fahatakarako azy, efa naverimberiko teto ihany, dia raki-tsoratra natambatry ny olombe t@ fotoan'androny, avy tamina raki-tsoratra antitra hitany. Izany hoe ireo olombe-taloha ireo no nanasivana ny resaka voapetraka ao anaty Baiboly (hita taratra @ nolazain'i Maranatha teo, fa misy ny original, ary misy io misy io)
Fa kosa, ny resaka efa nopasohana sy nohalalinin'ny mpandalina, izay mahalala ny tsipitipitiny, ny Tantara sy context sns... no jereko...
Ohatra izao, afaka miainga @ Wikipedia aho eto : Heaven... (ho tohizana)

17. mamonjy1
(
11/06/2014 17:56)
NOHO ZANY DE AOKA TSY HANAMELOKA OLONA,NA HANAMAIVANA NY FINOAN'OLONA IANAO,FA TSY NANERY OLONA TSY MAINTSY HINO AKORY AHO,FA NANAMBARA.
MIDIKA IZANY FA MANAJA NY SAFIDINY TSIRAIRAY AHO.
KA TOKONY MBA HAJAINAO KOA NY AHY.
ARY RESAKA BAIBOLY NO TETO,KA REHEFA TSY MAHAKASIKA NY TIANAO,DE AZA MIDITRA.
MISAOTRA ANAO AHO.
MIDIKA IZANY FA MANAJA NY SAFIDINY TSIRAIRAY AHO.
KA TOKONY MBA HAJAINAO KOA NY AHY.
ARY RESAKA BAIBOLY NO TETO,KA REHEFA TSY MAHAKASIKA NY TIANAO,DE AZA MIDITRA.
MISAOTRA ANAO AHO.
18. rhaj0
(
11/06/2014 19:15)
[size=8]Rahefa majuscule hono ny soratana @ forum dia... "mivazavaza" no dikan'izany.. Ka raha mampatezitra ny atao(ko) eto dia.. ialako tsiny fa dia aoka re, fa dia aleo aho izany hihatakataka @ ity lohahevitra ity [/size]
19. endriny
(
12/06/2014 09:41)
mamonjy1:
NOHO ZANY DE AOKA TSY HANAMELOKA OLONA,NA HANAMAIVANA NY FINOAN'OLONA IANAO,FA TSY NANERY OLONA TSY MAINTSY HINO AKORY AHO,FA NANAMBARA.
MIDIKA IZANY FA MANAJA NY SAFIDINY TSIRAIRAY AHO.
KA TOKONY MBA HAJAINAO KOA NY AHY.
ARY RESAKA BAIBOLY NO TETO,KA REHEFA TSY MAHAKASIKA NY TIANAO,DE AZA MIDITRA.
MISAOTRA ANAO AHO.
Fa angaha kosa teny tsy valiana sa baiko sy toriteny no atao eto fa tsy ady hevitra akory? Forum ange ity e... Dinika no atao eto, ka samy mitondra ny fomba fijeriny daholo... Izay tsy mandala ny baiboly afaka milaza ny heviny koa...
20. Tefigasy
(
12/06/2014 09:48)
hihihi, naka loupy mihitsy aho namakiana ny soratra sasany tato, aza mora-miakatra sy mora midina fa sao hahitan-doza eo e !