Eritreritra mandalo

oully ( 23/10/2004 19:35)
Rehefa lasa teo ny eritreritro, tao ho ato, dia tsy maha te hijery sarimehitsika amin\'ny fahitalavitra intsony na hitsiriritra mpilalao sarimihetsika mahay satria heveriko efa ampy ahy ny tantarako i... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:31
ainaheri ( 21/10/2004 15:25)
Misy fandaharana ao @ TV5(arte) isak\'ariva @ 8h15à8h45 momba ny vazaha lahy mitady vavy gasy ao @ hotel Colbert no misy lay agence!! ka sao d mahasoa anao d mazotoa eee!!... tohiny
novalian'i fijo ny 04/11/2004 20:40
besoiiin ( 19/10/2004 21:12)
eh ! afaka bac i nirina ry zareo a!... tohiny
novalian'i lucgentil ny 10/10/2016 10:04
fijo ( 18/10/2004 21:13)
raha nijery gazety aho androany dia nahita izao voalazan\'i ravalo izao\"hotantanany ny famatsiana ny tanjona\"projet\" rehetra ka izay mpamatsy vola tsy faly dia mahazo mandeha miaraka amin\'ny volan... tohiny
novalian'i fijo ny 21/10/2004 19:52
xxx ( 16/10/2004 01:41)
Iza amintsika ireto re no ho lasa filoham-pirenena rahatrizay eh? Revy lavitra io an... tohiny
novalian'i fijo ny 21/10/2004 19:55
fijo ( 14/10/2004 22:05)
raha izao moa ravalo no miala tampoka tsy ho filoha intsony.ahoana no hitranga?... tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2004 21:46
xxx ( 14/10/2004 14:19)
Joyeux anniversaire à moi. Et encore une fois, personne ne s\'est souvenu. J\'ai attendu que quelqu\'un débarque avec un petit cadeau à la main mais hélas. Meme mes parents et ma soeur ont oubliÃ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2004 20:58
tsilan ( 13/10/2004 20:20)
Tena mangina ny Malagasy ankehitriny. Nahondriky ny vidim-piainana ve dia tsy nahavolana sa tena eo am-pandinihina lalina izay avoaky ny ampitso?... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:16
fanja1 ( 09/10/2004 17:52)
Fais cet exercice de maths surprenant. Il Dure seulement 20 secondes. Tout ce que tu dois faire c\'est suivre les instructions et surtout ne pas lire la fin avant d... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:19
andrea ( 05/10/2004 10:07)
Nisy intreview nataon\'i Olivier Robinson, [ directeur général des TIC (Technologies de l’Information et de la Communication) au ministère des Télécommunications ] Lahatsoratra tao amin\'ny e... tohiny
novalian'i fijo ny 14/10/2004 20:07
andrea ( 29/09/2004 13:00)
Nisy ankizy nandefa hafatra nanotany hoe : c\'est quoi le bonheur ? Mba alefaso ny hevitrareo hoe ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:21
ainaheri ( 28/09/2004 07:36)
Nareo ve tsy mba taitra ka mikaraoka ny paosinareo raha sendra maheno finday(tél port) eo akakikinareo nefa tsy anao akory lay appel?... tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 19:50
xxx ( 08/09/2004 10:37)
mahagaga ihany indraindray ny mahita gasy miasa aty an dafy de raha hita indraindray ny sasany eny @ toeran piasany indrindrindrindra moa raha asa an tselika no hataony de mody fanina ery ry zareo...a... tohiny
novalian'i fijo ny 04/11/2004 20:42
fatsoraly ( 07/09/2004 22:53)
eritreritra sendra mandalo maha-te hanao tononkalo isaky ny mamelona ordinatera dia misokatra ny serasera raha folo minitra isan'andro hanalana azy sy hialam-boly dia aza hadinoina toy ny mand... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:23
miara ( 03/09/2004 10:42)
Nisy mpampianatra aty aminay nampiseho document:Any Afrika dia misy ny classe ny andevo,ova,sy ny andriana...ary ny andriana ihany no nivarotra an'ilay andevo tamin'ny fotsy oditra.Dia hoy izy tamin'n... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2004 19:23
fanja1 ( 30/08/2004 06:03)
²5 bonnes idées pour faire le point ! Vous avez envie de changer d'emploi ou vous sentez que votre situation professionnelle n'est pas satisfaisante : posez-vous les bonnes questions et prenez... tohiny
novalian'i fanja1 ny 08/09/2004 06:02
ludo ( 26/08/2004 16:00)
fa hono wa misy ny ol sasany tsy mifanolotra atody (akoho io an) fa manin?????... tohiny
novalian'i fijo ny 31/08/2004 21:34
ludo ( 24/08/2004 11:59)
tokony asiana fandinihana ny namana mamaly @ alalan'ny xxxxx zany we tokony ho foanana lay izy fa mankaleo! ny tsy fifinkafantarana aza efa manahirana ko mbola atao xxxxx ndray!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2004 19:25
tsiperifery ( 24/08/2004 09:31)
Raha soratana @ teny anglisy hono ny isa ( One, Two, Three,....) dia any @ isa 1000 ( One thousand ) vao ahitàna ny litera " A " !!! Ampio ny namana fa badenina manisa ny eritreriny e ! :D ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/10/2004 21:38
jhouhlambout ( 23/08/2004 23:55)
"vieillir, c'est mourir un peu" Ahoana ny hevitrareo momban'izany?... tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2004 19:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1735