Sexe amin'ny teny gasy

1. lapino ( 18/11/2005 15:54)
Inona kay no dikan'ny sexe amin'ny teny gasy e?
2. xxx ( 18/11/2005 16:42)
taovapananahana raha ny fahaizako azy aloha e hi hi hi
3. xxx ( 18/11/2005 16:42)
seksa
4. Gregor ( 18/11/2005 18:23)
Aza dia manatsotsotra fiainana tahaka an'io ry xxx a, soyez simple hoy ny fitenena mais non pas simpliste
5. vale ( 18/11/2005 19:14)
filahina dia fivaviana???
6. lapino ( 18/11/2005 19:47)
Ilay "taovam-pananahana" angamba "organes genitaux".

Mijery an'ilay ao amin'ny "mombamomba anao" aho manko izao ohatra, dia misy hoe "lahy sa vavy?:", dia ohatra ny hafahafa ihany, na ilay ?: fotsiny aza. Fa tena tsy misy teny mahadika ny hoe "sexe" mihitsy ve izany ny teny gasy?

Ilay "filahina dia fivaviana" indray toa sady hahasadaikatra ihany ny hametraka azy.

lonely : misy hadino vitsivitsy :)
=((=)):-$=D:-@^:^o^o:b:@:miam::snif:
7. Veloo ( 18/11/2005 19:51)
firaisana ry reto aaaaaaa
8. fijo ( 18/11/2005 21:34)
te hiray ngah veloo?????
9. bozimanga ( 19/11/2005 09:46)
:-D:-D:-D:-D
10. sambatra ( 19/11/2005 11:31)
Raha ny dikany amin'ny sokajin-teny lazaina hoe mihaja dia io "filahiana" sy "fivaviana" io no navoakan'ny Akademia Malagasy.
11. you ( 19/11/2005 12:55)
Raha ny fiheverako azy indray dia araka ny zavatra lazaina no dikany @ teny malagasy ;satria samihafa ny firafitry ny tena @ Malagasy sy vahiny hany ka tys azo adika hoe izao na izao .
Ohatra je veux du sexe:mila milely aho
de quel sexe:lahy ve sa vavy
noho izany araka ny zavatra tenenina no ilazany io teny io .
Raha sendra ka misy solafaka @ teny hoe lely dia tokony tsy hosolafaka izy fa ao anaty dico Malagasy io .
12. lapino ( 19/11/2005 22:14)
you:

satria samihafa ny firafitry ny tena @ Malagasy sy vahiny hany ka tys azo adika hoe izao na izao .


Marina izany :)
Ilay heviny ao amin'ny hoe "de quel sexe" na "de quel genre" izany no tena tiako hanontaniana e.
13. hesham ( 20/11/2005 02:12)
=))=))=))=))=))
14. Veloo ( 20/11/2005 02:53)
ty le fijo ty ho bedin'i dadabe eo enao an
15. diamondra27 ( 20/11/2005 12:28)
sexe dia azo adika arakaraka ny phrase na fanontaniana apetraka.Izany hoe:
Ohatra 1°-raha makany @ administration ianao de anontanian'ilay employé na misy fiche fenoinao hoe: iza ny anarana etc... de samy mahita isika fa misy hoe sexe ao de fenoinao hoe:lahy na vavy

2°- raha resaka anatomie indray : de midika hoe taovampananahana

3° - raha misy dokotera na psy na olona mpifankatia indray ka manontany momban'ny sexe? de hafa indray ny dikany,lasa resaka firaisana aranofo
16. mandrindra ( 22/11/2005 14:56)
marina daholo izany fa ny mahavarina ahy dia tsy misy milaza an'ilay dikanteny fampiasa andavanadro, sexe = bibity, tabory, lataka raha an'ny lahy; raha an'ny vavy kosa dia fory na kindy...Mahavariana ny mahasadaikatra ny olona miteny ireo voambolana malagasy ireo nefa rehefa miteny izy hoe tanana na orona dia tsy mampaninona azy.
17. fijo ( 22/11/2005 21:42)
veloo an,za mba nanontany ko.
ka tsy efa voavaly ary ve izany le resaka e.
18. lapino ( 25/11/2005 03:03)
Voavaly le resaka zany e! Fa tsy misy valiny no valiny ;)
19. lapino ( 25/11/2005 03:03)
Voavaly le resaka zany e! Fa tsy misy valiny no valiny ;)
20. fijo ( 25/11/2005 05:39)
kay le,filojofika be izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1785