Olon-dehibe indray (tohin'ny fahazazana sy hatanorana)

21. ravakamalala ( 09/12/2005 22:03)
efa norefesiko fa tena bitika , bitika i fijo
22. fasaly ( 09/12/2005 22:05)
de zà koinkou! tamzà T5 de refa mirava de mandehandeha hatreny amin'ny totobaton'anmbondrona aloha mamonjy managazo maina lay menamena be reny de tratra maizina foana vao mody de mahazo ny tsipaka mankivisy be refa miditra ny trano
de zà tamin'ny classe de 3eme de mandeha mivangabao foana rehefa manao fizika de mandeha mihaino hira ary anaty alaala ary e!!!!!de refa sonneé vao mody.
23. Herimiafina ( 09/12/2005 22:09)
Zah njay tamin'izaho 3ème zany an, mpitsikilo an'ireny mpanamaoly teo amin,ny tambohon'ny fenaranay ireny de refa lasa ry leirony de lasa zah mitsimpona ze voniny tavela de entiko mody de amboleko any anjaridainan'i mamanay justeb hijerevana azy klé, de tsy mety maniry mahintsiny le zavatra fa isaky ny mihetsika de loarana njay jerena raha efa naniry fakany, hehehe:-D:-D:-D:-D
24. ravakamalala ( 09/12/2005 22:09)
Ny andry aza akia fasaly mba hihaino hira no andehanana any anaty alaala.
25. fasaly ( 09/12/2005 22:17)
ravaka: fa ny anjy inona?????:?::^)
hery: heveriko hoe notsoponinjy lay voniny notsindrohina de nifohana njay kou saika nitselatsa ny foko:P
26. lapino ( 09/12/2005 22:18)
ravakamalala: fa nenareo hijery voron-kely no aleha any anaty ala? :-D:-D
27. fasaly ( 09/12/2005 22:20)
de zà kounkou tam 4 eme de rehefa kamo hanao français de hosorako sy lay namako ilay rongony maimbo be reny ny salle de tsy mety miditra ny ankziy fa maimbo hono de rava ho azy ny cour de mody iii! de tsy mody zay ka! mandende...
28. ravakamalala ( 09/12/2005 22:22)
Mioty voninkazo!
arak'ilay hiran i jeneraly iny! hainareo?
29. lapino ( 09/12/2005 22:27)
Hiran'i Jeneraly ahoana izany, ny haiko ilay an'i Romule le misy mitsoka sexofôn iny:
"Sainonao ange isika vao nifankatia
Nioty voninkazo natao hoe tsy halazo
Nilokaloka ho doriiiiiii ..."
30. Herimiafina ( 09/12/2005 22:52)
De zah konkou tamin'izany nanomboka nanao stage manadala sipa klé, nampianarina sipa ihany an, nisy akamabeako izay sipa nipetraka teo akaikiko de izy daholo no nampianatra anah ny fikotiana sipa.

De mbola izy konkou no nahafantarako fa kay ny zazakely tsy amboarina amiN,ny bongantany izany klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
31. lapino ( 09/12/2005 22:54)
Fa amboarina amin'ny bonga fotsiny :-D:-D
32. diamondra27 ( 09/12/2005 23:03)
de ahoana daholo ny fihetsempo nareo t@ vao nahazo karapanondro?
33. lapino ( 09/12/2005 23:07)
Somary niankavanana, dia nidina kely, fa niverina tamin'ny toerany ihany ka :)
34. Herimiafina ( 09/12/2005 23:19)
De zah kou talou tena mankafy mijery cinéma mahintsiny klé, sady vao afaka bacc de tsisy atao mahintsiny nadritry ny enimbolana klé, de lasa mi-traine miaraka amin'ilay rasipa be izay foana, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
35. fasaly ( 10/12/2005 05:10)
nenjy kou zany ry hery ny fiainana hatsamizay de tsy maintsy nisy sipa foana, tena sambatsa mintsy....!
ny ahy njay talou dessin animé foana no tiko de mijery pop in germany!!!
36. Herimiafina ( 10/12/2005 05:12)
Kah zah sipa daholo ny akamako taloha kah, de ampidiriko amin,ny bandy akama sasany daholo klé. hehehehehe:-D:-D:-D

Ary njy ve mpijery Disco Rally sy Euro Tops klé? hehehehe:-D:-D:-D
37. kally ( 10/12/2005 07:41)
Izaho ry reto haingana be dia lehibe dia izao vao miverina tanora indray an!lol!
20 taona izany aho namita ny fianarako teny Ankatso, efa hanomboka hiasa,dia voatery nanao matotra be foana fa raha tsy izany tsy ninoan'ny olona.Izao vao misary gaigy:-P
38. diamondra27 ( 10/12/2005 12:23)
hatanorana fifaliana
hatanorana fitsikiana
39. lapino ( 10/12/2005 12:41)
De nivoaka zany le hiran'i Rija Rasolondraibe iny "Tsy hanadino anao", fa nony excursion faran'ny taona de le mitondra gloom ny bandy hoe hivazo, fa iny fôna no tedavin'ny sipa mandritra ny andro! De sady mirevy an'le goavy notazana tao anatin'le alaala teo amoron'le rano mandeha. Goavy dia le izy am'zany, fa masaka be daôly, misy fotsy sy mena, sady misy glady an!

De refa faran'ny taona de le mameno kahie de sovenira. De mbola saro-kenatra am'sipa zany raha vô resaka santimaka, de nefa avy eo soratana ihany le hoe: "je ne t'oublierai jamais, promis!" de soniavina!
40. ravakamalala ( 10/12/2005 13:53)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4865