Eritreritra mandalo

ainaheri ( 15/06/2005 07:19)
mba tsapanareo v fa ratsy toerana ny pompier ao Tana sady tokana no ratsy fikarakarana refa antsoina adiny 6 aoriana vao tonga kendain'ny fitsetsenan'ny fiara fa manin ra ovana toerana hafa na asiana ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/06/2005 22:45
pika ( 01/06/2005 05:22)
mitombona ve io fitenenana io araka ny fijerinao azy nahoana ?... tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 21:22
Fanja1 ( 29/05/2005 08:23)
Dia miarahaba anareo reny rehetra eto @ serasera aho! dia samia ho tahin'Atra , hifanatrika @ njanaka amanjafy e! Zoky isany Lanto, Annie, Sipagasy, Manjakely sns ... izay tsy voatanisako Bisous be ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/06/2005 22:47
pika ( 24/05/2005 14:26)
misy milaza izany fa azo hitarafana toetoetr'olona iray ny sariny oh hoe raha vao mahita ny sarin'i ....dia toa olona kizitina be izany, na masika, .... mahita ve nareo... tohiny
novalian'i fijo ny 16/06/2005 21:03
Missie ( 18/05/2005 17:59)
Zao zao ato de manontany tena oe: :?:Mba inona azany zaoo mba haton'ny namana isany @ zao fotoana zao:?: Za zao kalou de mijery dinika ato @ serasera zao! Ary nayeo mba manao inona kay??????:-*... tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 20:23
Missie ( 16/05/2005 18:43)
Hono oa ry namana isany :?: fa maninona kay, misy ny oul tsy mahasaha miteny ny fahamarinana direct????? Fa tsy maintsy akolaka kely fonanany???? :?: ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/05/2005 22:50
dadabe ( 16/05/2005 05:28)
dia eto zany isika rehetra izay tsy mahatanty maina na krooa bleu no mitafatafa e :D :D ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2005 20:14
yonikafopl ( 15/05/2005 22:24)
Ity efitra iray ity dia nosokafana mba ho anareo ekipa solida, ka mba miangavy re raha azo atao, mandehana ato ianareo raha te hanamaina sy hi pounk, fa aza any amin'ny efitranon'olona any fa be ny ts... tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2005 20:14
xxx ( 15/05/2005 12:45)
salut dahoulll jay: Ho avy njay zao ny fety ny Reny (fête des mères)ny zavatsa itako ary tena tsapako dé refa mifaly miaraka amy Neny zany , nefa injissy , tsy ba afaka miaraka mifaly aminy tsoun... tohiny
novalian'i pitchou ny 17/05/2005 18:26
vegas ( 14/05/2005 03:06)
otrany mba fantasme ny rehetra mantsy lé mi-crac crac eny ambony avion de mety zay ny antony nalakelezana azy. Nareo ve tsy mahita? Eritreritra sendra nandalo io an.... tohiny
novalian'i fijo ny 25/05/2005 22:52
Veloo ( 09/05/2005 16:53)
Ny olana dia samy olon-ko azy ny gasy any am-pita hany ka tsy mba tafita mihitsy. Ny olona hafa rehefa any ivelany mifanampy mba ho samy tafita....Mba miakatra ny economie any amin\'ny firenena-dry z... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2005 23:14
Merinaforever ( 07/05/2005 06:38)
Arak\'i Methode[quote]Ka le fitiavana mihitsy indraindray no mifangaro eto ko!! Tsy mitovy mantsy ny fitiavana an\'i dada sy neny, ny fitiavana an\'i zoky sy zandry, cousins cousines. Ny fitiavana ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 13/07/2005 20:48
ainaheri ( 06/05/2005 07:12)
Misy amintsika Gasy mipetraka aty ivelany (eny misy manao koa ny firenena sasany fa sika gasy no resahana eto) zay manambady aty vazaha na gasy tahaka azy ihany no manafatra ny havany na ny reniny za... tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 21:29
aristar ( 05/05/2005 06:57)
Eritreritra mandalo momban'ny manifestation anti-avortement hitako matetika any Etazonia sy eto Europa [b]Considérer l'avortement comme un geste criminel revient, si l'on pousse plus loin la réflex... tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2005 04:29
kitjo ( 02/05/2005 15:27)
Tokony ho any @ sarimihetsika ity. Kanefa azo resahina eritreritra mandalo sy fiaraha-monina rehefa mitatra ny resaka. Ahoana ny fahitanareo azy? Tsy haiko any amin' izay misy anareo fa raha aty... tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2005 20:48
felicia ( 28/04/2005 21:49)
ahoana ny hevitrareo mikasika ny clonation humain????... tohiny
novalian'i pitchou ny 13/05/2005 20:19
notron ( 27/04/2005 16:17)
Ny vary indray mihinana taloha dia vary maina somary natao maherihery mba hampateza an-kibo azy. Tsy mba lovia somary fisaka toy fampiasantsika ankehitriny ny taloha fa somary jobo ary mahazaka be. ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/05/2005 23:22
sechat ( 15/04/2005 13:33)
Ary hay ny lalànantsika gasy tsy mamela ny fananana nationalité hafa ankoatran'ny malagasy? Raha ohatra ka mangataka nationalité hafa ianao dia very ny nationalité-nao. Izay aho vao nahalala an'iz... tohiny
novalian'i felicia ny 29/05/2005 00:40
mamzelkely ( 14/04/2005 15:22)
faly miarahaba atsika rehetra eto @ serasera.com :D. tsy dia mbola mahalala loatra ny fandehanjavatra aho fa raha mba misy afaka manazava indrndra fa ao am ny resaka namana ahoana no azaoana namana bd... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2005 22:29
majakely ( 12/04/2005 14:03)
Zao ry zareo fa tamin'ity herinandro ity dia lehilahy iray no nahazo ny mitovy amin'ny 80millions tamin'ny euromillion ...Raha ianareo no mahazo an'io inona no hampiasanareo azy ? :wink: ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2005 22:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.443