ravalo ihany

81. tranokely ( 04/05/2005 06:38)
Izay indray Pitchou, dia lazaina fa je cite "misy hoa ny olona tsy te-hisahirana fa miandry olona hafa hampiakatra ny sakafo ao a-bavany, na hitsako ilay sakafo ho azy mihitsy aza! tsy te-hanorina fa hamantam-bonona, ary fady izay hieritreritra ny ho avy!" dia lazaiko marina aminao ry Pitchou fa na mazoto tahakany inona aza izy dia ny probleme anie dia ilay atao ao am-bava mihintsy no tsy misy e! na misy fa lasan'ny mpitondra sy ny akamany, ohatra vitsy no omeko anao: hatr@ kely indrindra ka hatr@ lehibe indrindra ny marché eto Mada dia ataon-dra8 bodongerona, angaha izao misy olon-tsotra mahazo marché momba ny fourniture de bureau zany fa tsy nalain'ny magro, ny vary, ny fanamboaran-dalana lasan'ny Alma,sns..... ka hoy aho hoe tsy malaina ny olona hitady fa ny hotadiavina tsy misy na misy fa efa nisy nanao be fandroaka.
Raha izao aloha tsy probleme amiko zay volam-bahoaka hohaniny any, na alainy daholo koa aza ity Madagascar ity dia soloiny anarana hoe TIKO, fa raha mirevy izy dia tokony mba jereny koa ny vahoaka dia mba miara mirevy eo dia samy faly....sa nareo KAMO
82. kitjo ( 04/05/2005 06:54)
K tsy misy hotoloram -potsiny ko eo ko!

Raha ara-dalana ve moa no hangalany anzany rht zany ry tranokely inona no tokony ho olana? Ny volany no miasa ko, orinasa prive io
Misimisia aza ny gasy mahavita ohatra azy. Fa rehefa gasy manko no manana dia zany foana.
Vao misy mahavita zavatra dia lazaina fa mahitaita.

Fa ireo vazaha na karana manana orinasa matanjaka, hotely be sns ao Dago reo zao tsy mba misy manakiana hoe ahoana no nahazoany an' ireo sy ohatra hoe maninona ny fiompiana makamba sns no lasan karana aby? ARy fianakavian aby izy reo.
Maninona ny filiere textile no an' ny vahiny aby?
Raha tsy hitonona afatsy ireo

Fa raha vao gasy d enjehina foana. Fa efa voaozona tsy hahavita inona2 ve le gasy aminareo e?
Tsitako mitsy ze olana amzany fa tokony ho fier aza ny gasy raha misy gasy mahavita zavatra rehefa tsy mangalatra izy.
83. kitjo ( 04/05/2005 06:56)
Dia amin' ny ahoana koa aloha le fomba hoe ampirevena e?
Le ohatran zaraina vary stoky t@ po @ 50ar v? d mangdidy aby aveo.

Eritrereto hoe manao bizinesy enao d nahazo vola @ volanao madiodio d tonga aby ny olona hilahatra eo ambaravaranao hoe ahoana no enao rery no ihinana fa zay ko mba omeo.
Inona no atanao?
84. pitchou ( 04/05/2005 18:56)
zà mbô gaga ry kitjo! ny tena olona eo @ gasy angamba dia marary ny fony mahita gasy sahala aminy manankarena na tafavoaka! aleony tokoa vahiny no tompon-tany toy izay ny gasy kou!
ohatra iray: aleony vidina 10000 ar @ olona tsy ara-dalana izany le fourniture toy izay vidina 4500 ar any @ orinasa gasy! zay zany le fisainan'ny gasy mialona gasy e!
85. tranokely ( 04/05/2005 19:16)
Fa nareo ve aloha antitra sa tanora no tsy mahalala ny atao hoe ampirevena,sa tsy mahatanty tsikera koa toa ilay président nareo io,sa matahotra discution toa an-dra8 ihany satria tsy dia manan-kevitra fa président par hasard, ka raha vao misy maneho hevitra dia miaramila no tonga aloha!!!!.....izay ilay hoe "la verité blesse"
86. fijo ( 04/05/2005 22:02)
tranokely ,le resaka marche na fourniture de bureau dia tsy marina.misy olona tsotra mahazo io.ny havako manao an'io mahazo,fa aza manely tsaho
87. kitjo ( 05/05/2005 05:19)
tranokely> kalam fa in arty.
Ka zay aloha tsy mila olona be resaka fa aleo tsy miteny d asa no atao fa le be resaka rney mampiesona fts.

Ka samy manana ny verite aminy ko ngamba tsika fa na tsy tinao aza io prezida an i Madagasikara io znay hoe an'ny rehetra fa tsy hoe anay rery

Fa hono wa, iza zany ny prezidanareo ry tranokely ra anay rery io? Sa niova nationalite ise?
88. pitchou ( 05/05/2005 05:36)
:D izay tokoa angamba no tsy mampande ny resaka knou! mba te hanao afera eto ry tranokely tsy gasy d voabahan'ny gasy!
89. mandrindra ( 06/05/2005 10:33)
Hoy i Pitchou : \"misy hoa ny olona tsy te-hisahirana fa miandry olona hafa hampiakatra ny sakafo ao a-bavany,\"
Dia hoy i Kitjo :\"K tsy misy hotoloram -potsiny ko eo ko!\"
Marina daholo izany. Raha ohatra mantsy somary ataoko botolo kely ilay hevitra dia lasa sahala amin\'ny hoe miasa ary aza miantehatra amin\'ny fanjakana. Dia atao inona ny fanjakana raha izany?
Ny ahy ny fijeriko dia toy ilay ohabolana sinoa : \"raha te hihinana trondro izy dia omeo haranjono\". Amiko dia anjara asan\'ny fanjakana ny mikarakara ny haranjono.
Dia omeko ohatra iray satria mba nikaroka aho, araka ilay tenin\'i Pitchou hoe mahaiza mitady, dia izao no zavatra hitako : nanasonia fifanarhana tamin\'ny Nosy Maurice ny fanjakna malagasy hoe hanondrana ovy any,tsara be izany satria fampandrosoana. Rehefa jerena ny taona 2004 dia 10%n\'ny nifanarahana ihany no vokatry ny tantsaha. Dia marina aloha fa ny tantsaha no diso voalohany satria ry zareo no mpamokatra fa amin\'ny fomba ahoana kosa ary no ahafahany manatanteraka izany, ohatrinona ny vidin\'ny fitaovana, mba nifampizara tamin\'ny mpamokatra ve ny fanjakana alohan\'ny hanaovana izany? Dia izao lasa nanafatra any amin\'ny toerankafa ny maurisiana.
Dia toy izao ny fijeriko ny hataon\'ny mpitondra fanjakana malagasy, maika loatra ny hanao zavatra ka tsy mahita ny ambany maso fa mahay mijery lavitra fotsiny ka izay ilay mahasolafaka.
Dia izahay gasy sasany :) tampimaso ihany angamba ry pitchou no maminavina (vinavina satria tsy marina izany ô) ao antin\'ny hazinina hoe tena mihalafo izany fiainana izany. Hay tokoa moa efa nidina ny vidimbary hoy ianao, azafady. Dia raha nidina ny vidimbary tsy mijaly indray ve ny mpamboly vary satria mihena ny fidirambola?
90. pitchou ( 06/05/2005 18:31)
ka mba nalahelo anao izany izy ko! :D
d faly enao sa tezitra ? hankasitraka sa himenomenona indray?
91. fijo ( 10/05/2005 21:20)
marina fa ny fanjakana dia tokony hanao izay fanampiana arapitaovana hampitomboana ny vokatra,fa ny tantsaha koa mba tokony ahatsiaro fa mila ary tokony hamokatra be izy.
92. kitjo ( 11/05/2005 04:30)
zay ange le laziako hoe miasy miandry "miracle mon ami" eo ambaravarana e.

Tadiaviny angamba hoe iny ravalo fa handondona isam-baravarana hanontany hoe inona no ilainao.
93. tranokely ( 11/05/2005 14:33)
Za aloha tsy niova nationalité zany fa matoa aho miteny hoe president-nareo de satria za tsy nifidy azy ny antony: efa hitako ny ady clé-any tao @ Tiko sy t@ naha maire azy fa mpanao DIDY JADONA. Averiko indray fa ny olona ange hoa noana e! ary vonona izy hitady raha misy ny atao (tsy misy ary ny atao mitady izy) fa ny atao mihintsy no tsy misy, fa ny anareo mantsy avadika hoe miandry hotolorana fotsiny sy ny hoe miracle mon ami izay mitovy @ excuse-ny mpitondra
94. cheboman ( 11/05/2005 18:12)
tranokely>izay mitady dia ahita hoy ny fitenenana fa tsy misy mitady tsy mahita izany e! raha tsy ny hoe mitady izay moramora sy ny tany malemy anorenam-pangady angaha :lol:
95. fijo ( 11/05/2005 20:51)
tranokely o.ny democratie any aminareo nga milaza hoe izay filoha tsy nofidian'ny tena raha lany dia tsy filohan'ny ilay firenena rehetra
96. tranokely ( 13/05/2005 13:44)
ny lalàna r'ise no nilaza izany an! sady io koa anie azo amboarimboarina araka izay tiany eo io lalàna io e! ohatra ny nanamboarana ilay 48% ho lasa 50% mahery kely
97. pitchou ( 13/05/2005 20:32)
tranokely> ary ahoana no nahaizanao manova % kay ry tranokely? mbola mahavoa noho enao izy izany matoaizy nahavita fa enao tsy nahavita!
fa izao aloha, raha izaho no tompona orinasa lehibe sahala @tiko ireny, d lainga raha hanaiky izay tian'ny mpiasa ao hanaovana izay tiany ny orinasako! d ze ilazany an'izany na didy jadona na tsia! ny sasany manko rehefa tsy avela hanararaotra sy hangalatra na hanodinaao @ orinasa d hoe didy jadona! syndicat bla bla bla!
98. kitjo ( 14/05/2005 17:12)
tranokely> avy aiza kay enao toa mahay teny gasy?
99. mandrindra ( 16/05/2005 10:27)
Hoy i kitjo :" zay ange le laziako hoe miasy miandry "miracle mon ami" eo ambaravarana e.
", dia tena marina io.
Fanontaniana : ao anaton'ny ankohonana iray dia misy zatovo iray sady tsy mety hianatra no tsy mety hiasa fa hiandry sakafo ao antrano fotsiny. Inona no tokony ataon'ny raimpianankaviana?
100. tranokely ( 18/05/2005 04:17)
pitchou> raha ianao izany no tompon'ny orinasa fa saingy tsy ianao fa izy no tompony, ka izany no izy ao: DIDY JADONA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1404