Eritreritra mandalo

xxx ( 08/11/2005 07:00)
any amin'ny faritra sasany - rehefa misy olona manao hadalana, ohatra atao hoe tratra nangalatra, dia tsy gadraina fotsiny fa asaina mandeha eny an-dalam-be, [b]mitondra baoritra dia soratana ngeza be... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2005 22:58
Herimiafina ( 08/11/2005 00:33)
Misy zavatra manahirantsaian anah fa tsy mety hahitako valiny hoa aho e. Le izy resaka hoe: tsy mahazo manodina mayonnaise hono ny sipa refa fadimbolana fa mivadika le mayonnaise. De nanandrana zah ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2005 21:59
Ranjha ( 06/11/2005 23:23)
Nareo ve ry zareo mba mahatsapa fa raha misy olona iray lahy na vavy niresaka be taminareo, nefa tsinona tsinona teo izy dia niavona , inona ny fahazoanareo zany? Ny tsapako aloha hatramizao dia mato... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2005 22:58
Missie ( 06/11/2005 18:46)
Aona ty resak fahandorana tomobilina, trano, oronasa eraky Frantsa ty euh!??????? tena miparitaka mitsy lé izy juste resaka week end efa amarivony tomobilina dorna'ry zalahy! MAha lasa saina tokoa! d... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2005 22:30
Missie ( 04/11/2005 17:50)
mandalo ato eritreritro oe: mba mifampatsiaro veuh tsika :-D asa raha mbo hahazo klioooo izy ty :-D... tohiny
novalian'i Missie ny 21/11/2005 15:16
xxx ( 02/11/2005 13:03)
Ianareo va sao dia mba mahalala site ahafahana mandefa sms gratuit. Mba mitady aho hatramin'izao fa tena tsy mahita mihitsy. Raha sendra mba mahita ange ianareo dia mba apetraho eto ny anaran'ilay sit... tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2005 21:14
xxx ( 02/11/2005 13:01)
Mba lasa ihany ny eritreritro, asa raha mba azo atao eto amin'ny serasera ny fandefasana sms amin'ny portable amin'ny alalan'ity site ity? Mety mbola ho sarotra angamba ô!... tohiny
xxx ( 01/11/2005 07:18)
enga anie ka ho nofiko ihany ireo firenena vaventy eran-tany miady hifandrombaka an'i Gasikara tsy ankihetsika isika, mitazana tsara enga anie ka ho nofiko fotsiny ireo miaramila avy ao an-dam... tohiny
novalian'i fijo ny 04/11/2005 22:56
hery ( 24/10/2005 07:24)
Tohin'ilay resaka sarimbavy sy sarindahy tatsy. Raha toa ka misy namanao tena namanao na ao amin'ny fianakavianao (rahalahy na anadahy na anabavy na rahavavy) na koa ny zanakao miteny aminao tampoka ... tohiny
Nickovy ( 23/10/2005 20:05)
Andray marina! Gaga be aho indray andro nahita tami'ny Jeune Afrique Intelligence fa ny dikan'ny Homosexual amin'ny teny gasy hono dia "SARIMBAVY" Dia mba marina ve izany? Dia ahoana ilay hoe "SARINDA... tohiny
novalian'i lapino ny 18/11/2005 15:51
Nickovy ( 23/10/2005 09:41)
Dia lasa ny saina ry zareo hoe avy aiza marina ny fiandohan'ny famadihana? Toa samy manaja Razana daholo nyankamaroan'ny Afrikanina saingy toa isika Malagasy ihany no mamadika (indrindra ny fomba ao I... tohiny
pika ( 19/10/2005 05:20)
nareo ve mahatsikarika hoe rehefa i herimiafina sy hesham no eo tonga dia dialogue vita azy irery ny sehatra, tsy misy manaiky ho gisitra mahafinaritra ny mijery azy a tsiky fotsiny tsy misy tezitr... tohiny
hesham ( 19/10/2005 03:08)
Mbola mi charge pil anga herimiafina??... tohiny
xxx ( 19/10/2005 02:12)
Herimiafina = serasera 24h :-D:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/11/2005 20:54
RIANTSOA ( 18/10/2005 01:39)
Raha misy te-hanao concours @ENI ka atao oe ao tsara izy t@ terminale indrindra C dia ny logique no sarotra .Zay aloha ny t@ herintaona é sy izay efa fantatra.Ho anareo izay mikasa fa tsara ny mahay ... tohiny
novalian'i miarina ny 20/10/2005 20:56
facri ( 16/10/2005 21:47)
Fa angaha moa tsy teny gasy no antony hidirana ato @namana serasera!Tsy be kizitina akory fa rehefa mamaky ny ankamaroan'ny ny hafatra mantsy dia mialtsiny ny rehetra fa hoe tsy zatra manoratra teny g... tohiny
jpeg ( 14/10/2005 13:15)
http://tranogasy.xooit.com/ forum ndrizareo ao @tranogasy.net miresaka oé fenarana , misy resaka bourse d'études sy fifampizarana mémoire sns mafinaritra ny toy izao :lol: ... tohiny
estine ( 10/10/2005 07:06)
mamoka klip fona n... tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2005 04:52
pika ( 10/10/2005 05:19)
ao ny milaza fa ny vola, ny fitiavana, ny fianankaviana, ny harembe,ny fahasalamana,ny fitetezan-tany ..... mety any aminao fa tsy voalaza koa inona aminireo re no mety mahasambatra bebekokoa aminao... tohiny
Herimiafina ( 10/10/2005 03:56)
Omena safidy ianao, ny iray zavatra tinao, ny iray kosa zavatra tsy tinao. Dia hoy ianao hoe, aleo ilay tsy tiako no hataoko, satria tsy izay tiako foana koa no hatao. Matetika mantsy ny zavatra at... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.099