Eritreritra mandalo

jhouhlambout ( 23/08/2004 23:55)
"vieillir, c'est mourir un peu" Ahoana ny hevitrareo momban'izany?... tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2004 19:43
fanja1 ( 23/08/2004 07:18)
5 conseils pour pouvoir dire non à son patron Comment s'affirmer face à son employeur sans se faire mettre sur la touche ? Voici cinq conseils pour savoir vous adapter à la personnalité du bo... tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 19:52
ludo ( 18/08/2004 12:18)
Ilaina v ra ampianarina any @ école primaire ny code de la route mba ahafahan'ny olona mampiasa azy tsara ra eo @ lafiny mpandeha tongotra syny mpitondra bisikileta??... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2004 21:21
xxx ( 18/08/2004 09:56)
Misy karazan’olona sasantsasany rehefa tonga ny alina(matetika) na rehefa rendremana iny dia ohatran’ny misy zavatra tonga eo aminy dia manindrinindry azy, ohatran’ny mahatsiaro i... tohiny
novalian'i fijo ny 07/09/2004 21:55
ludo ( 17/08/2004 09:49)
Misy lafiny maro ny mahamatotra ny zanak'olombelona d aona no ahafantarana fa matotra iny olon'iny na @ fiteny na @ fihetsika omeo ny hvtrao !!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2004 20:54
ludo ( 16/08/2004 23:50)
Indrisy fa zary toetra mampalahelo ny totran'ny Gasy sasany eto paris fa raha ampitahaina ireo vahiny maro monina eto France ! Inona no mahatonga an'zany manana vahaolana v ianao????D inona no tok... tohiny
novalian'i nanahary ny 10/10/2004 04:12
tsiperifery ( 16/08/2004 13:53)
Efa mahatsiaro tena ho sambatra ve ianao ? Inona araky ny eritreritrao ny mbola tsy ampy ahatomombana tsara ny hasambarana efa misy aminao ?... tohiny
novalian'i fijo ny 07/09/2004 21:57
ludo ( 14/08/2004 20:55)
Efa mba nahatsikaritra v nareo we ra manao meti2 ianao miditra fivarotana 1 d mandray anao tsara sy mampiresaka lay mpivarotra fa ra antonontonony kosa ny fitafinao d odiany tsy hita ianao ,fa ... tohiny
novalian'i ramaso ny 17/08/2004 20:30
nikopol ( 13/08/2004 14:11)
Sao mba misy mahalala mpanao fanafody gasy mahay ody fitia ianareo namana, fa misy sipa tiako pôliana zay ato amin'ny serasera fa tsy mety zakako mihintsy. :lol: Tena raharaha serieux izy ty... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2004 19:33
peluche ( 13/08/2004 11:31)
Nisy sondage hitako tao @ siten'ny jeune economiste gasy,nanontany hoe ahoana ny hevitrareo @'ireo gasy tsy manana taratasy monina any frantsa:tokony hody ve?sa hijanonana any sns...toa misimisy ihany... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 21:59
bogosy ( 12/08/2004 10:16)
Ahona hono raha hoe misy firenena mandroso iray hono de miteny hoe aleo nareo gasy mankaty de zahay no mopetraka am taninareo De ahona? ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 22:00
besoiiin ( 31/07/2004 18:35)
raha izao hono no maty i RATSIRAKA de ahoana? faly ve sa tezitra sa malahelo ny GASY...???... tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2004 19:40
rajoelisolo ( 31/07/2004 18:05)
Lettre ouverte à Monsieur le Président de la République Malgache Marc Ravalomanana Ablaincourt, le 26 juillet 2004-07-31 Monsieur le Président, Au printemps, les plantes et les fruits bourg... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 21:09
kitjo ( 29/07/2004 08:56)
Inona re no tokony anaovana an\' Ankatso io e? Lasa mikatso dol manko izay mianatra eny raha tsy oe nahavita laaaavitra beeeeee ka mba mampianatra na Dr Tokony atao semi-prive ve??? Raha privatis... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 22:52
mcfy ( 29/07/2004 00:58)
Efa samy hieritreritra ihany fa inty indray dia isao fotsiny. Firy tokoa re no jiro mijanona mirehitra ao an-tokan-tranonao rehefa hoe mamony jiro ianao fa handeha hatory? Na ny tori-maso aza zao ma... tohiny
novalian'i mcfy ny 12/08/2004 23:28
kitjo ( 27/07/2004 15:14)
http://www.confidentiel.firstream.net/article.php3?id_article=148 Zany hono!... tohiny
novalian'i rvoulah ny 01/08/2004 22:26
booboo ( 26/07/2004 08:54)
Mba zarao oe izay raha malaza na ny raha miavaka any @ toerana na faritra hipetrahanareo ? ( fombafomba, na kaly, na fiteny etc).... tohiny
xxx ( 24/07/2004 11:27)
Iza marina moa no nivarotra ny RNS amin'ny Vichy ary ohatrinona ny vidiny :?: :!: (juste pour savoir ...)... tohiny
novalian'i sipagasy ny 25/07/2004 15:43
bichette ( 21/07/2004 14:47)
Mahagaga tokoa fa rehefa mijery ny mombamomba ny namana ato dia tsy misy milaza mihitsy hoe "izaho efa manambady, 3 ny zanako". sa ahoana hoy ianareo ? ... tohiny
novalian'i booboo ny 28/07/2004 13:45
peluche ( 08/07/2004 11:20)
tsy aiko zay fahamarinany fa naheno aho hoe voasazy izy mandrora eny an-dalana,izay mitsako chew-gum,izay tsy mandefa rano avy ao @ wc.Raha aty @ntsika hono no hasiana an'izany,asa fotsiny.... tohiny
novalian'i kitjo ny 24/07/2004 10:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.9015