Eritreritra mandalo

andrea ( 24/02/2006 14:01)
Ry mpikambana, Manao ahoana daholo tompoko ô ! Mba miangavy raha afaka antokana amin'ny loha-hevitra iray ny resaky ny olana lehibe (mihaotra ny 18 taona? ohatra 'Lohateny sodomie vao nampidirin... tohiny
novalian'i majakely ny 02/03/2006 12:37
xxx ( 21/02/2006 13:05)
Ahoana ny fihetsemponareo raha ohatra ka misy olona tena tinareo na akaiky anareo ndrindra marary na sorena na tsy de en forme tsara. Manome courage ve nareo sa ahoana. Za manko lasa miferin'aina koa,... tohiny
novalian'i xxx ny 28/03/2006 11:44
Fiffi ( 20/02/2006 08:07)
Tsy aiko raha azo lazaina fa mahantra ny Gasy, marina aloha fa misy mihintsy ny mahantra saingy maro dia maro tokoa ny manana: Raha jerena ohatra ny mponina ao Tana firy , firy no manana ireny fiara m... tohiny
novalian'i TYNOS ny 28/03/2006 12:17
princelove ( 17/02/2006 12:08)
O Raiamandreny o ry Zoky be toa ray ory zandry mahaleo maalasana, Ahoana hoy aho fa hovahiny eto antanindrzako aho raha mitohy izao fibosesehan'ny vahiny izao. Lasany anie Behoririka ka ny t... tohiny
miyah ( 17/02/2006 10:11)
Io zany alou d vokasikio daholo refa resaka rehetr na fitiavana na resaka fiainan ankapobeny, ny rehetra é! ts aleo v mba hifampitantarana sy resahana keli é! ts haiko hoe iza no nanome ny "aza mana... tohiny
novalian'i ollie ny 21/04/2006 20:52
jentilisa ( 16/02/2006 11:58)
Misy ny zava-mitranga izay mampieritreritra tokoa indraindray. http://femmes.msn.fr/famille/relations/article1/Default.asp Ahoana ny hevitrao momba io? zary fifanandrifian-javatra fotsiny ve? sa ino... tohiny
novalian'i Veloo ny 23/02/2006 19:35
MAMINIRIANA ( 16/02/2006 07:13)
Mety hitovy heritreritra amin'ilay olona sendra tafaresaka tamiko izay ve ianareo. Nanontany ahy izy tamin'izay hoe : "Raha tsy misy mozika ho ny fiainany dia mahatsiaro tena ho sempotra sy maizina ar... tohiny
novalian'i little ny 07/04/2006 10:33
isrine ( 12/02/2006 12:47)
Misaotra an'izay mamaly o, fa firy kay ny marika postaly ny alakamisy ambohimaha? Nangataka adresse n'olona aho nefa tsy voamarika t@ ilay izy ny marika postaly, izay no antony.... tohiny
hery ( 11/02/2006 10:26)
Mahita ny Dinika tato ho ato aho... dia betsaka ny manontany. Inona no mahatonga...? Nahoana ny ... no ... ? Ahoana ny hevitrareo amin'ny...? Raha .... dia ahoana ny...? sns. Dia lasa ny eritreritra ... tohiny
novalian'i pitchou ny 15/02/2006 01:02
jon ( 11/02/2006 09:37)
inona no mety mahatonga ny olona iray tsy mahalala izay tokony ho ataony na izay tiany ataony no sady tsy mba misy faniriana amin'na zavatra hataon'olona ! de inona no tokony ho ataony !... tohiny
novalian'i isrine ny 12/02/2006 12:28
diamondra27 ( 10/02/2006 14:39)
fa hono hoa e! lasalasa ny fisainako oe: maninona moa raha mba mametraka size oe: ahoana no nahatonga anao hakato @ serasera?, nisy namana nanoro ve sa...?... tohiny
novalian'i andry08 ny 29/03/2006 13:35
Fiffi ( 08/02/2006 06:01)
Iza t@ tsika no tsy mba nimenomenona ? Na mety na tsy mety ilay zavatra natao dia tsy maintso ao foana aloha mimenomenona kely fa nahoana ary ? 8O... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2006 14:16
jentilisa ( 07/02/2006 12:05)
"proportion divine"; mbola tsy navadika teny malagasy aloha eto. Nahavariana ahy ity zavatra ity ka mba te-hahalala azy avy amin'ny fanazavana teny malagasy. PHI moa no mampiavaka na anavahana azy ami... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/02/2006 19:59
koot ( 07/02/2006 09:37)
ITI LERETSY MISY OKASIO TSY MBOLA NISY HATRAMIN'IZAY: ORDI COMPAQ PENTIUM I:80Mo RAM,DD 10Go,lect cd,disquette.300 000Ar monja.... tohiny
novalian'i mamibota ny 21/03/2006 06:20
vola100 ( 07/02/2006 05:24)
Manao ahoana daholo tompoko, sao mba nisy nitovy na mahalala olona mitovy cas @ko anareo fa tena vaky ny lohako tsy tafandry andro aman'alina zaho zao ka mba mangataka vonjy avy @nareo aho: zaho dia ... tohiny
Fiffi ( 07/02/2006 05:01)
Lasa indray ny heritreritro @ io hoe "tsy mandry ny heritreritra" Inona moa no mahatonga an'izany ? inona no vaha-olana mba hapandry azy ? ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2006 19:04
Vahinala ( 03/02/2006 20:32)
Tsy haiko moa raha ato no tokony hametrahako an'ity fa toro-hevitra kely mba tiana hatsipy. Somary nanana olana kely tamin'ny resaka lanjan'entana aho teo ka nisy namana iray nilaza tamiko fa manana ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 04:55
vale ( 03/02/2006 18:04)
Lasa ny heritreritro mikasika ny olona Homo ireny e, ka mba manontany hoe efa nisy hatrizay ve izany ny Homo fa nanafina ny Ntaolo??? Ary naninona no nafenina nefa??? Misaotra e.... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 04:51
doris ( 03/02/2006 15:28)
Manao ahoana! Mba resaka henoko izy ity, hoe misy trano na studio amidy ao Tana ao, 35 millions fmg no vidiny. Misy mahalala misy2 kokoa ny @ izany ve ianareo ao Tana ao? Misaotra o.... tohiny
novalian'i fasaly ny 04/02/2006 15:17
Fiffi ( 03/02/2006 07:51)
Malaza isika Malagasy @ fomba fanajana ny ray aman-dreny ary tena tsara tokoa izany. Saingy lasa ny heritreritro raha namaky lahatsoratra anaty gazety aho hoe mbola misy foana ankehitriny ireo ray ama... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2006 16:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3019