Lisitry ny lohahevitra
Adin'ny iray | Adin'ny 5 lasa | Iray andro lasa | Dimy andro lasa | Mihoatra |
Lohateny | Hafatra | Niova farany | |
---|---|---|---|
Dia rehefa tena hitady namana akaiky kokoa ianareo dia ity forum ity ampiasaina. Ato ihany koa valiana. Raha misy mariazy raikitra na zaza teraka dia mba ampidiro amin'ilay hoe Vavolombelona :) Natao ho an'ny mitady namana ihany ity lohahevitra iray ity. Raha azo atao dia mba mametraka solonanarana hahafahan'ny namana mamaly anao. |
36157 |
ny 22/Apr/2018 05:51 hoy herosjordin |
|
Tsy nataoko hoe zava-kanto satria malalaka be izany. Eto no hanaovanao ny resaka momba ny artista sy ny hirany.
|
28612 |
ny 21/Apr/2018 12:46 hoy tsivery2017 |
|
Nosokafana manokana ho an'ny Diaspora malagasy. Ahitanareo izay mety ho resaka azo atao momba ny gasy any andafy. |
15328 |
ny 20/Apr/2018 14:56 hoy aldien |
|
Eto no ametrahanareo lahatsoratra, eritreritra, zavatra tianareo hozaraina amin'ny namana.
|
53885 |
ny 24/Apr/2018 15:20 hoy ora |
|
Fahampalalam-baovao sy torohevitra ary dinidinika momba ny fahasalamana. Raha misy dokotera ato amin'ny namana dia isaorana manokana amin'ny fandraisana anjara ato amin'ity dinika iray ity.
|
22264 |
ny 17/Apr/2018 12:02 hoy bichette |
|
Eto no ifampidinihan'ireo efa ray aman-dreny momba ny fanabeazana ny zanany. Na koa ho an'ireo izay manabe tanora.
|
7307 |
ny 23/Feb/2018 19:40 hoy mirananirina |
|
Dinika sy adihevitra momba ireo taranja rehetra @ fanatanjahantena. Ny fitantanana sy ny ministera sy izay spaoro rehetra.
|
7198 |
ny 29/Mar/2018 09:27 hoy davidduke |
|
Nanaovana lohahevitra manokana ny fety sy lanonana mety hihaonan'ny namana. Raha manana hetsika na fety mety hihaonana ianareo dia ampidiro ato.
|
19573 |
ny 08/Oct/2017 21:23 hoy mirananirina |
|
Ireo tora-po ara-piarahamonina. Olana sy vahaolana. Fisehoan-javatra andavanandro azo zaraina amin'ny namana.
|
21864 |
ny 09/Apr/2018 21:53 hoy rakotobriac |
|
Resaka momba ny fiarakodia. Ho an'ireo mpitia fiara-kodia. Fizarana traikefa. Vahaolana teknika. Fanovana na fanamboarana fiarakodia. Vaovao momba ny fihaonan'ny mpitia fiarakodia.
|
2829 |
ny 27/Sep/2017 15:45 hoy Sero |
|
Toerana hametrahana ny firariantsoa ho an'ny namana nahazo fahasoavana, tonga tsingeritaona nahaterahana, fifankaherezana amin'ny sarotra. Eto ihany koa no hifampiarahabana amin'ireo namana vao tonga.
|
4877 |
ny 23/Sep/2017 08:52 hoy alexandra32 |
|
Tsy haiko izay iheveranareo ny atao hoe fitiavana sy ny vokany. Fa raha manana hevitra momba izany ianareo dia tongava ato.
Ity lohahevitra ity dia mety misy zavatra tsy ho zakan'ny zaza tsy ampy taona. Noho izany dia sakanana mafy tsy hamaky ny zavatra ato ireo latsaky ny 15 taona.
Tsy tompon'andraikitra amin'ny fanafintohinana mety hitranga ho an'ireo izay mamaky ny dinika ato ny mpitantana.
|
72688 |
ny 20/Apr/2018 12:01 hoy lhomme |
|
Mazava ho azy ny lohateny. Ato miresaka momba ny fivavahana sy ny mombamomba azy. Ny fanontaniana rehetra mipetraka... sy ny valiny.
|
151889 |
ny 25/Apr/2018 09:17 hoy RBNIR |
|
Mandrapahatongan'ny site hatsikana dia azonareo apetraka ato aloha ny hatsikana fantatrareo.
Hitsikiana.
|
55717 |
ny 11/Apr/2018 10:29 hoy rosekely |
|
Vaovao na sombim-baovao nalaina tamin'ny gazety. Iangaviana mba hapetraka ny gazety sy ny daty ary ny rohy internet (raha nalaina tamin'ny internet) nakàna azy.
Iangaviana mba hapetraka ny gazety sy ny daty ary ny rohy internet (raha nalaina tamin'ny internet)
Ny hevitra voalohany rehetra dia tsy maintsy lahatsoratra avy amin'ny gazety.
|
4498 |
ny 26/Sep/2017 12:56 hoy aldien |
|
Dinidinika momba ny tranga idiran'ny lalàna sy ny fitsarana. Fanazavana ireo lalàna tsy mazava. Irariana ny hidiran'ireo mpahay lalana ato. |
2189 |
ny 09/Nov/2017 14:31 hoy mpilaza444 |
|
Ireo resaka rehetra mikasika ny informatika. Na logiciel na hardware sy ny sisa... mizar� talenta eto. Aza adino fa azonao atao koa ny mandeha ao amin'ny infogasy.net mampiasa ny solonanarana@serasera.org sy ny tenimiafina. Ny solonanarana sy ny tenimiafina dia ilay fampiasanao eto amin'ny serasera. |
4800 |
ny 29/Mar/2018 09:29 hoy davidduke |
|
Ato no ametrahana ireo dinidinika mikasika ny kolotsaina malagasy. Ny maha-malagasy rehetra izay voaraikitra ao anatin'izany kolotsaina izany. Lalao, dihy, fombafomba sy ny sisa.
|
6541 |
ny 15/Apr/2018 07:37 hoy BENEM |
|
Eto no hametrahanao ny tsikera na ny fankasitrahana ny takelaka. Hanampy be dia be anay ny filazanao izany eto fa aza matahotra mihitsy. Tsiky dia ampy. |
15767 |
ny 29/Jul/2017 08:10 hoy hery |
|
Ato kosa indray no ametrahanao ireo adihevitra politika isankarazany... ho hita eo ihany na politisianina koa ny namana. |
124279 |
ny 07/Mar/2018 20:09 hoy Monjalaza |
|
Resaka natokana ho an'ny vehivavy ihany ny ato. Dia miala tsiny ho an'ny lehilahy izay mety hahazo teny maharary amin'ny andriambavilanitra ary raha mijerijery ato.
Ity lohahevitra ity dia mety misy zavatra tsy ho zakan'ny zaza tsy ampy taona. Noho izany dia sakanana mafy tsy hamaky ny zavatra ato ireo latsaky ny 15 taona.
Tsy tompon'andraikitra amin'ny fanafintohinana mety hitranga ho an'ireo izay mamaky ny dinika ato ny mpitantana.
|
37708 |
ny 25/Apr/2018 09:07 hoy lhomme |
|
Ato no ahitana ireo resaka mikasika ny lehilahy na momba ny inona na momba ny inona. Aza misalasala. Ary ianareo vehivavy aza mijerijery ato sao menatra. Ity lohahevitra ity dia mety misy zavatra tsy ho zakan'ny zaza tsy ampy taona. Noho izany dia sakanana mafy tsy hamaky ny zavatra ato ireo latsaky ny 15 taona. Tsy tompon'andraikitra amin'ny fanafintohinana mety hitranga ho an'ireo izay mamaky ny dinika ato ny mpitantana. |
26406 |
ny 29/Mar/2018 09:27 hoy davidduke |
|
Ento no hitafantsika izay rehetra mahakasika ny sakafo. Hifanolorana fomba fahandro, sakafo mahavelona sy mahasalama.
Vaovao mahaliana sy mahafinaritra ary mahasoa momban'ny sakafo ihany koa.
Mazotoa (homana) ary tompoko !
|
12103 |
ny 17/Apr/2018 12:07 hoy bichette |
|
Indrindra indrindra resaka manokana momba ny sarimihetsika malagasy. Fantatro fa misy mpilalao sarimihetsika vitsivitsy ato ka hahafally azy izany.
|
3310 |
ny 26/Sep/2017 13:04 hoy aldien |
|
Eto no ametrahana sy hahitanao ireo soso-kevitra rehetra momba ny takelaka serasera.org rehetra. Ato mantsy izy mba azo asiana valiny.
|
2001 |
ny 26/Sep/2017 12:57 hoy aldien |
|
Apetraho ato ny takelaka mahaliana anao dia araho fanazavana sy izay antony mahaliana anao momba azy.
Tsy toerana fanaovana dokambarotra akory ity fa fizarana fotsiny.
Voarara ny
|
1915 |
ny 21/Mar/2018 12:15 hoy rajaonoelina |
|
Eto no ametrahana ireo tetikasa (projet) sy vinavina mety hiaraha-manao ho an'ny namana. Aza misalasala miantso ny namana hiara-midinika sy milaza izay fanirianao ato.
|
1406 |
ny 05/Oct/2017 11:18 hoy gasygasy5 |
|
Toekarena amin'ny ankapobeny. Rehefa mampiditra politika tsinona dia tsy maintsy mampiditra toekarena fa sao dia...
|
2308 |
ny 19/Apr/2018 00:50 hoy andc646 |
|
Resaka momba ny tontolo iainana eto Madagasikara |
1894 |
ny 12/Dec/2017 14:44 hoy tianabeloo |
|
Raha misy zavatra mahaliana na mahatsikaiky na manafitohina any amin'ny toerana misy antsika tsirairay any, ka azo iadian-kevitra, dia ampidiro eto e ! Raha tsy azo sokajiana ho ao anatin'ireo lohahevitra hafa efa misy mazava ho azy :)
|
5338 |
ny 20/Jan/2018 21:19 hoy zafimakavano66 |
|
Lazao eto ny vaovao maika tokony holazaina na avy eto Madagasikara na avy any andafy. Vaovao tianao holazaina amin'ny namana sy ny mpitsidika rehetra.
|
2183 |
ny 23/Sep/2017 08:54 hoy alexandra32 |
|
Izay zavatra tianao hozaraina amin'ireo namana hafa afaka mamaky ity forum ity. Ato no ilazao azy.
|
4036 |
ny 25/Jan/2018 13:10 hoy sahia |
|
Ato no ahitana ny soso-kevitra mikasika ny site http://vetso.serasera.org izay misokatra ny 3 Oktobre 2003
|
1108 |
ny 25/May/2017 12:17 hoy ajnal |
|
Resaka momba ny fikolokoloana zaridaina, voninkazo, zavamaniry... fifanakalozan-kevitra momba ny teknika fambolena voninkazo sy ny sisa.
|
1441 |
ny 24/Apr/2018 15:26 hoy SAHIA |