Eritreritra mandalo

booboo ( 18/08/2005 15:46)
Mino an'io raha io ve nareo ? Nefa @ zao betsaka mitsy ny raha manakarama lafo(ary tena lafo a !) an'ireny graphologues ireny handinika ny lettre de motivation-na oul iraika ! ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:15
ainaheri ( 17/08/2005 10:30)
Tato ho ato dia matetika mianjerazera ny fiaramanidina mpitatitr'olona ka tao anatin'ny 1 volana dia 3 be zao no nianjera zay t@ kompania samy hafa!!... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2005 19:28
sariaka91 ( 15/08/2005 22:51)
Nandray vahiny izahay afak'omaly. Olona mivady efa retirety izay, 15 taona no nifankahitanay farany. Nampiatranoinay ry zareo 1 alina fa aterina any roissy ny ampitso. Vao tafiditra ny trano ilay rama... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:17
pietro ( 09/08/2005 07:30)
Ahoana ny hevitrareo mikasika ireto mpanao politika antsika ireto? sokafy ny ady hevitra... tohiny
johns ( 08/08/2005 11:17)
Saika hamaliako ilay dinika tatsy ambadika ito nefa ohatrany tsara raha atao hevitra vaovao. Eo amin'ny mpivady ny firaisana ara-nofo dia zavatra tsimaintsy atao, ary fantatry ny olona rehetra fa ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/09/2005 19:35
rdjr ( 06/08/2005 07:38)
Tena misy hono izy io. Arakaraky ny toetran'ilay olona fahavelony no mety hampitombona izany: izany hoe raha masiaka ilay olona ary mpanao vava be ary nanao zavatra tsy zakan'ny fiaraha-monina dia mi... tohiny
novalian'i fijo ny 15/08/2005 21:17
vesta ( 05/08/2005 15:01)
Akotran'ny ankajo sy ny momba anao manokana. Inona daholo ry namana no zavatra tokony ilaina raha anorina tokatrano. Rmq: Jatovo iray andeha antanilavitra hamonjy toeram-piasana... tohiny
novalian'i deghany ny 20/09/2005 10:58
ari.malala ( 04/08/2005 13:14)
Ahoana ilay hoe "Sitrak'Andriamanitra ny niantsoany ny mpanompony, na ny zanany malalany" ireny ê! d raha namono tena le olona d mbola sitrak'Andriamanitra ihany ve no nahafaty anazy?... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2005 21:14
johns ( 04/08/2005 11:55)
Araka ny toe-tsain'ny vahoaka malagasy dia, izao no zavatra hitranga: - Fisondrotry ny vidin'ny entana tao amin'ny stockn'ny mpivarotra. Na dia mbola tsy nanondrotra aza ny mpamatsy sy ny mpitatitra.... tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2005 21:38
STONG ( 03/08/2005 22:40)
Miarahaba tompoko! Rehefa nandinika aho dia lasa heritreritra hoe!: Taorian'ny nahalasanan'ireo olomanga ireo dia mba iza ary ny aty aoriana no mba hahasolo azy reo???? ohatra:Ratsimamanga,Rakot... tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 21:20
jentilisa ( 03/08/2005 14:31)
Hafa indray ity lahatsoratra vao novakiako teo ity. Nantsoin'ny eveka ny mpanao gazety tao la Réunion fa hisy fihetsika hafa kaly hataony! http://www.clicanoo.com/article.php3?id_article=109672 na... tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2005 21:44
booboo ( 03/08/2005 13:31)
ny t@ 31/07 hifoha 1/08 1985 ohatra fotsiny. Mba nitady t@ gazety aho fa tsy nahita na article iray aza ...... tohiny
novalian'i fijo ny 15/08/2005 21:18
mandrindra ( 02/08/2005 15:31)
Nisy lohahevitra iray nanombolka io resaka io atsy ambadika atsy ka mba tiako ho tohizana kely. Samia hoe milaza izay mahamenatra azy amin'ny tenany ka tsy tiany ho hitan'ny olona. Inona ny antony? Ao... tohiny
novalian'i deghany ny 12/09/2005 10:34
jajaf401 ( 02/08/2005 04:25)
Ririnina ny andro :ka na namono télé aza hadino; Rehefa nieritrerita ny mbola hijery télé avy eo am-pandriana zaho dia nony nafana dia hadinoko daholo izay rehatra tokony mbola hatao alohan'ny hat... tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2005 21:50
ainaheri ( 30/07/2005 10:53)
Na dia tsy mbola tontosa hatr@ farany aza ny fisamborana ireo mpanao ratsy dia hita fa miara miasa ny video surveillance sy ny mpitandro ka nahitambokany izany 2 herinandro taorin'ny drame, hany ka... tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2005 21:51
ann ( 30/07/2005 10:36)
maro ny milaza fa akamaroan'ireo firenena silamo dia mahery setra daholo . nefa misy ko ny miteny hoe : efa tsy rariny kosa ny manjo andreo de voatery mamaly tsy fidiny ry zareo . ary za ko mpomba a... tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 20:28
joda ( 27/07/2005 10:26)
manao ahoana tokoa ny commission n'ny banky any amintsika raha maka vola par carte bancaire... tohiny
novalian'i zakony ny 20/09/2005 16:05
fijo ( 26/07/2005 20:18)
momba iny resaka fandalovan 'ny filoha frantsay tany mada iny dia gaga aho.satria raha nihaino RFI aho dia fanaratsiana gasy no resaka be tao. mba hitako tamin'ny vaovao TF1 anefa ny alina,toa mba re... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 20:35
johns ( 26/07/2005 13:43)
Voalazan'ireo namana mpiserasera @ vahiny fa ny mahatonga ny malagasy toa izao dia ny toe-tsaina. Ao ny: 1/ Tia kely 2/ Ory hava manana 3/ Be mokony 4/ Tsindrio fa lavo 5/ Miandry tolorana Ka iz... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:23
johns ( 26/07/2005 13:23)
Tairo hoe mba asiana dinika kely ny fandraisan-tsika ny hevitry ny pseudo. Oh: xxx: ve tena mpijery film X be. dia menatra dia tsy sahy mametaka ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.063