Eritreritra mandalo
hendry
(
08/07/2004 07:56)
Indraindray dia betsaka lohahevitra vaovao mahaliana be eto @ takelaka, indraindray nefa dia ny eo ihany no miverimberina. Ohatran´ny misy fotoana zany miaraka mahita lazaina daholo sika, misy fotoan...
suite
répondu par atmos le 14/07/2004 15:48
bimps
(
08/07/2004 05:32)
Mitombo andro aman'alina mihintsy ny mpivarotena eto amintsika. Tsy @ alina irery intsony mantsy no misy azy ireny fa efa @ atoandro koa, sa efa mihahenjana ny fifaninanana?
Ny fahantrana ve sa ny fa...
suite
répondu par ikaretsaka le 15/07/2004 03:32
wawawa
(
07/07/2004 15:13)
répondu par yonikafopl le 09/07/2004 20:20
lanto
(
01/07/2004 18:09)
Raha mba ianao no alefa hipetraka any @na "île deserte" dia inona no zavatra iray (na roa e!) mba tena tianao ho entina miaraka aminao ?
(asa raha mazava le fanontaniana fa tsy noforiniko io fa ...
suite
répondu par lanto le 16/03/2005 20:20
lanto
(
01/07/2004 18:05)
inn doly ny hevitry ny nofy fantatrareo na inoanareo, na efa renareo ? ohatra hoe raha manonofy trondro (tsy tsonjo ao @ chat io ry mpanjono an!) de ho bevohoka na efa bevohoka, manonofy enjehin'ny om...
suite
répondu par hery le 05/10/2014 21:45
xxx
(
01/07/2004 08:19)
Mba lasa ny saina hoe raha ........
angamba hoy aho dia eeeee satria ny gasy rehefa mba manamanana dia miavonavona sy tsy mahalala ny hafa ....
suite
répondu par lanto le 10/07/2004 19:52
tsiperifery
(
28/06/2004 07:16)
Ankoatra ny eto Madagasikara, aiza no firenena na tanàna nahafinaritra anareo indrindra na koa tianareo hotsidihina ? Inona no antony ?
Mba tantarao ahafahan'ny namana mitety tany an'eritreritra ô ...
suite
répondu par fijo le 07/07/2004 22:50
fifi
(
27/06/2004 12:24)
ny olom-belona oa hotriny hoe tsy sasatra ny mitady zavatra foana @ fiainana nefa refa tena eritreretina de tsy fantatra akory hoe inn tsara mou le tena tadiavina!...
suite
répondu par fijo le 05/07/2004 23:25
riffeur
(
26/06/2004 03:40)
Pkoi vous les filles,ou femmes la nuit, vous vous éclatez grave sur le salon #serasera? Humm...
suite
répondu par perlerare le 02/03/2005 20:27
tsilan
(
26/06/2004 02:44)
Arahabaina daholo tsy maty, tsy narary tsy narofy ka tratran'izao fety izao indray.
Dia mba ho soa ho antsika rehetra ny manaraka rehetra.
Dia ho firenena vanona sy tia taranaka no hanjaka amin'ny t...
suite
répondu par fijo le 28/06/2004 23:18
hendry
(
25/06/2004 15:14)
Inona ny mahatonga ny olona ndraindray varimbariam-poana?
Eo dia midanaka eo, tsy tonga saina raha tsy afaka fotoana ela. ...
suite
répondu par mimich le 02/07/2004 10:21
kitjo
(
24/06/2004 15:10)
Asa na oe satria tonga ny 26 juin fa nisy eritreritra nandalo maromaro tato @ namana....
Famadihana( fivavahana...)
teny malagasy ( kolotsaina...)
Ny nahagaga ahy dia efa natory aho no nifoha ...
suite
répondu par kitjo le 02/07/2004 10:13
booboo
(
21/06/2004 15:23)
fa maninona hôa no toa mi-dzdzdz dôl ny ankamaroan'ny namana ato e ? njy e, njay e sns :)...
suite
répondu par ramoul le 12/07/2004 21:02
rrodin
(
19/06/2004 09:27)
Dia tena lasa nyeriterritra mandinika ity fiainana eto Dago ity.
Toa miha-mafy ny fiainana fa toa miakatra daholo izao rehetra izao.
Fa androany aloha dia toa hoe nidina ny vidin'ny Euro fa toa hoe ...
suite
répondu par jhouhlambout le 19/06/2004 16:25
soratra
(
18/06/2004 15:10)
Mba hanao ahoana re ny kalon ny fahiny afaka 20 taona e?mihinana pecto ve sa..oadray lele...sa zavatra hafa noho izany? mmm...tena manahy mafy aho;;;...
suite
répondu par fijo le 22/06/2004 23:12
alz
(
17/06/2004 18:39)
Sujet iray tamin'ny Bac philo teto frantsa :
"Doit-on tout attendre de l'Etat?"
Inona ny hevitrareo?...
suite
répondu par alz le 18/06/2004 09:32
mimich
(
17/06/2004 12:44)
Mba ahoana tokoa ny fomba nahitanareo ny tranokalan'ny naman e! mahaliana!...
suite
répondu par rambofrau le 02/07/2004 14:46
alz
(
16/06/2004 17:09)
Rehefa jerena ny hevitra mandeha eto amin'ny Forum dia maro ireo namana manana fankahalana moana mikasika ny frantsay.
Tsindriko manokana fa zon'ny tsirairay avy ny manana ny heviny mikasika izany (n...
suite
répondu par fijo le 23/06/2004 22:02
xxx
(
09/06/2004 20:46)
efa mahazatra lé hoe zavatra vita sinoa hono morasimba, ohatra hoe: kiraro, appareil, sns... dé lasa ny eritreritra hoe mba aôna zany ny amin ireny sipa sinoa reny?...
suite
répondu par joda le 19/06/2004 10:49
ravatorano
(
05/06/2004 12:32)
....ny fahatanorana nahalala ny vavy sy lahy , ny fianarana primaire ,secondaire ,universitaire,
teo amin ny fanambadiana sns............
suite
répondu par mimich le 02/07/2004 07:45
