FAHAFATESANA SY NY FIAINAN-TSIHITA, NY AFOBE SY PARADISA.Inona ireo Raha baiboly no jerena??
21. mamonjy1
(
12/06/2014 09:57)
Araka (NY BAIBOLY)no efa nofaritako @lohahevitro.Mazava angamba izay ry endriny,FA tsy nisy sahy niditra moa ry zareo mpandalina baiboly ka..atao ahoana moa...
FA AZA KIVY RY TEFIGASY FA EFA MISY LOHAHEVITRA HAFA MISOKATRA HOAN'I FINOANA REHETRA,NA TROMBISTA AZA IANAO ,NA INONA,KA MBA TONGAVA EE.
MANASA NY REHETRA KOA AHO..
FA AZA KIVY RY TEFIGASY FA EFA MISY LOHAHEVITRA HAFA MISOKATRA HOAN'I FINOANA REHETRA,NA TROMBISTA AZA IANAO ,NA INONA,KA MBA TONGAVA EE.
MANASA NY REHETRA KOA AHO..
23. mamonjy1
(
12/06/2014 10:39)
Mbola tsy mifarana akory anie ity dinika ity eee,fa nohon'ny tsy namaliany mpino baiboly no saika hampifarana ny raharaha,Ary fantako fa tsy kivy mihitsy anao.
Arosoy avy hatrany ary ny Anao.
Momba ireo lohahevitra ireo ,Raha baiboly no jerena .
Arosoy avy hatrany ary ny Anao.
Momba ireo lohahevitra ireo ,Raha baiboly no jerena .
24. endriny
(
12/06/2014 11:05)
Ka reraka ilay mpino koa...
Lava loatra ilay toriteny sady mampatahotra be..
Lava loatra ilay toriteny sady mampatahotra be..
25. Tefigasy
(
12/06/2014 11:48)
mamonjy1:
Mbola tsy mifarana akory anie ity dinika ity eee,fa nohon'ny tsy namaliany mpino baiboly no saika hampifarana ny raharaha,Ary fantako fa tsy kivy mihitsy anao.
Arosoy avy hatrany ary ny Anao.
Momba ireo lohahevitra ireo ,Raha baiboly no jerena .
Tsy voatery handray anjara foana anie e, tsindraindray mba mijerijery sy mamakivaky fotsiny fa tsy misy fotoana, tsindraindray mba mamaly sy mizara, sady aleo mba omena sehatra koa ny sasany e, manjary tapina foana ny daomy hoy ny fitenenana izay rehefa ...... hihihihihi