xxx

81. akamatiana ( 29/11/2005 06:16)
cutie hihiihihi :-*:-*

herimiafina > fa ande atao aona njay aza , anjenestônaouu euuhh! sa io ??:-D
82. Herimiafina ( 29/11/2005 06:17)
Ao ary re ry cutie fa tsy saziako njay i zanjinjiko an, ao fa meko bisou bedabe izy, de lasa zaodahinjiko zah hehe:-D:-D
83. cutie ( 29/11/2005 06:19)
ok :-D
84. Herimiafina ( 29/11/2005 06:22)
De i dadabe na de rafilahiko aza de lasa zokiko tsy fidiny konkou, hehehehe:-D:-D
85. cutie ( 29/11/2005 06:23)
tsy misy maharatsy an'zany :-D
86. Veloo ( 29/11/2005 18:24)
inn kay?
87. cutie ( 29/11/2005 19:30)
veloo, i dadabe hono sady zokin'i herimiafina no rafilahiny e :-D
88. Herimiafina ( 29/11/2005 20:08)
De zah rafilahiny amin'i Veloo moa izy rafilahiko amin'i Akamatiana de bouclé ny cycle, hehehehe:-D:-D:-D:-D
89. Veloo ( 29/11/2005 21:02)
njy ty ry cutie tsssssss mampime mihitsy...
lasa cercle vicieux zany an tssssssss
90. mimiso ( 29/11/2005 21:20)
Tena nivadika ôrera ny tantara kle:-D:-D:-D:-D:-D
91. Veloo ( 29/11/2005 21:24)
mimiso loza retsy ko :-D :-D :-D
92. hesham ( 30/11/2005 02:27)
:-D:-D:-D:-D
93. ari.malala ( 30/11/2005 07:02)
Herimiafina:

ari.malala:

za manao xxx fa refa hiresaka zavatra momba ahy manokana ts tiko fantatr'ol we iza ah d nefa ilàko hevitra :)

Refa manao xxx njy de ovay kou ny style fanoratra fa manjary voa-identifién'i herimiafina, efa manana dossier iray mahintsiny i herimiafina izao momba anjy, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D



zany an... hehehe, fa manakory eky onyzao firesako anananandroky dossier zao e :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
94. Veloo ( 30/11/2005 17:31)
eeee ari taiza fona njy tsy hitako? tonga soa aloha e... io wa hafa mihitsy o? hihihih
95. sambatra ( 30/11/2005 18:03)
Miarahaba antsika rehetra namana
An-tsoratra ihany satria tsy afaka mandray tanana
Sendra mandalo de manatsafa
Ireo mpidinika, mpikarajia sy mpitafa

Mana-talenta raha i Akamatiana
Mino aho fa betsaka tokoa no liana
Nahita ny tononkalo nosoratany ho an'i xxx
Manontany hoe nahoana ary no miafina ambadiky ny iksa

Lasa manko ny saiko ka manontany
xxx irery angaha moa no toy izany
Sarotra be ny manko ny hahafanatarana
Hoe tena izy sa solon'anarana

Sa misy fitiavana te hahafantatra manokana
Raha izay indray aloha dia velariko ny elatro hikopaka
Dinihiko ihany ilay xxx sy Akamatiama
Asa na hety fa toa tsy miady rima :-P







96. dadabe ( 01/12/2005 03:12)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 29-11-2005 10:22:31
Lohateny : Re : xxx
De i dadabe na de rafilahiko aza de lasa zokiko tsy fidiny konkou, hehehehe

ouajaayy le !! inn ty ry zanjy a?
akamatiana> njy mou zanjiko ooo:cry: d avia aty safosafoin'i zoky ny volonao d orohan'i zoky mou njyyy ooo:cry::-* d cutie mou mivanitika fotsiny etsy ambaravarana ooo:cry: d herimiafina mou asaintsina mitazona labozia oooooo:cry::cry:

avia aty zany zanjiko zany aaa:@:@:@
97. ari.malala ( 01/12/2005 07:35)
veloo, tena nisy fahasahiranana kely rets d maly vao tonga a, misaotra e :) herimiafina v? ts mahagaga tsony aky ra io a :-D:-D:-D:-D
98. Veloo ( 01/12/2005 17:13)
ari. a :-D:-D:-D
99. dadabe ( 02/12/2005 05:24)
:roll::roll:
100. ari.malala ( 02/12/2005 06:26)
veloo; in ky ty mahazo ny vadindry tô mipitrapitra fts ty izy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2061