Eritreritra mandalo

johns ( 26/07/2005 13:16)
Hono ho aho rahalahy HERY, tsy fantatro aloha na zahay no taraiky be na ny maso no mitampina fa raha mba asiana dinika hoe "FANDRAISANA IZAY VAOVAO" sa raha efa misy io dia aiza.... tohiny
ainaheri ( 25/07/2005 06:23)
Araka ny fanadiadiana nataon'ny mpandalina momban'izany dia eo @ 1,60m en moyenne ny halavan'ny sinoa.Dia nitady hevitra izy mba anampiana zany refy izany. Anankiroa ny zvtr nataony; -matory eo ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 20:32
sariaka ( 23/07/2005 06:25)
Hono ho'aho,ny nofinareo ve mandrotsirotsy anareo sy mampatory anareo bebe kokoa foana sa.. Ny ahy indraindray na matetika dia vao mainka manaitra na mampiasa saina na mampivarahontsana ilay nofy dia ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/08/2005 21:26
rdjr ( 22/07/2005 13:09)
COI
Tokony mba hitondra vokatra tsara ho antsika malagasy izao fihaonana eo @ coi izao. Hatramin'izao manko dia mbola isika no mitana ny laharana farany @ ireo firenene mpikambana ao. Tokony samy hiezak... tohiny
isrine ( 21/07/2005 14:51)
inona avy ny nofy efa nodinihinareo ka ahafahanareo milaza fa tena marina ilay izy? na koa izay heno tetsy sy teroa? rehefa manonofy squelette hono dia ho faty izay iny olona iny. ... tohiny
mandrindra ( 20/07/2005 15:21)
Resaka mandeha matetika tato ho ato ny momba ny fahantrana. Ao ireo izay milaza fa ny herin'ny tsirairay ihany no mety ahatafavoaka amin'izany. Miasà fa aza mitsikera be fahatany hoy izy ireo. Aza ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2005 04:51
rdjr ( 18/07/2005 12:25)
Rahoviana marina isika malagasy ity vao hivoaka ao anatin'ny fahantrana e!... tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 20:21
fasaly ( 16/07/2005 10:18)
tsy haiko, i madagasikara ve anisan'ny firenena "surpeuplés" e! satria raha ampitahaina amy olon'ny europe ny ankohonana iray dia, ny ankohonana europeana zaza iray roa de ampy fa ny an'ny ankohona... tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 21:36
ainaheri ( 13/07/2005 08:01)
Tsy haiko na misy firy izy ao zao? Ary ekena fa samy mangalatra doly fa iza no tena tsy mamely,fa faly ny ihinambola fotsiny?????... tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 20:34
jhouhlambout ( 12/07/2005 22:21)
Possible ny voyage dans le temps(théorie de la relativité = LE TEMPS EST RELATIF), saingy sarotra be ny manamboatra machine à voyager dans le temps. Koa, nareo ve mba te hanao voyage dans le temps... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 20:40
olast ( 12/07/2005 14:27)
ianao ve mino ny fisian'ny matotoa?fanahy ratsy sa fanahy tsara ny fiheveranao azy? raha fanahy ratsy mantsy izy dia efa nampatahotra anao ve ny dadabenao efa maty ela mba nanofisanao? nampatahotra v... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2005 20:42
ainaheri ( 12/07/2005 11:33)
D aona zany ra ifindra any indray andro isika??... tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2005 21:34
HeryLo ( 11/07/2005 14:34)
Miarahaba anareo : Misy karazan'olona ity zay ho tantaraiko aminareo ary mba omeo ahy ny hevitrareo momba izany : [u][b]Foule eclaire[/b][/u] Andian'olona izy ireto zay misy hifandraisany fa ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/08/2005 20:33
rdjr ( 09/07/2005 07:07)
mbola mieritreritra ve ianao fa hahazo ny antsasamanilan'ny vato ny filoha ankehitriny amin'ny fifidianana izay ho filoha? premier tour io an!... tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2005 20:36
ainaheri ( 08/07/2005 22:21)
Torohevitra ny ahy na dia tsy manana ttasy aza ianao ipetrahanao @ firenen'olona iray d aza adino ny mangataka facture @ anaranao raha mividy zvtr ianao fa ilainao iny indray andro any!!... tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2005 21:10
ainaheri ( 08/07/2005 22:08)
Tokony ho mety ve ny fisian'io fonjan'Antanimora ampovoantanana io???... tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2005 21:19
ainaheri ( 08/07/2005 13:20)
Nalaza tao ho ao fa misy petrol ao MDG raha izay marina moa no zavamisy d aona??... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2005 22:18
ainaheri ( 06/07/2005 17:07)
Maro amintsika no efa nanadino ny tantaran'ny MDG ka raha azonao atao ve ny mamerina izany eto ohatra firy km2 ny habeny de iza ny faritany ngeza ndrindra ary iza no kely indrindra d inona doly ny... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2005 22:19
hery ( 04/07/2005 13:57)
Nijery an'ilay fandaharana tao amin'ny France2 omaly alina misy an'ireo olona manatona toerana manokana hanamboatra vatana aho dia lasa eritreritra. Samy nanana ny antony anamboarany vatana ry zareo: ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2005 22:20
xxx ( 02/07/2005 10:22)
I anareo ve mba efa nahazo E-mail avy any andafy ary io Mail io dia milaza fa i anao no nahazo t@ fisarihana Lottery ary dia tena vola be tokoa.Rehefa manaraka ny zavatra ampanaoviny anefa i anao dia ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/07/2005 22:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1604