Eritreritra mandalo

diamondra27 ( 03/12/2005 16:23)
lasa resabe eto @ dinika fa misy an'i XXX ny akamaroan'ny dinika mandeha sady misy ny marary fo. De lasa ny eritreritro hoe:maninona ary moa raha asiana dinika manokana momba ny XXX ka ze te hiafina ... tohiny
mandrindra ( 02/12/2005 09:34)
Any amin’ny dinika maro samihafa eto amin’ny sehatry ny serasera dia hita ao ny mpanohina sy mpanohitra ny fitondrana ankehitriny. Ny mpanohina milaza fa misy ny zava bita, ny mpanohitra manamafy ... tohiny
lapino ( 01/12/2005 22:02)
Ahoana tsara moa izy io :?::!:... tohiny
Fiffi ( 01/12/2005 16:05)
Manahoana daholo indray . Samy hitatsika teto daholo izany ireo tsianjery , lalao hirahira fony isika t@ fahazazana . Andao indray isika hiresaka kely : inona no zavatra tadididnao ary (ny-marqué an... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/01/2006 10:49
fijo ( 01/12/2005 05:36)
nisy nahita ve iny fandaharana iny? nisy mananmpahaizana amerikanina nangataka ary neken'i joany paoly II,hanao klonazy an'i rajesosy,ka ny sela anovana izany dia alaina avy amin'ilay lamba ao turin.... tohiny
novalian'i Mifenty ny 18/12/2005 08:46
fiaritiana ( 30/11/2005 23:10)
tena dadany enao ra-herimiafina an!... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2005 22:32
sambatra ( 30/11/2005 18:05)
Miarahaba antsika rehetra namana An-tsoratra ihany satria tsy afaka mandray tanana Sendra mandalo dia manatsafa Ireo mpidinika, mpikarajia sy mpitafa Mana-talenta raha i Akamatiana Mino aho fa ... tohiny
fiaritiana ( 24/11/2005 01:16)
efa nisy ni-tchat tao amin ny rta ve? de ahoana ny fahitanareo azy? inn no tsikaritra ?... tohiny
novalian'i fijo ny 09/12/2005 20:10
akamatiana ( 23/11/2005 22:29)
xxx
Lazaiko am-pitsikiana Atambatso ho ady rima 'ty fanontaniana iray Izay manitikitika ahy Aza atao manorisory Fa ra leo enao aza mamaky akory Fa tonga d dingano mba tsy ahitana angano Ny ah... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 13/12/2005 02:32
diamondra27 ( 22/11/2005 13:07)
Vao saika hanao lohahevitra momba ny fahafatesana indrindra aho no nahatsikaritra fa nisy namana nanao hevitra mitovitovy t@ hevitro. Miala tsiny amin'ireo zay manamanjo fa fiainana daholo izany ary... tohiny
novalian'i hesham ny 01/12/2005 13:31
kilalaki ( 22/11/2005 08:45)
manao ahoana daolo e!! izao hoa ,ianareo ve tsy mba mahatsapa an'izao zavatr'zao,mba nanao ahoana ny endriky ny serasera ara-mpiarahamonina raha mba ny maty indray no hifaliana de ny teraka no itoma... tohiny
lapino ( 18/11/2005 15:54)
Inona kay no dikan'ny [b]sexe[/b] amin'ny teny gasy e?... tohiny
xxx ( 18/11/2005 10:32)
mba saika hanontany hoe azafady,tsy dia azoko loatra e! inona no mahasamihafa an i Hery sy Herimiafina ato amin ny serasera!olona iray ihany ve reo sa roa? tsy hiteny amiko akory nareo hoe ny 1 mia... tohiny
jentilisa ( 17/11/2005 14:02)
lasalasa ihany ny saiko ry zareo mijery ny oran'ny serasera. Rehefa mijery ilay izy manko aho dia mbola miampy ora iray ny ora malagasy. Izay no anontaniako hoe ora aiza no ampiasain'ny serasera? S... tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2005 21:36
xxx ( 16/11/2005 08:06)
hono wa ry reto ra nareo no tratran'izao situation zao we mila manampy olona de iza no hitanareo fa important kokoa manampy ny olona efa antitra sa olona sembana ara-batana???:roll:... tohiny
novalian'i vale ny 28/11/2005 08:30
rabejo ( 15/11/2005 17:17)
Raha dinihina @ ity serasera ity dia toa mifankatia tokoa ny gasy na dia an-tany lavitra aza. Matetika anefa dia tsy toy izany no hita eto Frantsa fa raha vao fantapantatry ny ankamaroan'ny gasy efa m... tohiny
novalian'i rachid ny 30/11/2005 09:36
xxx ( 14/11/2005 17:25)
nahita io site fandefasana entana io aho dia saika mba hanotany anareo hoe tsy misy atahorana ve io fandefasana entana makany dago io? inona ny evitrareo amin'io ?... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2005 22:50
lapino ( 13/11/2005 13:53)
De inona hoy ianareo no mety ho angôvo tena hiasa indray? Amin'ny fiaramanidina, inona no mety hahasolo ny kerozena? Hatram'zao aloha toa mbola tsy misy teknolojia-na reacteur tsy mampiasa keroze... tohiny
novalian'i narima ny 07/01/2006 14:07
Herimiafina ( 11/11/2005 00:01)
Raha voatery hisafidy ianao eo amin'ny fiainanao de izao no zavatra mateti-pitranga: Raha sendra olana ianao mifandray amin'iny safidinao iny de ny reflexe-nao voalohany dia hoe "tahak'izay ihany l... tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2005 21:46
vale ( 09/11/2005 22:12)
Mi-"exista" marina ve izy io?...... tohiny
novalian'i vale ny 01/12/2005 15:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1406