Eritreritra mandalo
oully
(
17/12/2004 20:22)
novalian'i mihanta ny 07/01/2005 20:44
xxx
(
17/12/2004 13:30)
Resadresaka virtoaly nifanaovanay namana tsy manan-katao eto @ serasera:
-Mba mila HERY sy tohana avy aminareo fa nilaozan-tsakaiza e !
-Tsy mety kosa hoe ankatoky ny krismasy izany no misy maNARY. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2004 22:17
damaopa
(
15/12/2004 06:38)
Firy isan-jaton\'ny namana no efa vita kominio voalohany? Ampahafirin\'ireo mpanao resaka janga no mahalala mikaofesy?...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2005 05:46
ngoty
(
15/12/2004 05:03)
Hono woa ry zareo ahoana indray ny hevitrareo momba ny tanora sy ny asa?
Raha mandinika aho mantsy dia toa mihamaro ny tanora manam-pahaizana nefa tsy miasa ,inona no mahatonga izany e?...
tohiny
novalian'i tsyandevo ny 18/12/2004 01:30
tsilan
(
11/12/2004 06:38)
izaho Tsilan dia milaza fa misy eto amin\'ny serasera ilay atao hoe alako bika tsy tiako tarehy, ataon\'ireo mpikarakara ity sehatra ity.
Raha nanoratra mantsy ny tenanay fa i Jesosy no manja indri...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2005 23:21
ikaretsaka
(
11/12/2004 02:41)
Mba lasa ry reto ny eritreritro
nisy fanamboarana lalana taty aminay androany ka voatery no reroute-na na novaina ny lalan\'ny bus.
dia tafaray bus t@ sinoa aho. ary tsy vanona ny tsy hihomehy no...
tohiny
novalian'i pitchou ny 15/02/2005 08:44
sechat
(
07/12/2004 10:18)
Ity misy sombintsombin-dresaka sendra hitako tao @ forum tafatafa ka inona no mba hevitrareo?
Sujet: ETAT DES LIEUX DES MALGACHES POTENTIELS HORS DU PAYS
Il serait vital que les Ambassades, les...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2004 22:32
xxx
(
06/12/2004 02:07)
ra tena sincere d fomba aona ny tenenana olona oe enao ratsy be?...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/12/2004 21:19
kally
(
03/12/2004 19:52)
Dia lasa ho\'a ny eritreritro nandinika ny tonon\'ilay hoe \"Jangobo\" -Bessa iny,dia hitako sary an-tsaina be ilay eny @ stationnement eny Anosibe dia samborina daholo io olona rehetra avy any atsimo...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:23
bichette
(
02/12/2004 10:56)
..; indrindra hrehefa ririnina ny andro, mba inona no mahatonga izany ? akanjo akrilika hono sy moquette hono no mahatonga izany. Inona no atao mba hialana amin\'io satria lasa taitaitra foana, na re...
tohiny
novalian'i pitchou ny 18/12/2004 06:00
booboo
(
30/11/2004 07:45)
Fa maninona ôa ny lasa no hadinoina e ? Tsy natao angalana lesona hiatrehana ny ho avy angah reny mba ahafahana mandroso ho @ tsaratsara kokoa @ fiainana ? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:24
nikopol
(
28/11/2004 15:49)
Inona no tianareo homena anareo amin\'ny Noely?
( na homen\'olona na vidianareo ho anareo de mety daholo)
...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2005 23:47
hasn
(
21/11/2004 15:36)
Hono hwa ry zareo! araka ny hevitrareo inona moa no tsy hanekena ny clonage humain? Tena serieux io fanontaniana io! Valiny tena mba objectif no antenaiko @ izy io ka antenaiko fa handraisan\'ireo mp...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 22:27
keirra
(
19/11/2004 15:48)
iza kay ny bandy hitanareo hoe bogosy ndrindra eto antany?...
tohiny
novalian'i nanita ny 21/01/2005 21:13
keirra
(
19/11/2004 15:43)
iza kay no bandy hitanareo bogosy ndrindra eto antany,ny ahy lo de keanu reeves e!...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2004 21:58
ravatorano
(
08/11/2004 10:31)
Raha jerena dia eto Madagasikara dia maro b ny mpikambana ao amin ito namana.serasera ito.Raha nanao fanadihadiana ihany koa ny tenanay dia nahatsapa fa betsaka ireo namana tsy sahy miala amin ilay ps...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2004 21:59
fatsoraly
(
05/11/2004 03:23)
ahoana ny hevitrareo @ ireny mpivaro-mangahazo ireny? Tsy ilay izy eny @ sisin-dalana no tiako tsipihina fa ilay fandrahoany azy:
Efa mihoatra mitafotafo be ilay vilany dia saromana \"harona\" plasti...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2004 23:26
kitjo
(
04/11/2004 10:31)
Mba te handefa biz oroka ho an Deba znay za amzao annif-ny zao d ahoana ny atao e :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2004 23:30
tsilan
(
02/11/2004 21:14)
Ianao ve efa mba nijery fitaratra niboridana?
Mba andramo kely ange eh. Sendra nijoro teo anoloan\'ny fitaratra aho nisolo akanjo. Dia nahita ny tenako niboridana. Tena nanontany tena hoe izao ve i...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2004 22:59