MITADY AVOCAT na MAITRE
1. menakely
(
28/09/2005 19:36)
Sao mba mahalala Avocat na Maitre gasy eto Paris na banlieu re tompoko anareo fa tena misy ilako azy maika,
misaotra mialoha!
misaotra mialoha!
novalian'i pitchou ny 14/10/2005 06:44
2. fijo
(
28/09/2005 20:27)
jereo ao amin'ny page mavo fa misy ao.
jereo fa misy an'i razafimahatratra ao,na manorata amiko koa
jereo fa misy an'i razafimahatratra ao,na manorata amiko koa
11. pitchou
(
05/10/2005 06:19)
mirakila mon ami!!!! isanandro lery kinga ny hihinana izao lery mitady ny hoanina! :-D:-D:-D
12. ravakamalala
(
05/10/2005 12:49)
Fijo > tsy aleo ve mba hoe ravaka malalako, io no tsaratsara kokoa! raha izay dia hoaniko tanteraka, hifika taolana mits hahazoako ny tsokany.:D
13. mandrindra
(
05/10/2005 14:12)
fa angaha any anatin'ny taolampifika no misy ny tsoka ry ravakamalala ?
14. ravakamalala
(
05/10/2005 14:25)
Ka na taolampifika na tsy taolampifika dia fihiko daholo e! Tsy maninn na tsisy tsoka aza.
15. fijo
(
05/10/2005 21:34)
ravaka,azafady indrindra fa diso fanoratra aho,fa ravakamalalako no tiako nosoratana,kay zavadoza.tena azafady,fa tsy tiako ny manao olona toa io.
17. fijo
(
06/10/2005 21:13)
nahita le tsikeran dry aho vao niverina nijery le voasoratra ka tena hifonana e.tsy tokony hisy an'io ato
18. pitchou
(
07/10/2005 13:08)
eny wa fa d efa miomana zany enao hoanin'i ravaka d efa miomana zahay hitomany fa laniny enao :snif::snif::snif::snif::snif: