xxx

121. akamatiana ( 12/12/2005 21:23)
:-D:-D:-D:-D aza matawatsa lah fa zokiko io tsy mikapoka an! enjy tsara fotsiny:-D
122. Herimiafina ( 12/12/2005 21:25)
Ie, izy ne mody manaiky fotsiny refa teneninareo e, fa refa tsisy mahita de mila ho saovaliany mahintsiny zah klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
123. akamatiana ( 12/12/2005 21:33)
ka lah zany diditsa nge eh :-D:-D:-D:-D
124. Herimiafina ( 12/12/2005 21:45)
Ngah misy an'izany fa zarany aza zah maditsa mba hahafahany manjakazaka amin'ny vatako klé, hehe:-D:-D
125. jennifer2 ( 13/12/2005 02:32)
:evil:Anjay, hay ve zany no ataon'i hesham anao e! ataoko mahalala ny anarako iny androany!!!
:evil::evil::evil: aiza izy zay zao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4045