Eritreritra mandalo

lemenakely ( 15/03/2006 17:26)
itony kosa efa mba misy sexyboy kosa e aiza dia ny jo foana no enjehina ha ha ha asa izao izay hevitry ny anabaviny mahita an'io ny vazaha aloha tsy intéressé raha ny fijeriko azy izao:-D:-D htt... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2006 06:05
Fiffi ( 15/03/2006 16:13)
Mailaka avy tany Dago ity voaraiko ity ka ataoko eto Tena grave be e! vao nisy olona nitantara fa 6 par jour ny olona halevina ao @ fasana ao tamatave ao. I roland ratsiraka koa lasa nitsaoka any i... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2006 11:57
xxx ( 15/03/2006 14:32)
izao angamba no tonga @ ilay fitenenana hoe aza mitovy randrana tsy mitovy @ tena tsy ho lasa: naomi campbell na claudia schiffer mihintsy !!!ny tokontaninao tsy misy afatsy antaninarenina sy tsaralal... tohiny
novalian'i fanaina ny 04/05/2006 12:52
Herimiafina ( 14/03/2006 19:06)
Tena te hahita trano mitafo bozaka izaho, te handia tany mena, tanimbary. Ela aho izay tsy nahita sarety, ela aho izay tsy nahita olona tsy mikiraro miaina akaikin'ny tany, ny natiora.:snif::snif: El... tohiny
novalian'i fanaina ny 04/05/2006 13:04
Fiffi ( 13/03/2006 06:43)
Ambohimanambola Zazalahikely sahabo 12 taona, antsoina hoe Rivo kely, no maty nihantona tamin'ny tady teny Ambohimanambola, ny alakamisy tolakandro teo. Izy irery no tao an-tranony tamin'io fotoana ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/04/2006 11:53
Fiffi ( 11/03/2006 05:40)
Notanan'ny Fampanoavana etsy Anosy am-ponja, omaly, ny lehilahy mpihira malaza iray noho ny resaka famonoana vady narahina fandrahonana ho faty. Ny vadiny mihitsy, araka izany, no voalaza fa nitondra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2006 05:43
lemenakely ( 09/03/2006 09:39)
hono ho aho i MAX RATSIMANDISA ve mbola any ilay mpanao gazety mampihomehy iny ?le manao hoe: Miarahaba anaooo presidant ,manao ahoana aloha e !!!ahoana ity resaka banque modiale ity...aiza ny voanda... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2006 05:22
Fiffi ( 07/03/2006 05:12)
Indrify fa mbola misy mihintsy ny lehilahy mbola mikapoka , mameta-tahimena na mamomno na mampijaly ny vehivavy rehefa miady na mifamaly . Hery tsy mitovy anefa , kely sandry ny vehivavy , indrindra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/04/2006 11:54
boubounezy ( 06/03/2006 21:11)
:lol:aona ny fijerinareo ny gasy mpilalao ody eto france na @ tany ampitandranomasina:roll::roll::roll: marina fa annimistes tsika gasy nefa ve dé mbola tonga aty zany fomba izany:?::?::?::twisted:... tohiny
novalian'i verbeeck ny 06/05/2006 13:19
boubounezy ( 06/03/2006 09:04)
:roll::roll: mba aona ny fievitrareo momba ny reny gasy aty france na @ pays étranger dé mbola manoy milalao ny ody gasiny avy any dago iany na par téléphone na eto antoerana?:?::roll::roll::roll:... tohiny
Fiffi ( 02/03/2006 19:46)
Tena mba mampalahelo kosa aloha raha hoe ny ankizy , zanaka no mitory ny RAD eh! indrindra fa hoe raha vao nahazo 18 taona ilay ankizy dia maha-sahy mitory ny RAD , ao ny hoe tsy nahaloha ny fanampiam... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/03/2006 19:07
lapino ( 02/03/2006 12:47)
Taorian\'ilay hoax nolazain\'i Fiffi, dia misy tetik\'asa sy vinavina iray hafahafa indray ao ohatra ny mampatahotra kely! Noho izany dia mila mitandrina isika amin\'ity aterineto ity fa tsy ny [ur... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/03/2006 04:44
Fiffi ( 02/03/2006 08:54)
Tadidiko taloha dia tsy afaka mihintsy ny miresaka ohatra: ny fahafatesana , ny fitiavana , ny fahasalamana indrindra fa ny an'ny tovovavy fa toa "tabou" daholo izany . Marina koa aloha fa hoe ao ny f... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2006 20:51
akamatiana ( 01/03/2006 17:15)
:roll: Fa inn marina kay ny atao we ditra fa tô mahazo an'io fiteny io fona zah kle!! De inn ilay atao we hendry fa mbô enaranay ra zany kle!!^:^^:^^:^... tohiny
novalian'i fanaina ny 04/05/2006 12:57
isrine ( 01/03/2006 12:32)
Efa nisy nilaza tamiko ihany ny dikany satria dia teny vaovao tamiko izy ireo, fa mba te-hahalala ny tena hoe: teny gasy ara-dalana ve izy ireo. Misaotra an'izay afaka mamaly.... tohiny
novalian'i little ny 07/04/2006 10:13
lemenakely ( 01/03/2006 10:04)
samy manana ny azy ny olona rehetra ny ahy dia manao plongeon sous- marine dia mifanena @ baleine ngezabe na sous-marin izay ny phobieko vao mahita magazine fotsiny aho dia matahotra e!!!mety hoy iana... tohiny
novalian'i Veloo ny 03/03/2006 15:46
lapino ( 01/03/2006 00:52)
[quote=ao @ baiboly]Ny fampanenoana ny ampongatapakao sy ny sodinao* dia tao aminao, tamin'ny andro namoronana anao dia natao koa ireo.[Na: vehivavy] http://baiboly.org/toko.asp?boky=EZEKIELA&toko=28... tohiny
novalian'i little ny 07/04/2006 10:18
Solitikabe ( 28/02/2006 05:01)
Lasa ho'a ny saiko, fa miaramila Frantsay no hoe hanofana ny any Toamasina @ famonoana moka. Dia roa andro aty aorianan'ny nahatongavan'ireo miaramila ireo dia manomboka mody ny vahiny sasany sy ny mp... tohiny
novalian'i Veloo ny 01/03/2006 21:10
Fiffi ( 27/02/2006 07:46)
Tsikaritra tato ho ato fa nalaza ny resaka fombafomba malagasy izay zary mifangaro amin’ny fanompoan-tsampy amin’ny ankapobeny. Manalasala amin’ny malagasy sasany ihany izy ity satria toa mbola ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/03/2006 05:18
isrine ( 25/02/2006 13:54)
Akory aby e! Fa maninona isika no manao attention @ teny vazaha fa kosa tsy mitandrina ny teny gasy Raha izany teny ampiasaina eto izany dia mila tsy ho fantatra mihitsy ny hevitra tian'ny namana sa... tohiny
novalian'i isrine ny 01/03/2006 12:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1032