1. Quinn ( 28/08/2023 10:30)
Miarahaba tompoko! Saika hanonatany anareo mpikamban za hoe, inona kay mety ho dikan'izany hoe : olona efa maty dia hita matetika anaty nofy foana? Indraindray anaty nofy tsara izy mipoitra indraindray anaty nofy ratsy?
Mankasitraka be dia be an'izay mamaly.
novalian'i Azrael666 ny 12/10/2023 04:19
2. Azrael666 ( 12/10/2023 04:19)
Salama tompoko!
Ny fanazavana ara-psychanalyse no maharesy lahatra ahy kokoa hoe: ny olona iray dia mbola velona ao am-pon'izay tia azy FOLO TAONA AORIAN'NY NAHAFATESANY! Ny hoe manangatra sy resaka apparition tsy dia mampino ahy loatra. Raha bibliquement parlant dia asan'ny devoly izany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1944