Eritreritra mandalo

Herimiafina ( 23/12/2005 00:08)
Lasa indray ho aho ny saiko ry zareo. Ny olana mipetraka amiko de resaka fikajiana fotoana. Maninona no "ora, minitra, segondra" no andefesana ny fotoana fa tsy zavatra hafa?8) Marina fa miodina ma... tohiny
novalian'i lapino ny 03/01/2006 11:49
lost ( 21/12/2005 18:01)
Tato no re ny fandefasana vola any dago d ao ko ny fandefasana entana d samy gasy doly ny mikarakara azy fa mba manontany aho we mba misy v ny fandefasana fiara zay afaka mikarakara otr'zay koa?? zan... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 04:14
hesham ( 18/12/2005 17:13)
Fa rovina vo tampitra ny tsy fampiasana xxx ee . Mijaly mintsy zay tia xxx tony eee.Asio amizay eee le xxx :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 19:58
Fiffi ( 17/12/2005 18:14)
Hono hoa: mba variana mihintsy aho miheritreritra io "fotoan-gasintsika" io satria efa tena mba betsaka ny nadehanako , na anniversaire , na fanasana isan-karazany nalehako. Ny tena nahatalanjona ahy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/12/2005 14:43
diamondra27 ( 17/12/2005 11:31)
Inona no atao hoe:deprime Fa inona no mahatonga ny olona ho deprimé. Inona no matonga ny olona hamono tena, isankerinandro hono toa misy olona mamono tena ao Tana.... tohiny
isrine ( 16/12/2005 13:18)
Ny olona rehetra samy tsy tia an'io lainga io, nefa anie dia samy mandainga e. Hihihi...... tohiny
kafmalbar ( 14/12/2005 17:10)
saika mba hanontany an'ireo ankizy nanao afafy tao andravoangy fivavahana entre 1995 a 1999,nanao tafika masina tany majunga sy tulear ka saika mba hanontany raha mbola misy mahafantatra an'ireo resp... tohiny
novalian'i Angolaina ny 11/01/2006 11:43
ravatorano ( 13/12/2005 12:21)
Tamin ity taona ity dia nisy olona iray tao amin 'ny fianakaviako izay novonoin 'olona.Vao haingana koa dia nisy namana anakiray izay novonoin 'olona. Ny antony dia halatra : vola vaky trano opérati... tohiny
hesham ( 11/12/2005 23:14)
Amin`ny 13 decembre ny execution an`i williams Stanley na i Tookie , araka ny hevitrareo mety ahazo clemency ve lery . Azavao ny hevitrao ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 20:09
xxx ( 11/12/2005 10:57)
Misy fotoana aho mandinika an'i Madagascar , maro ireo olona mila fanapiana eo @lafiny rehetra ary maro koa ny olona te handefa fanampiana na ny vahiny zany na ny avana aty ivelany , nefa ny olana di... tohiny
Fiffi ( 09/12/2005 15:54)
Eny hoa , samy itantsika teto daholo izany ireo fahatsiarovana ny fahazazantsika , avy eo ny fahatanorana. Nialehibe indray ary isika izao ka mba inona no zavatra ni-marqué anao hatramin'izao aloha a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/12/2005 15:50
LazaRandri ( 06/12/2005 22:42)
Ahoana indray ny fijerinareo ireo olona "tsy miseho milay"?: - Dondrona? - Mahantra? - Bonaika? - Tsy milay? hahaha! - Mialona? - Tsy maharaka toetr'andro?... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2005 21:50
kinaoly ( 05/12/2005 13:12)
inn avy no azo anaovana hazo noely bio ? manomboka hatramn'ny hazo ka hatran'ny amny girlandy :?:... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 13/12/2005 02:03
diamondra27 ( 05/12/2005 09:53)
hono oa ry zalahy, naheno blagy za indray mande fa tsy fantako na resaka fotsiny na tena izy fa le ranamana etsy ambany moa nilaza fihinana resaka alika ka nanintona ahy. Indro ary: indray andro hon... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2005 21:20
diamondra27 ( 05/12/2005 09:49)
hono oa ry zalahy, naheno blagy za indray mande fa tsy fantako na resaka fotsiny na tena izy fa le ranamana etsy ambany moa nilaza fihinana resaka alika ka nanintona ahy. Indro ary: indray andro hon... tohiny
lapino ( 04/12/2005 23:23)
Toetra ratsy foana amintsika izany hoe "miseho milay", lazaina fa "tapany mikobana". Nefa rehefa dinihana maninona anefa e? Dia aleo marina ve "miseho tsy milay"? :roll::/... tohiny
novalian'i fijo ny 14/12/2005 21:56
fiaritiana ( 04/12/2005 14:26)
Tsy haiko na naheon iny vao2 iny nareo hoe rangahy mpihinana alika tao Ambohitrarahaba tao, efa ho 50 izay no laniny raha kotina ny laniny hatrizay,dé natao ny intervention dé hoe:aiza enao no mahit... tohiny
fiaritiana ( 04/12/2005 00:28)
Nisy gasy nandé taminà toerana iray teto Afrika dé nahita oe eny amin ny bouchérie zany dé miantona eo ny hen omby,hen ondry sns ary ny tena nahagaga azy dé ny nahitany henan olona izao no amidy... tohiny
joda ( 03/12/2005 21:12)
mba mahalasa saina kely ahy ihany ny momba ny sasantsasany @ ry zareo ireo fa dia misy ratsy an!!!sa hoe havan'ny deba ao dia lany mahagaga !!!... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2005 22:26
Fiffi ( 03/12/2005 20:20)
Miarahaba antsika rehetra eto indray. Misy zavatra tena mahalasa ny saiko @ ity fiainana ity. Raha mijery ny fianam-bazaha aho dia tsy mampitonga saina ahy mihintsy fa raha hiakatra tohatra teny @ CDG... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2005 22:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2709