Eritreritra mandalo

xxx ( 06/05/2006 16:51)
Voahozona ve isika gasy ? -fahantràna -cyclone -politique politicienne -instabilité politique -république bannaniére -chikungunia -déngue -gréve -motion de déstitution ,de censure -ha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/05/2006 14:32
marozevo ( 05/05/2006 22:19)
Mba soso-kevitra ny ahy ry zareo ah... Miantefa amin'ny mpikarakara anefa ilay izy. Raha possible moa... raha sanatria tsy possible tsy misy olana akory. Ity ilay soso-kevitra : Nahoana raha mba asi... tohiny
novalian'i marozevo ny 08/05/2006 14:08
petsambava ( 05/05/2006 21:04)
O! r'ireto ah ny tena marina dia izao ny fahavoazan'ny mpitondra rehetra mandrak'izao dia tsy manaiky sy mangataka fifonana @ vahoaka fa mampahantra,sady efa manitsaka no mbola tsy manao azafady!tsy m... tohiny
novalian'i ragany ny 07/05/2006 13:44
gasypantin ( 05/05/2006 07:31)
Nifanéna tao ankady hono i IMAHATSIRAKA sy IKOTOMANANA,ny iray avy any atsinanana ary ny iray avy andrefana dia nifanonatany izy mirahalahy,fa inona izato entinao?Dia namaly IMAHATSIRAKA hoe LAHINIRI... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/05/2006 03:53
pissoa ( 05/05/2006 07:18)
ps an'iza no tianao indrindra eto? Aleo atao hoe lahy 2 dia vavy 2 no omena e. [b]ps[/b] hoy aho fa tsy [b]olona[/b] an! Ngo de misy manao HS indray eo :twisted::-D:-D:-D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/05/2006 13:27
marozevo ( 04/05/2006 17:03)
Mba lasa ny saiko amin'ireto solon'anarana ampiasaintsika ato amin'ny serasera rey olona. Hatraiza ny fahalalahantsika hisafidy solon'anarana iray? Misy karazany maro ny pseudo ampiasaina : Notsoah... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/05/2006 03:54
kally ( 04/05/2006 15:48)
Raha manana safidy ianareo hiresadresaka @ namana roa ato (hiaramisakafo sy hiresadresaka ohatra) dia iza no ho fidianareo? Roa ihany raha be an!... tohiny
majinikakely ( 04/05/2006 11:40)
:-D:-D:-D:-D Any Roma no miseho ny tantara. Nangataka ho didiana any Italia ilay olona bota sy mavesatra indrindra eran tany. Teran-tany mekisikanina izy io ary milanja 550 kilao .Tsy afa mihetsika... tohiny
rabaradaka ( 04/05/2006 10:58)
Mba lasa ny eritreritro manao hoe tsy misy afatsy xxx, fiffi, tovolahy 07, sy ireo efa "abonné"ve no manoratra sa ahoana e ? Za aloha tsy izy an ! Rabaradaka Jean Chrisostome... tohiny
novalian'i cutie ny 05/05/2006 20:10
Fiffi ( 03/05/2006 17:55)
Tsy isan'andro no hahitana an'izo : [b]Jeudi 4 mai prochain à 1 heure, 2 minutes et 3 secondes[/b] "nous aurons le temps marqué de la manière suivante" : [b]01:02:03 04/05/06 [/b] ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/05/2006 18:37
4mimananelatra ( 03/05/2006 09:10)
Matoa taloha tain'omby nivadika aza tsy nisy sahy naka dia noho ny fatahorana ny mpanjàka raha tratra ambody omby mantsy fa nangalatra na namadika ny mpanjàka dia melohina ho faty ! Ka hoy aho hoe ... tohiny
novalian'i booboo ny 10/05/2006 05:38
tovolahy007 ( 02/05/2006 23:43)
manaoana e! Hono hoa,ny tsy ara-dalana ve azo avadika hoe ara-dalana?izany hoe ny illegal ve azo atao legal? Io mantsy zao ny zavatra mitranga aty USA @ zao,ireo klandy tsy ara-dalana no manao hetsi... tohiny
xxx ( 02/05/2006 13:57)
Izaho manokana dia nankasitraka 100% ny nataon'ireo mpiavy hispaniques (mexicains,chiliens ,...)izay nandà ny tsy niasa sy niantsena eny @ grande surface omaly. Miisa eo @ 40.000.000 eo ho eo moa ry... tohiny
4mimananelatra ( 02/05/2006 10:09)
Raha jeréna @ saina tsy miangatra dia :soa ihany fa misy an'ireo 2 voalaza etsy ambony izany hoe -ny sinoa http://www.madanight.com/madagascar-photo-14548.htm -sy ny fripperie http://www.madani... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 04/08/2015 16:30
xxx ( 01/05/2006 14:28)
Lazaina fa tsy fihaino sy tena maloto ny teny ratsy gasy nefa dia ny tavaratra sy ny maizina na ny frantsay izany refa henoinao ny teniny ao anaty métro na rer na ao anaty bus tompoko o!!! -j'ai n... tohiny
novalian'i toovs ny 09/06/2006 14:55
rabaradaka ( 30/04/2006 06:38)
Mba liana amin'ity famakiana gazety ny havanao, fa izao anefa : tsy misy La gazette de grande Ile (GDI) intsony eny ambony fiaramanidina Air Madagasikara. Fa nahoana kosa e ? Asa na mba fantatry dadat... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/04/2006 09:00
xxx ( 29/04/2006 17:11)
Mety maro angamba no gaga hoe fa nahoana no toy io ny titre ..nefa dia raha mandinika aho diso lasa Fitaovana marketing ny vehivavy ankehitriny ...Raha misy zavatra tiana hatao na amidy dia vehivavy m... tohiny
novalian'i koezy ny 04/06/2006 15:08
Vaika ( 27/04/2006 14:37)
Lasa eritreritra ny tena raha sendra nahatsiaro an'i Zoto, nanao fanatanjahan-tena, nanomana ny dian-tongotra nanodidina an'i M/kara, efa ho 30 taona lasa izay. Adala angamba 'ty ranamana, sa fitadiav... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 12:59
besorongola ( 25/04/2006 08:28)
Tsy fantako nareo fa mba gaga ihany aho fa isaky ny misy " FILAZANA SAMIHAFA " ao @ radio dia toa olona very na tsy hita no betsaka. Taloha mba nisy ihany izany fa ankehitriny dia efa saika tsy misy... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 04/05/2006 14:47
Fiffi ( 22/04/2006 07:11)
Raha vao maraina Manaitra matory Be tabataba Ka manorisory Raha vao maraina Dia lasa ny fisainana Mifantoka ato an-tsaina Ny tena adim-pihainana Raha mijery ireo hira 2 irao aho dia las... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.406