xxx

101. dadabe ( 02/12/2005 08:35)
:@ arimalala :-$:-$ :wink:
102. Veloo ( 02/12/2005 16:03)
ari a mitsiriritra anjy ndray zao izy io :-D:-D:-D:-D
103. vale ( 04/12/2005 01:21)
sambatra:

Miarahaba antsika rehetra namana
An-tsoratra ihany satria tsy afaka mandray tanana
Sendra mandalo de manatsafa
Ireo mpidinika, mpikarajia sy mpitafa

Mana-talenta raha i Akamatiana
Mino aho fa betsaka tokoa no liana
Nahita ny tononkalo nosoratany ho an'i xxx
Manontany hoe nahoana ary no miafina ambadiky ny iksa

Lasa manko ny saiko ka manontany
xxx irery angaha moa no toy izany
Sarotra be ny manko ny hahafanatarana
Hoe tena izy sa solon'anarana

Mahery ianao an! tena mpankato marina eeee!biz

Sa misy fitiavana te hahafantatra manokana
Raha izay indray aloha dia velariko ny elatro hikopaka
Dinihiko ihany ilay xxx sy Akamatiama
Asa na hety fa toa tsy miady rima :-P











104. dadabe ( 04/12/2005 01:52)
de ahona inona no komantera le?? :-w
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 02-12-2005 20:03:06
Lohateny : Re : xxx
ari a mitsiriritra anjy ndray zao izy io

anjekaky oo :@
de sahandry ve ny hampiditra ahy @ arimalala:-w
tairo aza
arimalala avia aty :*:*:-$
105. Veloo ( 04/12/2005 01:54)
dadabe a inn moa ny olana retsy a:-D:-D:-D:-*
106. dadabe ( 04/12/2005 02:23)
veloo tsy misy ny olana fa saingy aleo injy ihany akia ry malala a ,avia aty a:*:*:*:* de aza atao mipoka mafy sao d taitsa eo i herimiafina :-$ :-D:-D
107. Veloo ( 04/12/2005 02:44)
dadabe=))=))=))=))njy ty tsy hihova mihitsy ka :-*:-*
108. jennifer2 ( 04/12/2005 03:19)
hmm. za mbola eto afaka hanaitra an-draherimiafina, saingy za tsy hanao fotsiny.
109. Herimiafina ( 04/12/2005 18:51)
Inn ijerevanao an'ireo be antitra mirevy ireo ry jennifer fa maby kou njy aty, de :* kou, hehehe:-D:-D
110. Veloo ( 04/12/2005 20:04)
:roll::roll:
111. akamatiana ( 05/12/2005 18:34)
Miarahaba antsika rehetra namana
An-tsoratra ihany satria tsy afaka mandray tanana
Sendra mandalo de manatsafa
Ireo mpidinika, mpikarajia sy mpitafa

Mana-talenta raha i Akamatiana
Mino aho fa betsaka tokoa no liana
Nahita ny tononkalo nosoratany ho an'i xxx
Manontany hoe nahoana ary no miafina ambadiky ny iksa

Lasa manko ny saiko ka manontany
xxx irery angaha moa no toy izany
Sarotra be ny manko ny hahafanatarana
Hoe tena izy sa solon'anarana

Sa misy fitiavana te hahafantatra manokana
Raha izay indray aloha dia velariko ny elatro hikopaka
Dinihiko ihany ilay xxx sy Akamatiama
Asa na hety fa toa tsy miady rima

tonga njay zah , ka tara
ka nahita fa nivadika l tantara
lasa resaka mifampiditra
sa manao jeu soamiditra :-D:-D

io kou ne i sambatra manao tonokalo
ka manaitra ny poukna sy ny mpandalo
tena hita we manan-talenta
ka ilay antsoina we poeta

Misôtsa tompoko!
112. jennifer2 ( 06/12/2005 00:39)
hoy herimiafina:
Inn ijerevanao an'ireo be antitra mirevy ireo ry jennifer fa maby kou njy aty, de kou, hehehe

Aza atao mipoaka be fa sao aty amitsika daholo ny mason'ny olona!:-$
113. akamatiana ( 07/12/2005 20:27)
zah :roll::roll: mitsy amizay mahita :-D:-D:-D
114. jennifer2 ( 08/12/2005 04:05)
nefa aloka fotsiny iny hitanjy iny! ny tena reel tsy asehoseho.
115. akamatiana ( 08/12/2005 04:26)
:-D:-D:-D efa nahita zah kou!
116. jennifer2 ( 09/12/2005 04:17)
oviana njy no nahita?
117. akamatiana ( 09/12/2005 18:37)
:-D:-D tam 06-12-05 ora 04:39:20 :-D:-D:-P
118. hesham ( 10/12/2005 23:11)
8O8O8O8O
119. akamatiana ( 12/12/2005 20:13)
hesham lol:lol::-*
120. Herimiafina ( 12/12/2005 21:08)
Njy ry akamatiana an, mahazo kibay njay zao zah rariva klé, ataon'i hesham mamay, hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3389