Eritreritra mandalo

Nickovy ( 17/01/2006 06:43)
samy milaza ho manana ny marina sy milaza ny marina daholo ny olona. Izay marina amiko mety tsy marina aminao na mety ho lainga mihitsy aza. Inona tokoa moa ny atao hoe FAHAMARINANA?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/01/2006 16:23
diamondra27 ( 16/01/2006 22:20)
Lasalasa ny saiko nijery le film "Traffic" omaly asa na efa hitanareo izy iny fa efa nojereko imbetsaka de omaly aho vao lasa eritreritra. De manontany anareo hoe: ahoana moa no mahatonga ny olona mir... tohiny
novalian'i Vahinala ny 20/01/2006 08:32
Fiffi ( 14/01/2006 10:51)
Hapetrako ary ny fanontaniana , inona avy @ nareo no hatao hoe " les 7 merveilles du monde " ?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/01/2006 04:57
Fiffi ( 14/01/2006 06:55)
Lasa ny saiko mahita ireto Gasy na lahy na vavy manambady vazaha lasa niova tanteraka ny toetran'izy ireo ( tsy ny rehetra akory an ) fa tena variana aho satria lasa mihavonavona , tsy mety miteny gas... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/01/2006 04:54
fijo ( 11/01/2006 20:59)
mihaino vazo gasy aho ,dia maheno ilay hira hoe:"mainty aho" lazainy fa mainty izy ka izay no tsy hitiavana azy. io dia fahambaniantsaina.ny fitiavana dia voafetran'ny safidy.mety hisy mainty nefa t... tohiny
novalian'i pitchou ny 23/01/2006 18:03
Angolaina ( 11/01/2006 11:38)
lasa oa ny saiko mieritreritra antsika eto e ! tena mahafinaritra ny fifandraisana nefa hatraiza ny halalin'izy ity ? ... tohiny
novalian'i Vahinala ny 16/01/2006 20:28
nani ( 11/01/2006 09:09)
Salut daholo ! Raha misy ny zavatra faran izay manahirana ahy indrindra ny mieritreritra azy de anisan izany ny hoe " misy marina ve ilay atao hoe anjara ? " Ohatra iray , raha misy olondroa mifa... tohiny
novalian'i nani ny 13/01/2006 17:37
booboo ( 10/01/2006 16:02)
Namaky reny carnets de voyages tany @ sites hafa zaho fa tsy nety nahita raha na iraika aza @ teny gasy. Nefa mino aho fa betsaka ny gasy no tia mizaha tany sy mandeha vacances ankoatra ny any ambaniv... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/01/2006 19:17
fara ( 10/01/2006 07:29)
T@ heritaona zany a,12% ny fisondrotakarama,d t@ ity taona ty kou mbola 12%,izany no tena atao hoe fandrosoana.D nifanontany ireto oul 2,hoe ,inn no tena mba projet anao @ ity taona ity,d namaly ny ir... tohiny
novalian'i dadabe ny 11/01/2006 13:14
lapino ( 09/01/2006 22:43)
Nieritreritra hoa za, hoe raha jerena ny fahombiazan'ireo antokom-pivavahana, satria nahoana? Inona no méthode ampiasainy? Sao dia soa fianatsa ho an'ny fampandrosoana? Ireto izao ohatra: - "volo... tohiny
fameusecousine ( 09/01/2006 10:00)
tsy haiko nareo raha toa ahy fa toa henjana ihany ty zatra tsy natory lava t@ fety ity ..zany hoe @ 3 maraina vao mody de matory ny andro ...fa miary tory mandeha mandihy ka ..zao tys zatra ny vatana ... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 22/01/2006 17:51
fameusecousine ( 07/01/2006 03:20)
tsy zany mantsy ry zalahy fa ny taona vao2 na ny tena efa anitra rahateo fa maninona ho aha raha sary avy manao lakozia de maloto be ny tanana ,avy mikotrana na avy mifoha no alaina de apetraka amin n... tohiny
novalian'i fijo ny 12/01/2006 21:07
Levy ( 06/01/2006 08:48)
Izao taom-baovao izao de misaritaka mihitsy ny fonorohana (ba kely, biz...) miseho @ fomba samihafa sady samy hafa. Ny olana dia misy manao telo misy manao roa, ny sasany iray matanjaka be. Vokany fi... tohiny
novalian'i mirana5 ny 23/01/2006 16:33
Vahinala ( 05/01/2006 13:32)
Tsy haiko aloha ry reto ra ato no tokony asiako ilay dinika fa d mino aho fa hamaly ihany izay afaka an, d misaotra mialoha. Nanao renouvellement any téléphone ako aho 2 volana lasa izay tao amin'n... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2006 20:13
fameusecousine ( 04/01/2006 22:22)
mba namaky boky kely zay ho ah za ka hitako hoe tys mitovy ny atao hoe femme fatale ho an'tsiraray..ka ho antsika malagasy ..inona ny fahazoanareo azy... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2006 21:17
xxx ( 04/01/2006 09:34)
Resaka avy tamina forum momba ny informatika ity: http://www.wanadoo.mg/forums/read.php?11,590864 Mba tatahaky ny ahoana re ny zavatra hitranga @ 2099 e? Ny teknolojia ny fifandraisana?... mba mire... tohiny
novalian'i lapino ny 09/01/2006 11:21
Fiffi ( 04/01/2006 05:24)
Ianareo ve mba mino ireny "horoscope" ireny ? misy manko ny olona raha vao mifoha maraina mihintsy dia mandefa radio aloha henoina ny horoscope-ny izay vao hoe afaka manao izay tokony hataony , dia ho... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2006 20:19
sariaka91 ( 03/01/2006 20:15)
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taombaovao 2006. Mirary soa sy fahasoavana ho an'ny mpi-serasera rehetra ! Misy zavatra manahirana ny saiko tao ho ao. Misy olona any Antananarivo any misandoka... tohiny
novalian'i vale ny 07/01/2006 22:44
lapino ( 02/01/2006 01:17)
Ny alika hatramin'izay natao biby mpanampy foana, mpiambina tanàna na mpihaza ohatra, sns ... Fa amin'izao toa lasa tsy hitako intsony hoe atao inona alika ao an-trano?!... tohiny
Fiffi ( 23/12/2005 07:54)
Talanjona aho ry zareo fa havotra tsara ilay namana.Tsy miasa manambady , zaza 2 , Nankany @ magasin grande surface izy nangataka asa . Tsy voaray na dia impiry aza nanao fangatahana. Isan'andro izy ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/12/2005 04:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2205