ravalo ihany
62. tranokely
(
25/04/2005 14:31)
Ra valo no nahavitadidy jadona de nitondra @ zao fahantrana izao kanou! aizaary nareo zany?
67. pitchou
(
27/04/2005 18:18)
ny @lafiny inona kosa alou no anontanian'i fijo? ny faty olona sa ny fangoronana sa ny trosa sa ny inona?
68. mandrindra
(
28/04/2005 08:08)
izay anie ry fijo no nahatonga ahy nanotany hoe nahavita inona? ary nitondra, mitondra, hitondra inona ilay vitany ?
69. fijo
(
28/04/2005 22:39)
nahavita zavatra tao mada ka.tamin'ny sasany teo inona no nijoro.izao inona no efa niova?
71. pitchou
(
01/05/2005 15:02)
nahavita zavatra daholo kosa aloha izay rehetgra nandalo teo e! na ilay tsy nijanona afatsy 1 herinandro na ilay namikitra 25 taona! fa arakaraka ny tsirairay no mampivoitra ilay lafitsarany na ilay lafiratsiny!
72. kitjo
(
02/05/2005 14:38)
Ny a lo d teneniko fa za tsy mahay teny frantsay misy accent zany e.
Ny a refa azoko ze lazainy sy azony ze lazaiko d zay d ampy.
aristar> raha mpandika teny ka manao dika vilana zany d olona notsomponina fts zany fa tsy natao handika teny. Za zao na mahay miteny anglisy aza tsy mendrika atao mpandika teny satria misy voambolana zay tokony hainao tsara tenenina teny gasy adika teny vahiny ary izay teny vahiny rehetra koa tokony hainao tsara ny mandika azy @ teny malagasy.
Fa tsy izay mahay miteny frantsay akory dia azo alaina ho mpandika teny.
Ny anton-dresaka no tena izy fa tsy izay hoe fahaizana teny frantsay na tsia fa manana mpandika teny mahavita @ znay izy

73. kitjo
(
02/05/2005 14:53)
Resaka vidim- piainana indray:
Mitovy @ trano io.
Teo aloha firy (45) taona dia nipetraka t@ trano bongo efa mihozongozona ny Malagasy.
Ka raha vao misy cyclone dia mianjera. Dia asiana ravin' akondro kely anohanana azy. Dia tohatohanan-tsy ho lavo eo.
Dia zara raha velona mitsipozipozy.
Fa namboarin' ny frantsay ny toe-tsain' ny Malagasy hoe "mafy be"..."mahay miaritra" sns...
Ka rehefa mbola azo ihafiana dia ok.
Dia tonga ravalo, dia noravana mihitsy aloha ilay trano kely nitsipozipozy teo. Nindram- bola sns....Nanangana fototra mafy orina, rindrina tsy matahotra cyclone, tafo tsy voaongotry ny rivotra, varavarakely misy grille de protection tsy mora angalaran' ny mpangalatra, manisy tamboho avo iarovana ilay tanana.....
Mazava ho azy fa mbola tsy azo ipetrahana aloha ilay trano. Fa mba asaina miafiafy daholo ny mpianakavy hoe efa manao finition fa mba miafy kely aloha.
Iaraha- mahalala anefa fa ny finition no tena sarotra no fanaovana azy rehefa manao trano, mandoko sns....satria raha trano mbola tsy voaloko sns no jerena ety ivelany tsy fantatry ny olona ilay vidiny.
Ny olona tsy misaina no mitabataba eny @ sisiny fa aleony hono mihafy anaty trano gony/plastika miteby2 lava mandrapahafatiny.
Tsy adala akory ny investisseurs raha mihazakazaka mankany Dago satria mahalala daholo fa milay be ny "avenir" an Dago. Fa mbola manorina ny fototra ilaina rht ny fitondrana izao.
Famintinana: Ekena fa "generation sacrifiee" tsika ao Dago @ zao fotoana izao. Tsy mampaninona izany amiko.
ARy na iza na ho iza no ho avy eo rfveo, dia handray vonona satria ahmetraka rideau sy fanaka sisa dia azo ipetrahana tsara ny trano.
Efa fantany izay fa isika vahoaka no rebirebeny eo fts ahazoany voninahitra sy laza nefa tsy nanao inona akory.
Ko maninona raha avela vitainy ny trano rehefa eo ihany izy fa tsy kotabaina?
Misy amin' ireo mpanakotaba ireo ange izao mitady hiditra ao antanana fts dia handeha handrava ny trano, hivarotra ny tariby, hivarotra ny ciment @ karana, .....
Misokatra ny adihevitra.
(azafady fa lava resaka satria araraotina ny fotoana)

74. tranokely
(
02/05/2005 15:03)
Ny olona tiana r'ise no kianina fa tsy tohanana be fahatany, ka na maity aza ny loko hita dia mbola mihoraka ihany nareo mpanohana fa hoe fotsy io
75. kitjo
(
02/05/2005 15:07)
tsy maninona raha fanakianana mahatsara zavatra fa tsy mandrava ( critique constructive fa tsy detructive).
Izahay ange tsy manao akory hoe tonga lafatra be io fa misy koa ny zavatra tsy mety fa ny fandehan-javatra ambangovangony no resahina.
Tsy maninona fa aleo iaraha-mahita eo na mbola mainty aza e. :)

76. mandrindra
(
02/05/2005 16:12)
pitchou, dia hiverina any amin'ilay resaka fampitahana izay natao amin'ny ratsy indray izany ilay izy.
kitjo, tsara be ilay fandrafetanao an'ilay resaka fa inona kay ilay fototra matanjaka amboarina na efa vita na eo ampanamboarana ankehitriny? dia amin'ireo fototra mafy be natsangana ireo afaka hafiriana kay 10 sa 20 sa 30 taona no hitovy amin'ny fahefamividy tamin'ny 2002 ny fahefamividin'ny malagasy, satria hoy ianao génération sacrifiée ny ankehitrio.

77. kitjo
(
02/05/2005 16:22)
Raha tsy hitonona afatsy ny
- fanamboaran-dalana, ny fahatokisan' ny mpampindram-bola,
- ny fanondranana entana ataon' ny Malagasy (fa tsy ny vahiny no tonga maka),
- "investissement" marobe ao Dago, ny fampirantiana momba an' i M/kara aty ivelany => ecotourisme, economie....,
- famatsiam-bola,
- famafana trosa,
- fanomezana toerana ny Malagasy nandrato fianarana "fa tsy fampitomboana ny fuite de cerveaux, fanompoana ny vazaha na vazaha tsy mahay inona inona avy any aminy any aza dia karamaina lafo nefa tokony ho vitan' ny gasy,
- ny ezaka @ady @ kolikoly....
Eny e, mety ho azo tsapain-tanana ho an' ny valalabemandry aloha izany amin' izao fotoana izao.EKEKO!

78. mandrindra
(
02/05/2005 16:41)
-Tsara be tokoa fa vita ny lalana, ekena tanteraka, dia inona ilay vokatra nentiny ? Efa niomana ny hamokatra bebe kokoa ve ny tantsaha ary raha amin'izao vidimpiainana izao dia ho lafo daholo ve ny vokatra raha toa ka mitobaka?
-Nanaondrana entana be dia be aty ivelany i Madagasikara nefa ny balance commercial mihamitombo ny déficit tsy mifanohitra ve izany?
- Efa mihabetsaka ny investissement ao Madagasikara, tena tsara tokoa anie izany e, nefa rehafa mijery ny tarehimarika ekonomika ianao dia mbola ny zona franche ihany no mamatsy ny 80%n'ny asa (ivelan'ny fanjakana) dia toa mihamitombo ihany ny tsy an'asa dia nankaiza izany ilay investissement.
- ny ady amin'ny fuite de cerveaux, tena ezaka lehibe azo deraina tokoa izany fa maninona no mbola maka olona avy aty ivelany raha izany sa tsy misy mahay ao Madagasikara (ilay alemana mpanolotsaina ekonomika, ilay norveziana hanajary ny fitsarana...).
- tena marina ksa aloha fa mandroso ny ady amin'ny kolikoly amin'ny ataon'ny Bianco
- tsara be ihany koa fa foana ny trosan'i Madagasikara teo aloha, asa goavana azo tsapain-tanana izany.
Fa hono ho aho inona amin'ireo zavatra niadiantsika hevitra ireo no laharamphamehana ho an'ny valalabemandry (rahoviana ihany vao hifoha?).

79. kitjo
(
02/05/2005 17:01)
IO ange efa ekeko hoa fa tsy mbola azon' ny valalabemandry tsapain- tanana aloha e.
Mety ho diso aho raha hilaza fa raha olona tsy mandinika tsy hahatsapa an' izany. Ialako tsiny ilay fitenenana.
Vazaha alemana , norveziana sns lazainao: misy ny zavatra mbola ilaina olona avy aty ivelany satria misy zavatra ilaina experience kokoa...(tsy hiadian-kevitra io)...ary tsy midika koa fa tsy hampiasa vahiny mihitsy fa ny teknolojia mivoatra hatrany.
Misy ny zavatra izay tokony ho vitan' ny Malagasy dia ampanaovina azy fa tsy ilaina hanaramana vahiny lafo be.
Fa amiko hoe ilaina ny vahiny, toy ny mpitondra vola sy mampiofana raha zavatra tsy haintsika, fa tsy natao hipetraka eo mandrakizay izy fa raha fetsy isika dia rehefa mandeha tsara ka voafehin' ny gasy amin' izay dia soloina gasy izy.
Mety hipetraka koa ny fanontaniana hoe "Maninona no mandeha mianatra aty ivelany fa tsy ao " ireo fianarana tsara be ao Dago ireo"? dia io ihnay koa ny valiny hoe misy ny experience izay ilainao misy angalana sopapa aty @ ilay tany sy ny fomba fanaon zareo izay tsy hain' ny mpampianatra ao Dago: resaka pratique/ fampiharana fa tsy theorie. Fa rehefa azo dia tokony mody.
Eo no ilaina ilay asan' ny fanjakana hoe tokony omena toerana ireo Malagasy nandrato fianarana ireo raha tsy izany dia mandamaka aty. Tahaka izany koa na ireo nianatra tao Dago aza.
Resaka lalana: raha ny vokatsoa angamba tsy tokony hazavaina fa na misy aza ny mety ho lafy ratsiny dia zara raha misy oharina @ lafy tsarany.
Tsy ny fifamezivezen' ny vokatra ihany fa ny olona koa. Mba afaka mandeha mampianatra any ambanivolo @izay ny mpampianatra sy ny dokotera ohatra fa tsy mandeha tongotra 4andro dia maty any andalana fa tafihan' ny dahalo nefa reraka.....Ohatra izany!
Matoa lafo ny entana mihoatra ny tokony ho izy dia tsy ampy (tolotra sy ny tinady). Matoa be ny vokatra nefa kely no hita eny antsena dia misy mampirina any ho any => BIANCO/ police economique sns ndray io!
Fanondranana entana> h@ zay ange tsika tsy manondrana e (raah tena dinihina). Satria ny vahiny no tonga maka ny entana ao Dago @ vidiny ao an-toerana na mora aza. Tsy misy idiran' ny Malagasy @ marche international mihitsy (devises) satria vidiny eto antoerana ihany no ividianany azy na mitondra devise aza izy. Kanefa ny entana malagasy mameno tsena aty ivelany (vanille, makamba....).
AIza ny tombotsoan' ny mpamokatra na mpandraharaha malagasy?
Tsy misy=> izay no vokatsoa @ fampirantiana momba an' i M/kara aty ivelany mba hahafahan' ny Malagasy mahita "marche" aty ivelany fa tsy hiandry ny vazaha eo.
Vitrine de M/car, Parfum de M/car, Film Madagascar(tourisme...)
Zone franche: rehefa manaja ny zon' olombelona izy tsy aleo ve mba manana asa ry zareo ireo toy izay hivarotena sy hangalatra?
Lasa lavitra be ny eritreritro d lava b :lol:

80. pitchou
(
02/05/2005 18:19)
lava resaka koa ndry ity ry kitjo! nataon-dry indray tantarainany firy volana tsy nahateo an-dry!
mandrindra> misy hoa ny olona tsy te-hisahirana fa miandry olona hafa hampiakatra ny sakafo ao a-bavany, na hitsako ilay sakafo ho azy mihitsy aza! tsy te-hanorina fa hamantam-bonona, ary fady izay hieritreritra ny ho avy! izay no nahavoa an'i mada! misy ny olona omena tsaramaso 10 d ampitomboiny iny amboleny fa ny an'ny sasany kosa d tsaramaso manta ve rangah, naninona no tsy nandrahoina aloha vao nomena!!!!
ary mahagaga ihany fa ny firenena rehetra, ny mpandraharaha any ivelany mahita ny fandrosoana sy fihatsarana hita eto (misy ny marika maro azo tenenina momba izany) fa ny gasy (sasany fa tsy izahay rehetra akory :D ) ihany no mahita fa miha-ratsy ny eto! asa lahy na ahoana na ahoana? sa ve misy ny maso tsy mahita afaty tsy mety?