Eritreritra mandalo
Imahery
(
11/04/2005 10:04)
Faly manolotra ny arahaba antsika namana rehetra. Mahita ny dinika isan-karazany ato aho dia mba te-handefa ihany koa. Asa raha mba misy mitovy faniriana amiko ny namana ato. Manam-paniriana ny ho pre...
tohiny
novalian'i malalako ny 30/04/2005 10:10
rakarandoha
(
11/04/2005 07:30)
Mahagaga sy mahavariana ihany isika malagasy.
nodimandry iny Ingahy RABEMANANJARA Jaques, ny nahavariana dia vitsy isika no nanotrona t@ fotoana niareta-tory teny Ankorondrano. Inona re ny antony eh?...
tohiny
novalian'i pitchou ny 01/05/2005 16:54
welie
(
07/04/2005 13:46)
Mba lasa ny saiko hoe mba nanohina ny fon'ny maro ve ny nahafatesan'ny Prince Rainier III de Monaco e?
Raha izako manokana manko dia tena nalahelo tokoa raha nahare ny fahalasany satria izaho dia mpa...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/04/2005 23:17
poupounesana
(
03/04/2005 16:29)
aminao hoatran'ahoana zany hoe hendry? (aza atao lava b raha mety d @zay miditra tsara)...
tohiny
novalian'i Dezy ny 14/04/2005 14:42
felicia
(
03/04/2005 15:16)
hitanare ve le film mikasika ny 11 sept?inona no heritreretinareo mikasika an'i bush sy ny famille bin laden araky ny ao anatin'ilay film... :?: :?: ...
tohiny
novalian'i saotra ny 12/04/2005 21:08
felicia
(
02/04/2005 20:49)
c'est vrai qu'il a fait beaucoup mais est-ce c'est juste de parler ainsi la mort d'une personne sachant que dans le monde betsaka ny olona maty tsy manan-koanina isan'andro isan'andro...Au fond il est...
tohiny
novalian'i pitchou ny 11/04/2005 17:54
jhouhlambout
(
02/04/2005 08:55)
I Madagasikara dia ao @ continent Africain, koa araky ny hevitraro: sommes-nous africains?...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2005 04:53
fijo
(
01/04/2005 21:31)
maro no nanakiana azy hoe:"tsy mahay teny frantsay akory "
izao anefa,nandalo taty frantsa ny filoha egiptianina tamin'ny herinandro lasa iny,ary dia nanao resadresaka tamin'ny mpano gazety frantsay...
tohiny
novalian'i pitchou ny 01/07/2005 06:21
fijo
(
30/03/2005 21:48)
naika hataoko tao amin'ny politika izy ity nefa tsy dia politika loatra ka alefako ato ihany.
i ravalo ihany e.
henonareo ngamba io voalazany farany momba ny fanjakana sy ny fivavahana io.tiany hava...
tohiny
novalian'i pitchou ny 01/06/2005 07:02
fijo
(
23/03/2005 05:16)
amin'izao fotoana izao dia resabe tokoa any an tanana any ny momba ity grevy ataon'ny mpitsara sy ny mpampianatra eny amin'ny ambaratonga ambony izay tsy handraisankarama ity.ny mpanao gazety sy ny mp...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 20/04/2005 16:18
ikotofetsy
(
17/03/2005 00:46)
Mampalahelo fa dia tratran'ny valala indray ny faritr'i Toliary II Ankehitrio.
Enga anie ka tsy fihatsaram-belatsihy fotsiny ireny fanaovan-tsonia ny fifanarahana "Kyoto" momba ny tontolo iainana.
...
tohiny
novalian'i iartistika ny 10/04/2005 13:32
eisy
(
14/03/2005 08:28)
Eto amin'ny tanana zany izao de tena tondraka be mihintsy ny olona mifoka rongony e! eny amin'ny elakelan-trano maizimaizina retraretra eny rehefa harivariva iny;ny manao maraina atoandro hariva moa t...
tohiny
novalian'i iartistika ny 10/04/2005 13:33
xxx
(
05/03/2005 23:42)
rehefa nandinika ny masina izany dia olona iray ihany ny fahitany an'ireto:
dadabe, lallah, tsimibolisatra, zamahery.
ahoana hoy ianao? Tokony amboarina ihany ny statistika isan'ny namana fa ny na...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/03/2005 21:49
chipie1
(
03/03/2005 08:56)
iza ianareo no mijery anilay "Bachelor" aminy M6 ? ahona no mba kômentera nareo aminilay izy ? :lol: ...
tohiny
novalian'i chipie1 ny 27/04/2005 16:50
watafon
(
01/03/2005 06:02)
Faly miarahaba antsika rehetra mpiserasera ! miantefa @ ireo mpikarakara sy tompon'andraikitra ato @ serasera angamba ny zavatra tiako holazaina e !saika hanontany aho hoe misy olana ve sa tsy mandeha...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2005 21:44
hery
(
28/02/2005 23:32)
Eritreritra nandalo teny ambony bus :-) Sendra nisy rangaha henoko niteny t@ teny italiana hoe Deboleza dia niezaka nitady aho hoe inona no tena dikany... dia hay fahalemena.
Harena koa ny fahalemena...
tohiny
novalian'i pitchou ny 12/03/2005 16:54
xxx
(
28/02/2005 02:22)
tsaroanao ve fa nisy fotoana isika "zefa" ka tsy nahazo vola tamin'ny Banky irsaisam-pirenena sy FMI satria tsy credible! [b]Tsy nilaha-bary[/b] isika tamin'ireny [b]na dia teo aza ilay fahabadoana[/b...
tohiny
novalian'i tranokely ny 23/04/2005 09:58
eisy
(
23/02/2005 11:54)
Misy taranja lainga tokoa ve ao amin'ny Science Politique matoa mahay mandainga be daholo ry lerony ireo e!.Sady mety ho ambonimbony ny coeff sa ahoana?
eritreritry ny tsy nandalina tao io ka asa na ...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/03/2005 21:54
booboo
(
23/02/2005 10:14)
Inn aminareo no atao hoe tafita @ fiainana. Refa nandinika zà dé ny ankamaroan'ny oul miteny aby oe refa nahavita fianarana bacc + taona maro tsy haiko, manana asa sahaza an'iny, mandray karama arak...
tohiny
novalian'i felicia ny 03/04/2005 17:09
masinaB
(
21/02/2005 04:35)
i pasitera aloha dia samy mahafantatra isika fa samihafa ny tondron'ny vavany sy ny zavatra ataony. Tsy asiako komantera ny amin'iny.
Raha mandinika ny tantara anefa aho dia toa mahalasa saina ihan...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/03/2005 22:12