ravalo ihany

1. fijo ( 01/04/2005 21:31)
maro no nanakiana azy hoe:"tsy mahay teny frantsay akory "
izao anefa,nandalo taty frantsa ny filoha egiptianina tamin'ny herinandro lasa iny,ary dia nanao resadresaka tamin'ny mpano gazety frantsay."RTL sy FIGARO"
_taty frantsa no sehatra
_frantsay ny mpanao gazety
fa tsy niteny frantsay izy na iray aza,fa ny teniny n nampiasainy.
ka moa ve manambany azy izany?sa rehefa gasy dia ambany raha tsy miteny franstay fa ny sasany ok raha mampiasa ny teniny?
novalian'i pitchou ny 01/07/2005 06:21
2. pitchou ( 02/04/2005 04:58)
d asa wa e! raha isika gasy aza tsy mankasitraka ny tenintsika d iza no hiraharaha azy? sao d variana @ny an'ny sasany e!
3. ralalasareho ( 02/04/2005 06:29)
:lol: Marina tokoa fa raha tsy miteny ( mety no tiako hilazàna azy ) ny teny baiko ve dia tsy misy izay maha gasy ? Inoako fa ny zava-dehibe amin 'io resaka io dia izao : Ny Président an-tsika gasy , ny tokony hahavanana aminy dia ny mahay miresaka amin'ny olona eo amin'ny Fireneny ka azon'ny vahoaka izay lazainy ? Ny ao ankoatr'izany dia tsy hisy tokony hahamenatra na hanahirana ny saina ! Diniho ange fa na ny vazaha aza , firy no tsy miteny ny teniny tsara ? Tsy misy menatra izy na iray aza ? 8O Moralité : " on devient cuisinier , mais on est né rotisseur " hoy ny teny vazaha !
4. ikoto ( 02/04/2005 06:32)
tsy ny fahaizana miteny frantsay no zavadehibe raha amiko fa ny hevitra hampandrosoana ny firenena.Na ny amerikana na tompnandraikitra avy firenena hafa mandalo na mitsidiak firenena hafa ,tsy voatery mahay ny fitenin'ilay firenena izy.
Rehefa mahay manao fifampiraharahana hahazoana fanampiana hampondroso ny tanindrazana nefa tsy manaiky lembenana dia izay no ilaina angamba.Indrindra rehefa atokisan'ny mpamatsy vola ny fomba fiasanao.
5. aristar ( 02/04/2005 06:49)
Ho an'ireo mandetika lava an'i Ra8 ny marina dia tsy hoe
"tsy mahay teny frantsay akory "
fa hoe miteny frantsay misy accent ary maninona moa raha misy accent ary ? Ny marseillais na ny toulousain rehefa miteny frantsay misy accent ary ny Reine d'Angleterre na ny Prince Charles reko nanao kabary @ teny frantsay teto France dia misy accent koa.
Mariako anefa fa raha niteny arabo ny filoha egiptianina teto France dia tsy teniny ofisialy ny frantsay faha isika gasy vakio kely ny Constitution-tsika les langues officielles sont le français et le malgache. Ary raha miteny gasy ny filohantsika rehefa aty ivelany dia maka mpandika-teny ireo miresaka aminy dia mety mandika mivelana dia tsy mitovy @ izay tiany ho lazaina intsony
6. jhouhlambout ( 02/04/2005 08:34)
aristar:

"tsy mahay teny frantsay akory "
fa hoe miteny frantsay misy accent


Ié, marina mihintsy izany, tena manaja tsara ny grammaire française izy fa saingy ilay accent malagasy no manome hevitra ny sasany. Marihina fa misy koa gasy mahay miteny tsy misy accent nefa feno fautes maro be @ fandrindrana ny teny sy ny sisa..... eh oui

:@
7. aristar ( 02/04/2005 09:01)
jhouhlambout>Efa naheno gasy miteny frantsay tsy misy accent ve i jhouhlambout ? Izao dia fantatro avy antrany hoe gasy ilay miteny afatsin'ny gasy teraka taty ka tsy tany Dago mihintsy satria naka ny accent ilay région niainany taty.
Efa nihaino kabarin'i Ra8 tany @ ONU aho ary ny zavatra noteneniny no manitan'aho fa tsy ny accent-any sady ny teny frantsay teny ofisialy any @ ONU ary fantatro faha tsy misy traducteur malagasy->farsi ou malagasy->swahili any @ ONU dia tsy aleho ve atao @ teny frantsay na misy accent ary
8. jhouhlambout ( 02/04/2005 16:24)
ié :@
9. pitchou ( 02/04/2005 16:31)
aristar> maro dia maro tokoa ny malagasy miteny frantsay tena tsy misy accent na kely aza, izany nefa tsy tokony entina hitsarana azy hoe tena dadany izy zany e!
na fiteny ofisialy any @ ONU aza ny teny frantsay d tsy voatery hiteny frantsay, na izay fiteny ofisialy any daholo ny filoham-pirenena.
Ny gasy tsy miteny gasy no tokony hanahirana ny saina fa tsy ny gasy tsy mahay izay teny frantsay any!
jhoulh> ireo fautes de grammaire b d b ataon'ny mahay miteny frantsay no tena ahafantarana fa mahay teny frantsay tsara izy satria ny frantsay no tena mpandiso grammaire :lol:
10. nanahary ( 02/04/2005 21:27)

Betsaka tokoa ny manenjika any Ra8 hoe tsy
mahay teny Frantsay , angamba hoy aho hoe tsy dia
hilaina loatra izany , fa kosa ny zavatra hita dia saika misy mpandika teny daholo ireny Filoha
mandalo manao mission ireny , ka ny ahy ny zavatra
mba tiako ho totosain'iRa8 dia ny fanataterahana ny
mba hahabetsaka ny vokatra vary amin'ity taona
manaraka ity ,mba ho afampo ny vahoaka toy izay nataony momba ny lalana izay .vary 3 ton ou 4ton
a l'ha . o.k ny tantsaha amin'izay. ny mponina voky
daholo mandroso Madagasacar , Rava8 ho derainy izy mahavita ,rehefa io vary io no azo betsaka mitosaka , sakafon'ny Malagasy .
11. aristar ( 03/04/2005 15:51)
Misy marina ny an'i nanahary. Mariako anefa fa i Ra8 rehefa mivaoka any'ivelan'i Dago dia tsy hijejojejo fotsiny sy hiteny gasy ary hampiseho an'izao tontolo izao fa "gasy ka manja" fa mitady izay ahasoa an'ny tanindrazany. Herevo kely hoe Ra8 miteny hoe "Mila solosaina ny malagasy mba hivoarany" dia ilay mpandika-teny eo ankilany mandika hoe "Les malgaches ont besoin de remplacer leur intelligence (sous entendu qu'ils n'en ont pas) pour se développer". Qu'est ce qu'il aurait l'interlocuteur alors qu'il aurait été plus simple s'il avait parlé en français "les Malgaches ont besoin d'ordinateurs pour se développer" et le traducteur est au chômage ou il va chercher du boulot ailleurs. Isika gasy manko indraindray dia maty kambo hoe namorina ny zavatra rehetra sady mahay no ny olona rehetra dia indraindraymamoriporina voateny ka na ny samy gasy aza tsy mahafantatra aza intsony. Ohatra iray ny frantsay, espagniolina, alama sns dia miteny hoe chat nef isika gasy dia miteny hoe Karajia dia voatery ampina hoe na chat satria sy fantatran'ny sasany. Manao inona raha natao hoe tsaty fotsiny ! Isika efa miteny ihany hoe boky, solaitra sy pensily
12. aristar ( 03/04/2005 16:05)

Rectification : Qu'est ce qu'il aurait pensé l'interlocuteur alors qu'il aurait été plus simple s'il avait parlé en français "les Malgaches ont besoin d'ordinateurs pour se développer"
13. aristar ( 03/04/2005 16:23)
Pour ceux qui n'ont pas compris "boky, solaitra sy pensily" vint de l'anglais "book, slate, pencil"
14. pitchou ( 03/04/2005 18:09)
aristar> dia tena bado tokoa angaha kosa ny fiheveranao azy ka tsy afaka hahita olona mahay miteny frantsay akory handika ny tiany tenenina! tsy voatery hahafehy ny fahaizana rehetra otranao daholo ange ny olona rehetra e! na filoham-pirenena aza! (masiaka be ve izany???) Ianao mahafehy ny solosaina aza raofina @ sobika ny diso soratanao?
15. mandrindra ( 04/04/2005 09:32)
Amiko manokana aloha tsy laharamphamehana ny fahaizana teny vahiny. Ohatra i Chirac ve mahay teny anglisy tsara, i Bush sy Blair ve mahay miteny frantsay tsy misy accent.
Eo amin'ilay mpandika teny hoe mandika vilana aloha dia tsy mitovy hevitra amin'i aristar aho. Ny mpandika teny dia tokony ahafehy ny teny roa, satria io no asany. Ary raha diso ny fandikana ataony dia azo tsaraina izy satria ny fananana accent tsy midika hoe tsy fahazahoana an'ilay teny.
Ny votoatin'ilay teny no tokony himasoana mba hafonja.
16. annie ( 04/04/2005 11:23)
Maninona mou na tsy mahay teny frantsay mihintsy izy e? Tsy tenindrazany io! Raha mande any @ tsika ve i jacque chirak tsy maintsy mahay teny gasy? maninn raha izy ndray no asaina miteny gasy e?
Ny antsika gasy complexe no betsaka!
17. naritsimba ( 04/04/2005 12:32)
annie> marina ny anao.
18. welie ( 04/04/2005 13:02)
Dia tsy azoko marina ireto olona manakihana fona hoe tsy mahay teny frantsay e, wa wa wa e!
Inona aza ny tsara: Mahay grammaire fa misy accent sa tsy misy accent nefa ny diso tsiponina sahala @ ny mitsipona tsy aiko... Tena tss... Ary zà mahita matoa miteny!!!
19. pitchou ( 04/04/2005 19:19)
annie> mitady loza ndry! marina tsy hiteniteny foana igagana raha i chirac no asaina miteny gasy!!!!
20. aristar ( 05/04/2005 20:37)
pitchou> Ary manao inona no i chirac ihany noho igagana asaina miteny gasy faha tsy JP2 koa rehefa nanao bénediction urbi et orbi @ teny gasy na wolof na swahili pli-vava fotsiny sahala @ Mireille Mathieu nihira @teny japonais na coréen ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4066