xxx
42. akamatiana
(
27/11/2005 17:27)
dadabe> zao lah bôgany mitsy fa efa tsy miafina :-P:-D:-D
cutie> aza alaza kousany akia izy an!:-D:-D
cutie> aza alaza kousany akia izy an!:-D:-D
44. Herimiafina
(
28/11/2005 04:25)
De zah konkou zany te handaza be, de ataoko xxx refa handaza zah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
46. Herimiafina
(
28/11/2005 04:33)
Na, na, na, izaho no hanao xxx de handaza an'i toi, hehehehe:-D:-D:-D:-D
50. Herimiafina
(
28/11/2005 04:48)
Raha tsy hoe menareo telopolo angamba zah de tsy handaza tampoka, hehehe:-D:-D
52. Herimiafina
(
28/11/2005 04:53)
Anjay ry cutie, de alazako soamantsara zany sady asiko sira kely le tantara amizay nareo mamfatiny daholo, hehehe:-D:-D
54. Herimiafina
(
28/11/2005 05:00)
Taiza konkou no nisy vilia lavalava zany njay klé, plateau zany, hehehehe:-D:-D
56. Herimiafina
(
28/11/2005 05:17)
Efa we plateau zany knou, na de hihinanana otsan'ny vilie aza de plateau tsotra izao fa tsy vikia, comprendé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
57. cutie
(
28/11/2005 05:26)
efa we vilia, aty misy :-D
bdb ny shape n'ny vilia e , tsy voatery ho boribory :-D
bdb ny shape n'ny vilia e , tsy voatery ho boribory :-D
58. Herimiafina
(
28/11/2005 05:27)
Na, na, na et na, ny vilia boribory foana, ny plateau lavalava, hehehe:-D:-D
60. Herimiafina
(
28/11/2005 05:35)
Lainga kambony fa misy vilia lavalava d emisy carécaré, de misy ovale e, hehehe:-D:-D:-D:-D