Eritreritra mandalo

hery ( 28/05/2004 23:27)
Vao avy niresaka tamin'ny namako anakiray aho dia nitantara taminy ny zavatra niainako indray taona izay... nahazoako sy nanekeko an'ity Zo tsy hahomby (Right to fail) ity. Ny olona mantsy matetika mi... tohiny
novalian'i fijo ny 31/05/2004 23:55
tsilan ( 27/05/2004 14:46)
Ho anay Malagasy, dia ny olona no ambony ary ny izaho sy rahavana aloha vao ny omby sy ny akoho. Saingy Malagasy izany, ary Gasy fijery. Ny vahiny raha tonga any Madagasikara dia tsy te-hahalala iza... tohiny
novalian'i tsilan ny 02/06/2004 15:37
booboo ( 15/05/2004 18:31)
inona ny biby tianareo ka tianareo hanana koa ny toetrany ? Ny ahy sokatra no tiako indrindra dé mba te hanana ilay fahatoniana ohatra an'azy koa zà na misy inona na misy inona. ... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2004 22:00
tsilan ( 10/05/2004 13:47)
Antsoina isika rehetra Gasy mipetraka eto Eraopa sy Amerika. Fa isika dia hanao fihaonam-be voalohany eo anivon'ny ranomasina Atlantika. Samia mitondra tondro avaratra hijerena ny lalana. Ary aza mito... tohiny
novalian'i mcfy ny 03/08/2004 23:09
mumu ( 09/05/2004 07:52)
efa mba nikidaona tamina train na bus ve nareo, za klou efa nanandrana de tratra, de fay tsy sahy tsony hihihihi... tohiny
novalian'i fijo ny 19/05/2004 21:21
hery ( 03/05/2004 23:39)
Tsy tsikera momba ny takelaka, na momba ny votoatin'ny serasera fa eritreritra mandalo fotsiny. Any am-pianarana izahay dia takiana hanoratra, hanoratra, hanoratra hatrany. Ary rehefa avy manoratra i... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 23:19
imailaka ( 03/05/2004 14:51)
- no nodianao tsy hita - no nolalovanao fotsiny - sy tsy nasianao sira fa nataonao toy ny lalana divainao isan'andro nihintsanan ny vovoky ny faladian kirararonao saingy kosa nanamarika sy nah... tohiny
novalian'i fijo ny 05/07/2004 23:34
samoina ( 01/05/2004 03:21)
Piremié mai.Mba andro tsy fiasana. Saingy tsy mampahita tory. Fa mampihanahana.Mampahatsiaro koa ireo mpanjana-tsaina s'ireo mpanjanan-tany . De mampivalaketraka. Mahalasa ny vinany. Dia mampitraka i... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 23:22
rfanjav ( 30/04/2004 08:43)
Efa resaka eritreritra mandalo ihany ny ato, ny ahy indray tsy eritreritra intsony, fa tena fanontaniana napetraky ny rahavaviko t@ izahay mbola kely mihitsy ity, d mba apetrako aminareo. Hoy i... tohiny
novalian'i fraulo ny 27/07/2004 07:43
xxx ( 29/04/2004 13:06)
Hery ihany ty fa lasa vinany dé aleo atao xxx :) Tsy afaka nanao sieste zà dia nivandravandra teo am-pandriana dia lasa eritreritra toa izao. Tsy haiko aloha nareo raha efa nieritreritra ohatra a... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 23:23
xxx ( 28/04/2004 14:53)
Ampio raha sitrakao Nisy heritreritra nandalo teo, fa aingam-pandeha be dia tsy arako. izay nahtsikaraitra izay na nahita izay nandalo tany akaikiny tany dia mba ento eto zaraina... tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2004 22:04
samoina ( 25/04/2004 05:23)
Ô ry namako, Nandalo hoa ny eritreritra, Vao nifoha, nitady hevitra, Tong'ity ny Alahady, Hivavaka ve? Sa hibalady ? Manahôna ny andro ao ? Toa manjombona ry 'nao ? Aleo mijanona ato an... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 23:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7194