EH! AFAKA BAC i Nirina.......

1. besoiiin ( 19/10/2004 21:12)
eh ! afaka bac i nirina ry zareo a!
novalian'i lucgentil ny 10/10/2016 10:04
2. fijo ( 19/10/2004 22:15)
ary i tahina?
3. besoiiin ( 19/10/2004 22:21)
i tahiana ange ka vao 1ère iny nanala iny lehity e! tsy afaka izy fa @ herintaona indray hono izy manarina e! indrisy mantsy mahonena ilay zanakolona....
4. ikaretsaka ( 20/10/2004 04:47)
iza aby zany le
5. naritsimba ( 20/10/2004 05:51)
I NEANT r\'izalahy afaka foana isan-taona, @ izay nedala sady lahy no vavy, mahazo mention très honorable izy raha misy fa saingy très bien aloha no azony hatramin\'izao.
fa ny mahagaga dia tsy mba mahazo loka avy @ fanjakana izy nefa izy no voalohany isan-taona??????????????, 8O
6. jhouhlambout ( 20/10/2004 07:35)
Ka manjary lany ny loka satria raofiny isan-taona eo fotsiny dia aleo tsy omena izy.
7. besoiiin ( 20/10/2004 07:54)
ramaso> aza mamorona eo letsy a! toa tsisy izany venansa izany tao kou! sa ve izaho no tena fanina? ry petera sy rabouba ary ry ndrema no toa tena tsaroako tao kou! fa izy telo mitsam tsisy afaka daholo! naditra loatra mantsy ry lerony reny
8. mumu ( 20/10/2004 09:54)
euhh!! tsy azoko laotra hoe manao inona ato amin\'ny \"fitiavana\" ty sujet ty?
9. zandrinifijo ( 20/10/2004 09:58)
fijo> volagno eo dôly ndray lety nenaran\'olo jiaby io à
10. six ( 20/10/2004 11:20)
za kou aza ry mumu mba gaga kou!
11. mijo ( 20/10/2004 13:51)
Fa iza aloha i Nirina e .Sa izay Nirina afaka Bacc dia azo resahina eto daholo ary inona koa ny hifandraisan\'ny fahafahan\'i Nirina Bacc @ resaka fitiavana sa rehefa afaka bacc vao mahazo manao fitiavana ?.
12. besoiiin ( 20/10/2004 18:21)
i nirina ao @ groupe C re izany e! ilay niaraka t@dry petera sy ry ndrema! tena mba nahavariana ihany fa tena nanana chance izy raha ireny toetrany ireny no jerena ka!
13. fijo ( 20/10/2004 20:38)
ka izay mihetsika ihany no mahazo ka.
14. booboo ( 26/11/2004 15:50)
dé manao inn i nirina zao dé mbola tsy niova sekoly ve ry lé izy 3 mitsam reny ? :-P
15. lucgentil ( 10/10/2016 10:04)

ary ra sefo ve afak kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5131