Eritreritra sendra mandalo.....

1. jhouhlambout ( 23/08/2004 23:55)
"vieillir, c'est mourir un peu"

Ahoana ny hevitrareo momban'izany?
novalian'i fijo ny 07/10/2004 19:43
2. pitchou ( 24/08/2004 06:14)
ie! raha matahotra ny isan'ny taona efa nolalovana aloha d marina izany e! fa kosa raha mahay manararaotra ny andro tsirairay diavina sy mahay mampiasa izany ao anatin'ny hafaliana d tsy hahita akory hoe miha-antitra!
3. yonikafopl ( 24/08/2004 12:28)
raha antitra miaraka @ vatanao ny sainao dia mety ho marina fa aleo ny saina sy fanahy atao tanora lalandava.Ohatra anareo lhl na antitra mangozohozo aza mbola tsy manaiky ho gisitra @ ilay filanareo iray izany :lol:
4. akela ( 24/08/2004 14:34)
Rehefa mety ho zava- manan' aina dia tsy maintsy miha lehibe , miha antitra na vatana na toe- tsaina fa tsy misy tsy miova mandrakizay. marina fa misy ny hoe tanora lalandava ny fisainana fa na izany aza hita soritra sy miavaka foana hoe ity tanora vao eritreriny na ity efa ela nietezana. Zavatra niainana ny olona iray 35 taona lasa hafa ho an' ny vao 18 na 20 taona monja. Miha mandroso ny taona toy izay ihany koa ny fisainana. :°)
5. fijo ( 24/08/2004 20:42)
yonika>ianao an,bedy eo ih,ih,ih
izay anie no tsy mba hitiavako ity versera bersera ity e.
6. sariaka91 ( 27/08/2004 09:32)
vieillir, c'est pourir un peu... beaucoup, ça se gâte (c comme les fruits), se décompose en dégageant une odeur fétide qui devient nauséabonde, après, il y a les asticots qui viennent te bouffer l'esprit petit à petit... c'est pour ça qu'en vieillissant, on devient aigri, puis méchant et intolérant.

7. pitchou ( 27/08/2004 11:03)
sariaka> valiako teny gasy fa azafady! tsy voatery an! nenà zao ny bebe-ko 100 taona mahery izy vao maty saingy tsy fotoana izay tsy niomehezana rehefa miaraka aminy! ary rehefa somary à plat aza ny morale d tsy misy otran'azy hampiakatra malaky!!!!
8. jhouhlambout ( 28/08/2004 16:46)
pitchou> Dia hanaraka ny ohatra nomeny zany ianao?
9. sariaka91 ( 28/08/2004 21:57)
izaho aloha tsy afaka miteny zavatra tsy fantatro e ! Aty ny olona antitra dia toy izany. Marina fa hafa ny fiainana any Dago, ny ambiance mikorana foana. Tsy mitovy.
10. pitchou ( 29/08/2004 11:24)
jhoul> hanaraka ny ohatra nomeny? kou raha mety v maninn, tsy hitako izay naharatsy azy kou! enao v tsy tia an'izany? saingy tsy fantatra izay havoakan'ny ampitso!
sariaka> tena marina alou ny lazainao fa ny olona antitra any dia otran'ny tsy mahita maminy @ fiainana! asa koa na noho rizareo otran'ny ahiliky ny fianakaviana. Ny tiako tenenina d rizareo tsy tiana tazonina ao an-trano fa alefa any @ maison de retraite na hospice! dia any tsy misy zavatra vaovao mahafinaritra hita fa d mihainohaino ny hoe iza indray no maty isa-maraina izao! tsy mbola nahita an'izany aho fa eritreritra fotsiny ny ahy!
Ny aty anefa ny olona antitra mifanerasera foana @ antitra toa azy, tanora zaza, zazakely! dia mahita zava-baovao foana avy @ireny! mety ho izay angamba no mahasamihafa azy
11. jhouhlambout ( 29/08/2004 11:48)
pitchou> Marina izany :wink:
12. fijo ( 30/08/2004 22:35)
misy koa antitra mbola mahafinaritra tsara ka.
13. ikaretsaka ( 30/08/2004 23:12)
manao theorie ana garanadrel ndray.. + antitra plus mamy
14. booboo ( 07/10/2004 11:30)
:-D
15. fijo ( 07/10/2004 19:43)
indrindra ny aziatika izay tena mampihaiky ny europeanina,fa na 70 taona aza ry sasany mbola tena mahavita manao sport tsara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3804