Eritreritra mandalo
tivinah
(
01/02/2006 07:17)
Mamapalehelo tokoa ny manjo antsika eto MADA fa tonga eto daholo ireo ARETI-MANDOZA. Ny zavatra tsikaritra dia tsy misy avy eto ireo karazana aretin-mandoza ireo fa avy any am-pita kanefa dia tonga et...
tohiny
novalian'i Veloo ny 02/02/2006 21:07
Fiffi
(
28/01/2006 07:11)
Lasa indray ny heritreritro satria misy namako vavy iray feno 50 taona izy t@ Novembre lasa iny ka hatramin'izao dia hita mihintsy ny fijaliany fa tsy mahatanty izy hoe feno 50 taona , eny na dia tsy ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2006 16:33
ratsara
(
27/01/2006 08:58)
:idea:Mahagaga ahy ry namana dé ty:fa naôna no enjehina ny rongony nefa ny mpanakanto dia mamely kely daolo aloan'ny fampiséhoana ka tsy enjehina!:(
Rà izany v tsy azo raofim-potsiny ny mpifoka r...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 10/02/2006 00:30
xxx
(
24/01/2006 10:53)
toy ny ao @ wanadoo.mg dia tsy manahirana intsony ny mijery ny feongazety gasy
midi
tribune
l'express
ary ny gazette de la grande ile...
tohiny
novalian'i Levy ny 26/01/2006 13:53
lapino
(
24/01/2006 10:29)
Nahita mpandrafitra aho taloha, tapaka foana ny forêt-ny (ilay vy voasikotra apetraka amin'ny fandavahana ireny) izay vidiana lafo, dia izy ihany avy eo no nanefy ho azy, maromaro araka ny halehibeny...
tohiny
novalian'i lapino ny 28/01/2006 10:48
Fiffi
(
23/01/2006 11:40)
Lasa indray ny saiko ato ry namana fa vao nijery vao2 teo aho dia nahita an'ity hoe " akanjo iray vidiny 1 million de dolara " akanjo iray hoy aho , ary efa naheno koa fa nisy akanjo koa lafo vidy be ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/01/2006 18:53
Fiffi
(
23/01/2006 05:57)
Soa dia mba misy @ nareo mba te-hanakalo zavatra? ohatra : manao collection timbra aho ka mba soa dia misy @ nareo manao an'io koa ? sao dia mba afaka mifanakalo isika ? misy hiany manko ary maro ny "...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2006 04:30
Fiffi
(
21/01/2006 18:09)
Lasa indray ny heritreritro hoe mety efa naheno ary angamba efa samy niteny an'ity isika hoe " hambom-po" na koa hoe " mba manana hambo " na hoe " tsy mana-kambo , nefa moa inona marina no tena tandri...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2006 05:37
xxx
(
21/01/2006 11:52)
any atsimon'ny nosy dia toa hoe tena teny ratsy izany BADA MENA izany izay mahalala aoka mba hilaza ny tena dikany!!!:roll:...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2006 04:33
Fiffi
(
21/01/2006 06:39)
Mba manontany aho hoe mba misy hevitra ve no ahazoana andefasana vaovao @ alalan'ny gazety eto @ dinika. Izany hoe mba te-hampafantatra ny namana rehetra izay mitranga avy any Dago ny zava-miseho . As...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/01/2006 05:52
Anah
(
20/01/2006 13:52)
Manao ahoana daholo,
Sao misy mahalala ny adresse dry masera Saint Joseph de Cluny Fianarantsoa, azafady. Misaotra o....
tohiny
novalian'i Nickovy ny 30/01/2006 11:26
tebs
(
20/01/2006 02:12)
novalian'i Mifenty ny 22/01/2006 11:35
diamondra27
(
19/01/2006 16:01)
mba efa nisy olona fantanareo lasa adala @ sipa na kof ve araka ny fomba fiteny io an!...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 28/01/2006 19:55
xxx
(
19/01/2006 13:46)
ohatrinona tokoa no mba omen'ny assedic eto france momba ny allocation chomage e...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 23/01/2006 09:28
Vahinala
(
19/01/2006 11:05)
Nandalo tao antsaiko tampoka ny mikasika an'io "nenina" io raha avy namaly hafatry fijo tany amin'ny resa-dehilahy tany aho. Ahoana nohevitrareo mikasika azy, rehefa mety ho nenina rehetra eo amin'ny ...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 24/01/2006 20:04
xxx
(
18/01/2006 20:01)
ireny sipa be nono ireny ve tsy mavesatra rehefa mandeha sa misy direction assistée izy ireny :-D:{...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2006 21:03
Nickovy
(
18/01/2006 15:24)
Fanahy iniana natao ato izy ity satria eritreritra mandalo ka tsy natao any amin'ny dinika Fivavahana , Finoana.
Betsaka ny tanora diso fanantenana noho ny fitondran-tenan'ny mompera na masera. Maro...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 31/01/2006 07:11
fijo
(
18/01/2006 04:24)
raha namaky ny midi androany aho dia lasa saina ihany nahita ity lahatsoratra iray mikasika ny olona dimy lazainy fa azo hianteherana raha toa ka."sage" hono.
ny olona voatanisa tao moa dia ny kardin...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2006 21:08
xxx
(
18/01/2006 03:45)
Dia mahagaga rey olona fa ny Karana ao amin'ny Eureka "tsy manakalo vola amin'ny gasy izahay, fa vazaha ihany". Nefa dia eto Madagasikara, ary ny mpanjifa betsaka ao aminy dia Malagasy....
tohiny
novalian'i mandrindra ny 24/01/2006 15:23
lapino
(
17/01/2006 19:14)
Fa maninona ary no tsy misy rindrankajy (logiciel) teny gasy? Misy ezaka fandikana KDE sy OpenOffice sns amin'ny teny gasy ihany, fa tsy mbola tafavoaka. Tsy haiko aloha raha misy koa momba ny windows...
tohiny
novalian'i pissoa ny 20/01/2006 06:02