Marina ve izany ?

1. tsiperifery ( 24/08/2004 09:31)
Raha soratana @ teny anglisy hono ny isa ( One, Two, Three,....) dia any @ isa 1000 ( One thousand ) vao ahitàna ny litera " A " !!! Ampio ny namana fa badenina manisa ny eritreriny e ! :D
novalian'i fijo ny 14/10/2004 21:38
2. fanja1 ( 24/08/2004 10:07)
tsiperifery! je crois ke c'est vrai ça!
3. pitchou ( 24/08/2004 10:13)
iny indray no tsy hitako kou! anarany foana izany ny hoe litera voalohany ny A nefa ary @ laharana tsy mahay maka ary vao hita? izay voalohany izany no ho farany e!
4. nikopol ( 24/08/2004 10:14)
Ary Fanja sy tsiperifery mifanaraka matetika tahakan'ny mpifankatia. Sady mahay manisa hatramin'ny 1000 amin'ny teny angilisy. :lol:
5. yonikafopl ( 24/08/2004 12:23)
tena marina io voalazan'i tsiperifery io ka.
6. fanja1 ( 24/08/2004 14:57)
Nikopol! ka zahay anie mifankatia e! lol sa ahaoana ry tsiperifery? :roll:
7. tsiperifery ( 24/08/2004 15:12)
fanja1> Marina mintsy izany ! Ndraindray fotsiny sika milalao pôlisy/vôlera de mody mifanenjika moa e ?
8. mumu ( 24/08/2004 15:29)
saropiaro njay nikopol an!!
9. fanja1 ( 24/08/2004 17:52)
tsiperifery eny wa! mumu tena jaloux nikopol e!!!!!!!!! :-D
10. yonikafopl ( 24/08/2004 19:53)
ka sao dia isan'ireo marobe lasa tiany njy fanja1 kou hihihihi :-P
11. fijo ( 24/08/2004 20:40)
ka amin'ny alfabe grika aza anie dia tsy "a" no voalohany hono e.ary raha izay no olana maninona moa raha manisa amin'ny teny gasy e,iny vao manomboka dia is"a".ny an'ny anglisy mantsy efa nalefany voalohany tary amin'ny anaran taniny ny "a" ka tsy navoakany intsony tany amin'ny isa raha tsy tany amin'ny arivo indray.
12. sariaka91 ( 25/08/2004 13:46)
Raha mikaonty ny "a" @ "and" miantomboka @ 101 : one hundred and one
misy "and" daholo ex 120 = one hundred and twenty ; 198 = one hundred and ninety eight
Sa ahoana ?
13. tsiperifery ( 25/08/2004 14:56)
sariaka91 > Clap ! Clap !
nikopol > Hitan'elà @ izany fa tsy nahay nanisa hatr@ 1000 izany zà ! Zato aza izany efa notsotsofina !! :lol: :lol: . Aleoko miafy @ isa gasy ihany fa mampivadika ati-doha le zanglisy :D
14. fijo ( 25/08/2004 19:31)
marina izany .iray roa telo ihany no tsara sy mora e
15. kitjo ( 26/08/2004 06:23)
Iza ary no mahay an le hoe
Isa ny amontana
Roa ny aviavy ......
Iza mahay lava indrindra?

Aza mivadika atidoha @ zangalisy zany fa masin a kalikle no ataovy ampaosy foana fts refa fantatra fa hilaina,hiihihiih. Ny anah alou znay e. Ao ampianarana ndray penina sy taratasy.
16. fijo ( 26/08/2004 20:59)
dia ity ihany koa no ataovy an tsaina.rehefa mahita anglisy vavy tsara tarehy dia hirao.izy haka zavatra:"alaivo io"= "i love you"fa avy dia hainy.
17. booboo ( 07/10/2004 11:34)
isa ny amontana
roa ny aviavy
telo fangady
efatra :roll: tsy haiko fa aleo tohizan\'ny namana hafa :°)
18. kabatritra ( 07/10/2004 12:05)
Ny ahalalàko azy indray dia lé hoe :
\'ray, roa, telo,
Rain\'i Zanabelo :lol:
19. fijo ( 07/10/2004 19:42)
ary nga tsy misy mahay ny :
moza ,mbily,traro,shita ,ne,tsota.izay avy any mahajanga mety ahay an\'io.
20. kabatritra ( 09/10/2004 20:47)
Phonétiquement, voatonona matetika ny feo A. Ohatra hoanina (1), faiv (5), nain (9). Sa ahoana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1597