Olon-dehibe indray (tohin'ny fahazazana sy hatanorana)

81. Veloo ( 20/12/2005 20:07)
mamaky ny resaka ato dia mahita ny teny gasy miverina izay ela be tsy ampiasai-ko mime fotsiny sisa no atao sa tsy izany ry diamondra? :-D:-D
Fiffi: izy mitsy akia le akoho lahy fataka a!
82. Fiffi ( 21/12/2005 10:05)
diamondra: tsy natadidy anga ndriko ? ny be tati-bolana io ? :-D:-D:-D
Veloo : ka efa nialehibe ve izany driko aloha ? fa nahoana no mime rery ao ?:-D:-D:-D:-D:-D
83. diamondra27 ( 22/12/2005 09:47)
fiffi: tadidiko tsara io ka! fa za nge tsy mba nanao betises de tsy nisy mpitatibolana fa le cousine ray zay no tena be tatibolana be
84. Fiffi ( 22/12/2005 20:21)
diamondra: zan an ? tsy mba nanao betise mihintsy ve na kely aza ? fa na tsy nanao betise aza anie misy foana ny be tati-bolana e! :-*
85. diamondra27 ( 23/12/2005 03:10)
fiffi: zay alou de marina ry fiffi a! miala pas foana ny sasany de ny azy no ataony tonga aloha
86. fijo ( 23/12/2005 04:19)
hendry indray hono momondra an.
87. Fiffi ( 23/12/2005 06:52)
diamondra: tsy ndriko ve no miala-pas io de mody hoe ny sasany ? :-D:-D:-D :-*
fijo: io fa be tati-bolana indray i fijo :-D:-D:-D:-D
88. diamondra27 ( 23/12/2005 22:24)
fiffi sy fijo: :-$:-$:-$ aza miteny mafy oa sao misy mahare eo e
89. Fiffi ( 24/12/2005 15:50)
diamondra ! chut ! an! dia samia manao Noely sambatra daholo o!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6471