Olon-dehibe indray (tohin'ny fahazazana sy hatanorana)

1. Fiffi ( 09/12/2005 15:54)
Eny hoa , samy itantsika teto daholo izany ireo fahatsiarovana ny fahazazantsika , avy eo ny fahatanorana. Nialehibe indray ary isika izao ka mba inona no zavatra ni-marqué anao hatramin'izao aloha an!
Ny ahy aloha dia t@ zaho 18-20 taona dia ny famonjena boom sy ny fanaovana makillage , lasa jejojejo ery :-D:-D:-D:-D:-D
novalian'i Fiffi ny 24/12/2005 15:50
2. Herimiafina ( 09/12/2005 15:58)
Nenah injay ny fitiavana matematika sy ny fizika,de ny tsy fitiavana vevavy sy fitiavana mahintsiny.
Mifern'aina mahintsiny andeha hianatsa mahita an'ireny coupla couple ao ampenarana ireny.hehehehe:-D:-D:-D:-D
3. lapino ( 09/12/2005 16:01)
Mandroso ho amin'ny fahafatesana ange izy izany ry Fiffi e! :)
4. fasaly ( 09/12/2005 16:07)
ny ahy kou tamzany 15 16 ans zany d'efa jejojejo!
tsy mbola nisy tany dago ny gel de mba te hanao volo pink ireny lamaody tamzany de natao hinjitra ny savony manitra kay tsatsan'ny angatdrano tao...ka loza.
5. pissoa ( 09/12/2005 16:32)
kay zah saika tratran'ny limite d'age :°)
6. Herimiafina ( 09/12/2005 16:34)
Zah tamin'izany tia baskety be kou de tia kotrana, de bedy lava fa tsy manao revision mahintsiny klé. hehehehe:-D:-D:-D:-D
7. diamondra27 ( 09/12/2005 16:48)
nanao SN , tena milay be, de ny fidirana teny @ fac ihany koa, hafa ihany zany hoe miditra sy milalao @ terrain du grand zany
8. Veloo ( 09/12/2005 17:04)
ny ahy mbola tsy vita ny maha be ahy knou :-D:-D:-D:-D
9. Herimiafina ( 09/12/2005 17:05)
De tamzah 20ans de kivy be klé, kivy ratsy mahintsiny fa manomboka amin'izay le resaka hoe tsy maintsy manao sipasipa fa manjary tsy ampy eksperiansa, loza, de ataoko aiza zany ny matematika sy ny fizika hoy zah tamin'izany klé.
10. fasaly ( 09/12/2005 18:37)
de zà njay ngefany tamin'ny 20 ans zany vao! tsy vierge tsony:-$ hay moa mbola vierge zay sy i fijo knou!
11. fasaly ( 09/12/2005 18:38)
de zà kou tamzà 15 ans dia mangalà-paiso foana
mandeha misaoty tambohon'olona de mameno paosy..de refa tsatsan'ny gardien de mitsoaka be mahitsy fa raha tsy izany azon'ny ratsakazo
12. Fiffi ( 09/12/2005 19:08)
lapino: aiza kosa no tonga dia hoe mandroso ho @ fahafatesana e! ilay nihalehibe hoa , midika hoe io manomboka eo @ 15-20 ans eo e! alohan'ny hanambadiana
izany e! fa andao kosa tsy asiana io ka!:D
fasaly: way !! ny ahy aloha izany fangalarana paiso izany tena nafotaka mihintsy e! indrindra ny paiso petakorina sy paiso inona indray moa ilay izy re eh! fa avy eo dia ho hanina miaraka @ sira sy sakay , izay marikivy rehetra aloha dia ho hanina miaraka @ sira daholo e! na poma , na voamadilo atao anaty tavoangy asiana sira sy sakay sleurp !!!:-D:{avy eo mararay kibo e!:-D:-D:-D:-D:-D
13. Herimiafina ( 09/12/2005 19:13)
Zah tam'zah 20 ans zany an, mbola minono tanana rehefa mijery télé, de torahan'i mamanay amin'ny kaopy foana klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
14. Fiffi ( 09/12/2005 19:16)
Herimiafina:-D::-D:-D:-D ka ny kaopy ve aloha no vaky sa ny lohanao ?? :-D:-D:-D:-D
15. Herimiafina ( 09/12/2005 19:22)
Ny lohako fotsiny no nararay kah, le kaopy toa diralex be tsy nety vaky knou.
De tam'zah hanala bacc de tsy mibaosy mahintsiny fa lasa manao basikety tany amin'ilay akama mipetraka eo amoitanay izay, de tamy avy any mamanay miaraka amin'ny taho-kifafa de tonga zah de voasintona mody eo amin,ny sofina kalongany de refa tafiditra tsara ao antokotany amin'izay de tazonin'ilay mpiasanay izay de voakapoka klé, hehehehe:-D:-D
16. Fiffi ( 09/12/2005 19:30)
Herimiafina:way , dia efa feno 20 taona zany ve dia mbola nahazo taho-kifafa foana ? nasiaka be kosa ny mamanao zany an! izaho aloha nahazo fa t@ ny fehikibo e! ary tena marary io an! fa tsy nahazo an'io kosa aloha aho t@ efa feno 20 ans zany e! efa mba matotra hono :-D:-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 09/12/2005 19:32)
De tamin'izany konkou zah an, tia mividy casette sy mandehandeha teny Analakely klé, de taraiky be vao mody de votefaka indrepandé klé, hehehe:-D:-D:-D:-D
18. fijo ( 09/12/2005 19:40)
ny ahy ny fampijaliana karana tany mahajanga.ary za moa mbola virja ka tsy haiko le sipasipa io e.
fa ny SN tany ambato boeny koa nilay an.
19. ravakamalala ( 09/12/2005 21:41)
tsy tokony ho eto am ty dinika ty i fijo !!!!:-D mbola bitika.
20. lapino ( 09/12/2005 21:44)
Refeso ihany ry ravakamalala fa mbola bitika ahoana àry i fijo e? Refeso ihany ny teny :wink: :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3601