Olon-dehibe indray (tohin'ny fahazazana sy hatanorana)

61. Fiffi ( 14/12/2005 16:40)
ari.malala , efa mba lasa nivanitika kely niaraka t@ nay atsy ambadika atsy ve aloha njiko e? ao @ hatsikana sy lalao hoe "hivanitika kely aloha e!" ao daholo mivanitika kely e!!! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
62. kafmalbar ( 14/12/2005 17:05)
Vizana sahady ve e,tohizo fa tsara e
63. Veloo ( 14/12/2005 18:06)
ny inn no tohizany ry malabar?
64. fijo ( 14/12/2005 21:58)
te mba hiteny aho ,nefa mbola tsy sahy.
65. ari.malala ( 15/12/2005 06:44)
oujjjjjjjjjyyyyyyyyyyy! in no atahorana re ry fijo a, korazy njiko tantarao tantarao fa ny rehetra efa mba nitantara daolo :)

fiffi, ie, efa nivanitika tany aho retsy, misy anjarakeliko mints ao :-D:-D
66. mandrindra ( 15/12/2005 09:39)
sahia ka sehoy ny mahalehilahy ry fijo a
67. dadabe ( 15/12/2005 10:46)
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 14-12-2005 09:49:15
Lohateny : Re : Olon-dehibe indray (tohin'ny fahazazana sy hatanorana)
Fiffi a, ts za anie no niteny an'io we aza b vanitika io tsony e, fa ny ol tao antranonay surtout neninay sy le bebe reny, d za ary io efa mitantara we mbola mivanitika refa misy mampime ana ko

sao dia mbola mananotena izany bebenareo izany ?:-w
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 15-12-2005 13:39:30
Lohateny : Re : Olon-dehibe indray (tohin'ny fahazazana sy hatanorana)
sahia ka sehoy ny mahalehilahy ry fijo a

izy aza mbola virja ko ho sahy ampiseho eo ve :@
68. fijo ( 16/12/2005 04:22)
ka le maha lehilahy anie tsy azo aseho raha tsy mitranga ny maha vehivavy e
69. ari.malala ( 16/12/2005 06:37)
dadabe, fa manin ra mananotena le bebeanay? :-D:-D:-D:-D
fijo, :-D:-Dny mahavehivavy an'iza no mila mitranga? :-D:-D
70. fijo ( 16/12/2005 19:44)
anareo ka.
71. dadabe ( 17/12/2005 03:53)
:-w an'i arimalala e :°)
arimalala fa sur ve ndry fa mananotena i bebenareo :-w
72. Fiffi ( 17/12/2005 15:38)
dadabe: fa sur ve ndriko fa efa nialehibe koa ?nefa hono efa dadabe=))=))=))=))=))=))
73. kafmalbar ( 17/12/2005 22:15)
aza menamenatra izany fa tantarao doly e
74. kafmalbar ( 17/12/2005 22:17)
dia ahoana koa ny manaraka
lanin'ny akoho ny fangaraka
75. ari.malala ( 19/12/2005 06:38)
dadabe:

:-w an'i arimalala e :°)
arimalala fa sur ve ndry fa mananotena i bebenareo :-w



in sa manin ny an'i arimalala? :-w

fa in no ilàna an'le we mananontena v sa tsy alo alohan'ny hamaliako le fanontaniana e
76. Fiffi ( 19/12/2005 15:17)
kafmalbar: sao dia enao isan'irey pmampiady akoho lahy ireny ?:-D:-D:-D:-D
77. diamondra27 ( 20/12/2005 00:17)
Fiffi: izy mitsy akia le akoho lahy fataka a!
78. Fiffi ( 20/12/2005 05:16)
diamondra :-D:-D:-D:-D ndriko zany nanao mise ve ? :-D:-D
79. Fiffi ( 20/12/2005 05:45)
mba tadidinareo ve taloha ilay "be tadi-bolana" ?misy an'ilay hira hoe " mahita kilazalaza anio e!
mahita kitorotoro anio e!
ho bedin'i dada ianao , ho voakapok'i neny ianao
mahita kilazalaza anio e!
"aza be tati-bolana eo e!:-D:-D:-D:-D
80. diamondra27 ( 20/12/2005 20:03)
fiffi:8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1967