Eritreritra mandalo

tsangana ( 08/10/2005 21:11)
Hita ny sarin'ireo afrikanina izay mikasa ny hiditra antsokosoko any Espagne.Nisy ny namoy ny ainy nitsambikina nananika fefy avo be.Inona loatra no mba antony?... tohiny
scorp ( 08/10/2005 12:08)
ahona ry reto ny fijerinareo reny olona saro_piaro reny , tena mankaleo be ahy mihintsy aloha e ! ohatran' reny gadra reny ry reto a ! tena tsy misy andro miratra fa de gidra raha vao misy olona mires... tohiny
scorp ( 08/10/2005 11:48)
ahona ry reto ny fijerinareo reny olona saro_piaro reny , tena mankaleo be ahy mihintsy aloha e ! ohatran' reny gadra reny ry reto a ! tena tsy misy andro miratra fa de gidra raha vao misy olona mires... tohiny
hehe ( 04/10/2005 16:38)
inona lôtra ary no ten antony;ny tenenina fôna hoe toe-tsaina nefa ^tsan'ny tena ny eo fôna no eo... tohiny
hehe ( 04/10/2005 16:37)
inona lôtra ary no ten antony;ny tenenina fôna hoe toe-tsaina nefa ^tsan'ny tena ny eo fôna no eo... tohiny
kafmalbar ( 30/09/2005 18:18)
Efa mba nisy nahita angatra,sy matotoa ve oloha isika gasy eh ,matetika mantsy isika gasy mahita volana alohan'ny biby foana.Ka raha nahita ianao dia mba lazalazao eto hoe ohatran'izao sy izao no fih... tohiny
Herimiafina ( 30/09/2005 04:19)
Toy ireo olona rehetra niaina teo aloha, ry dadabe sy ry bebe izay niaina toa antsika izao dia tsy hisy velona eto antany intsony isika rehetra mpifanerasera ato ireto. Efa nanao bilan ny vitanao hat... tohiny
menakely ( 28/09/2005 19:36)
Sao mba mahalala Avocat na Maitre gasy eto Paris na banlieu re tompoko anareo fa tena misy ilako azy maika, misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i pitchou ny 14/10/2005 06:44
boubounezy ( 25/09/2005 19:06)
slt daoly nieritreritra owa za oé, maninn ra asaina alefa ny fanjakana frantsay mody any dago aoly ny gasy retrazé mipetraka eto france @ zao adyx2 zao? so mantsy ka matsy aty antaninoul aty dôly ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/09/2005 19:46
menakely ( 20/09/2005 14:53)
Misy raha la terre eto Paris, Tantarako raha anareo,misy Gasy sasany eto Paris tsy tehalala Gasy mihitsy,nisy Gasy 2 hitako tao @ Metro nifampiresaka t@ teny Gasy taitra kely zaho @ny maha Gasy de ni... tohiny
novalian'i pitchou ny 23/10/2005 15:08
Herimiafina ( 16/09/2005 03:09)
Milaza hoe karazana fomba hahafantarana fa mandainga ny olona iray miresaka aminao? Na fihetsika, na fijery na teny na inona rehetra e.... tohiny
novalian'i fijo ny 23/09/2005 19:50
fijo ( 14/09/2005 22:44)
jereo anie ity zavatra voasoratra tamin'ny taona 1861 inty e:"un tel engouement pour le costume européen,...en donnant naissance à un certain désir d'ostentation,il incita bon nombre de gens à se ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2005 20:15
sechat ( 13/09/2005 07:23)
Raha mba ianareo no mahazo 115 millions d'euros ohatran'ilay ramatoa nahazo euro millions teo dia inona no hataonareo? Hividy inona? Hanome vola an'iza? Ho lasa adala?...... tohiny
mandrindra ( 08/09/2005 10:03)
Saika teny henoko isanndro izy io. Normal iny, tsy normal iny; norma izany, tsy normal izany. Ampiharina amin'ny fitondratenan'ny olona na fomba fiheviny sy fihetsiny izy io. Vao misy manao zavatra di... tohiny
novalian'i deghany ny 19/10/2005 13:55
miserana ( 07/09/2005 23:19)
Tokony hoe manao sipa im-piry kay vao manambady?... tohiny
Herimiafina ( 07/09/2005 20:44)
Matetika mahita aho any anaty gazety hoe: Avis à la clientele, sns: "I RaX ne fait plus partie de notre personnel depuis le x septembre 2005, nous déclinons toute responsabilité quant à d'éven... tohiny
novalian'i fijo ny 28/09/2005 20:50
xxx ( 06/09/2005 09:01)
= Maria Sharapova... tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2005 04:59
fijo ( 31/08/2005 20:47)
fantatrao ve fa "RADAMA II" dia nitondra roa taona monja."1861-1863" ary indrindra,hainao ve,fa ny hiram pirenena natao tamin'ny nanosorana azy ho mpanjaka dia ny"GOD SAVE THE KING" inona re no nisy... tohiny
novalian'i fijo ny 13/09/2005 22:09
booboo ( 25/08/2005 11:29)
Inona no raha nahafinaritra/nahafaly anareo androany ? Ny anà mijery orana milatsaka sy mihaino fofon-tany mando.... tohiny
novalian'i fijo ny 08/09/2005 20:13
jentilisa ( 20/08/2005 14:11)
Hita mivoatra indray ankehitriny ny gazety amin'ny teny malagasy indrindra fa ireo mivoaka isan'andro. Raha nandeha irery ny gazetiko teo aloha dia natao ratsiratsy endrika izany izy sady ny sary dia ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0999