xxx

1. akamatiana ( 23/11/2005 22:29)
Lazaiko am-pitsikiana
Atambatso ho ady rima
'ty fanontaniana iray
Izay manitikitika ahy

Aza atao manorisory
Fa ra leo enao aza mamaky akory
Fa tonga d dingano
mba tsy ahitana angano

Ny ahy eritreritra mandalo
Hevitra atakalo
Zah kou kiriƩzy kely zay
Ka be fanontaniana injainjay

Tsy azoko we maninn
Menatra enao sa mahana amin'inn
No miafina ambadik'i iksa
Rehefa mitafa eto am dinika
novalian'i jennifer2 ny 13/12/2005 02:32
2. fiaritiana ( 24/11/2005 00:37)
tsara kosa le kestion a!
3. cutie ( 24/11/2005 04:17)
tsy menatra akia,fa tsy mba te hiseho fotsiny :)
ary matoa natao eo ny xxx isafidianana de azo atao zany io :-D
4. Herimiafina ( 24/11/2005 04:54)
Zah zany te hanao xxx de hanambara zavatra mahafinaritra be anareo rehetra, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
5. cutie ( 24/11/2005 04:56)
herimiafina, ataovy we jerena :-D
6. xxx ( 24/11/2005 05:04)
Tiko daholo nareo retsaretsa, hehehe:-D:-D
7. cutie ( 24/11/2005 05:06)
io ve le izy :-D
8. akamatiana ( 24/11/2005 05:13)
:-D:-D:-D:-D

cutie> ka natao kou pseudo nge , mba ho hitan'ny retsa e hihiih , ary njy kay mpanao xxx kou an :-D:-D
9. cutie ( 24/11/2005 05:15)
hummmmmmmmmmmmm aiza za hitan-jy manao xxx eo ??
10. akamatiana ( 24/11/2005 05:21)
ka njy tsy hita refa manao xxx kou , zay l blem :-D :-D
11. cutie ( 24/11/2005 05:23)
hihihihihihi, hita foana io refa tadiavina :-D
12. akamatiana ( 24/11/2005 05:26)
ka tsy te hitady fa t ahafantatra tsara we innn ny antony anaovana l izy fotsiny k :-D:-D
13. cutie ( 24/11/2005 05:29)
hay ve zany e :-D
ka efa we tsy te hiseho ny antony koa :-D
14. akamatiana ( 24/11/2005 05:35)
:-D:-D:-D tssssssssss
15. cutie ( 24/11/2005 05:39)
njy nga mahita hafa no manao io tsssssssssssssss io :-D
16. akamatiana ( 24/11/2005 05:46)
ka ny tsy fahitako mitsy natonga anah itssss kou :-D:-D
17. cutie ( 24/11/2005 05:49)
akamatiana, aza miasa saina @ zany njy :-*:-*:-*:-*:-*
18. akamatiana ( 24/11/2005 05:51)
zah tsy miasa saina fa gaga fotsiny k :-D:-D:-*:-*:-*:-*
19. cutie ( 24/11/2005 05:56)
akamatiana de aza gaga tsony aza :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
20. akamatiana ( 24/11/2005 06:05)
eo azany fa ivanaka fotsiny njay bizzzzzzzzzzzzzz mamy njy eeuuuhh!!:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2851