Eritreritra mandalo

oriela ( 13 andro lasa)
Faly hifanerasera amitsika eto indray ny tenako raha nangina elaela. Manantena hifandray amin ny namana maro izay vonona hifandray. Mankasitraka sahady... tohiny
Quinn ( 28/08/2023 10:30)
Miarahaba tompoko! Saika hanonatany anareo mpikamban za hoe, inona kay mety ho dikan'izany hoe : olona efa maty dia hita matetika anaty nofy foana? Indraindray anaty nofy tsara izy mipoitra indraindra... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 12/10/2023 04:19
Fittiavana ( 07/08/2023 13:04)
Miarahaba antsika rehetra ! Efa misy an ity ve eto Madagasikara ? Ary efa matanjaka ve izy eto ?[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/08/07/m/Logo_libertinage_1.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 13/08/2023 18:38
Java ( 29/06/2023 06:56)
Rahoviana nga vao mba hisy fandrosoana eto madagascar eto. Toa ze toanga ao dia mampandiso fanantenana daholo. ... tohiny
novalian'i hery ny 01/07/2023 16:15
ledala 0 ( 22/06/2022 18:44)
Ny eritreritra mandalo fa ny serasera mitoetra. Zao indray voa afaka miverina eto. Tsy tadidiko intsony ny teny miafina dia lasa niova ho ledala 0. Mirary soa ho antsika rehetra ato, mahereza Mr Hery.... tohiny
KALITABEMANGISO ( 05/03/2021 04:12)
Mba te hifanerasera @ TSIKY IRAY DIA AMPY inona no tokony ataoko?... tohiny
novalian'i MattNix ny 12/01/2022 20:35
gasyjean ( 07/12/2020 18:10)
Mandeha ny fotoana miha-lehibe ny tena,fa mbola mahatsiaro ireo fihaonana virtoaly teto amin'ny serasera,org ka mba mametraka teny kely eto androany.Mahasedra fotoana ny serasera.org tohizo hatrany Ra... tohiny
novalian'i hery ny 07/08/2023 13:14
charminggirl5 ( 22/09/2020 05:12)
Salama daholo, Ity misy Blog iray izay amiko, analyse objective mikasika ny resaka délivrance de visa. Raha curieux ianao, mba vakio fa inter ihany: http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2019/06/20... tohiny
charminggirl5 ( 02/05/2020 06:53)
Coronavirus : mieux vaut se laver les mains que porter un masque, disent les experts. Voici les articles en question (comme vous pouvez le voir, ils sont en Français (Quebec) vu que peu de personnes ... tohiny
novalian'i ra20 ny 04/07/2020 08:49
charminggirl5 ( 18/02/2020 19:44)
Miarahaba antsika malagasy rehetra! Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay diso miseko any Madagasikara any nefa olona Pour... tohiny
charminggirl5 ( 07/02/2020 22:46)
DES CHOSES SUR LA FRANCE QUE BEAUCOUP NE SOUPÇONNENT PAS http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2020/01/11/brutalites-de-militaires-francais-denoncees-par-une-association-de-pecheurs/... tohiny
novalian'i alex32 ny 20/09/2022 23:41
mariahr507 ( 14/12/2019 21:00)
Salama tompoko! mba hanotany ho an'izay mahalala: - raha mikasa hanao trano kay dia inona no taratasy tokony hatao? - biriky firy no mety hahavita trano iray mirefy 10m2(10 metre carrée) - ny hazo t... tohiny
charminggirl5 ( 14/12/2019 05:48)
Salama daholo, Ity misy blog nataoko hanaovana critique constructive ny resaka délivrance de visa. Misy Blog hafa koa nosoratako izay manoro hevitra resaka immigartion, resaka fitsaboana any ivelany... tohiny
Rabaradaka ( 18/10/2019 12:30)
Matetika ny bado tsy miaraka @ mahay ary ny mpandainga no tena tiany. Veloma... tohiny
Tara-masoandro ( 29/09/2019 21:54)
Andao ianao fa ho entiko Hitety ny tontolo anaty saina ihany Ka ho voatetintsika, na lanitra na tany, Indrindra fa ny rano, ny tendrombohitra avo. Tsy ho adino ihany koa, ireo biby sy ny hazo. Henoy ... tohiny
Jj.be ( 26/09/2019 19:04)
Ry Gadanà nahazo baiko Tsy mivoha raha tsy vohaiko Gadana tena mahaaro Andrasany foana ny tompon-trano Na rahoviana na firy taona Ry Gadana eo ambaravarana foana Izy dia tsy miamboho adidy Mandrapaha... tohiny
harisoa32 ( 25/08/2019 07:10)
Izaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahy no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo... tohiny
harisoa32 ( 29/07/2019 06:01)
Commentaire d’un touriste français sur l’ile maurice (en tant que malgache vivant en Nouvelle-Zélande et ayant déjà voyagé dans plusieurs endroits, je partage totalement son avis) La poube... tohiny
harisoa32 ( 24/07/2019 12:59)
Imaginez que nos Administrations soient améliorées comme l’avait suggéré ce concitoyen Malgache au Président… LIRE LA SUITE EN CLIQUANT (ou en copiant et collant) SUR CE LIEN suivant: htt... tohiny
harisoa32 ( 23/07/2019 11:26)
La fin du rêve français pour les étudiants sénégalais Quand ils partent étudier à l’étranger, les jeunes Sénégalais choisissent encore majoritairement la France. Mais d’autres destinatio... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1877