Olon-dehibe indray (tohin'ny fahazazana sy hatanorana)
42. Herimiafina
(
11/12/2005 02:45)
Expera amin'ny sarisary mahintsiny nareo reto an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
43. Fiffi
(
11/12/2005 06:18)
diamondra: way !!! izany hoe nahazo karapanondro izany aloha de tena zavatra hafakely e! de voa azo ilay izy de jerena , dinihana ela be ery , way !! saika simba sahady ary satria dinihin-dava zao ve ! de hoe efa nialehibe tokoa satria nahazo karapanondro e!!!!!!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
44. Fiffi
(
11/12/2005 06:28)
way ry zareo , nisy zavatra tadidiko tampoko ity !
Raha vao maraina
manaitra matory
be tabataba
ka manorisory
dia efa nialehibe izany aho fa tsy adikako @ ilay fiteny ratsy t@ mbola fahazazana an!:-D:-D:-D:-D:-D
Raha vao maraina
manaitra matory
be tabataba
ka manorisory
dia efa nialehibe izany aho fa tsy adikako @ ilay fiteny ratsy t@ mbola fahazazana an!:-D:-D:-D:-D:-D
47. vale
(
11/12/2005 14:41)
Veloo:
ny ahy mbola tsy vita ny maha be ahy knou :-D:-D:-D:-D
veloo> tsy olana ky zany à! refa tonga @ izany njy de mitantara @ any afara indray an!
48. vale
(
11/12/2005 14:46)
Herimiafina:
De zah kou talou tena mankafy mijery cinéma mahintsiny klé, sady vao afaka bacc de tsisy atao mahintsiny nadritry ny enimbolana klé, de lasa mi-traine miaraka amin'ilay rasipa be izay foana, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
herimiafina> ilay MANALA AZY VITA BACC kou angaha adinon'ise?!!!
49. Herimiafina
(
11/12/2005 15:24)
vale, zah njay tsy tia an'ireny klé, nenah le manala azy isan'andro no tena ankafiziko, hehehehe:-D:-D:-D:-D
52. Fiffi
(
12/12/2005 05:26)
xxx : io ary fa tsy mazava mihintsy ny zavatra lazainao miafina ao ambadikin'io xxx io an!:-D:-D:-D
54. jennifer2
(
13/12/2005 01:49)
Za reto tsy mahita tenenina a! Za tsinona toa elabe vo lehibe koa.
55. jennifer2
(
13/12/2005 01:59)
oay! misy lazaina tampoka aho kay. T@ za nanomboka nianatra teny @ universite de nanomboka manadala an'le bandy tsy be kozy ireny. mahafinaritra ery ny mahita an-dry zareo boramena.
56. diamondra27
(
13/12/2005 04:40)
za indray aloha raha lhl de nanohy nanao service militaire fa tena tsara be le ambiance e! surtout le manao tir, nena tafiditra doly le bala 5 , de zao za lasa reserviste sady efa voantso.
T@ resaka ben laden ireny de lasa tany aho ary tena tsara be le tir tir samy hafa @ le jeu play station
T@ resaka ben laden ireny de lasa tany aho ary tena tsara be le tir tir samy hafa @ le jeu play station
57. ari.malala
(
13/12/2005 05:58)
olon-dehibe... mhhhhh, ny ana ngamba t@ za niteraka ny zanako voalohany no notenenin'ny ol we efa mba lehibe @zay fa efa neny d mba @zay matotra fa ts mivanitika lava io d ny fiakanjo mba ovay ho madamadama @zay, nefa za trs mety zatra mitns d mbola ny fiakanjoko t@ za ts mbola niteraka ihany d zako mbola mimeme b fpona ihany refa misy mampime, d mihanihany fôna ko :)
58. Fiffi
(
13/12/2005 16:50)
O ry ari.malala a!ka io mivanitika io ange ka tsy ho afaka @ io mihintsy isika e !! fa anga koa moa ratsy ny mivanitika ? mba misy zavatra mampivanitika kosa dia ao e! sa ahoana ? ary fa anga raha mivanitika de hoe tsy olon-dehibe ? toa tsy misy taona kosa amiko ilay izy e! io ary aho fa mivanitika tahak'irenin'ireny :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
59. mimiso
(
14/12/2005 04:58)
Zà zao vo ol-debé de tantaraiko eto @ dinika serasera refa mahazo taona iny zà afaka 30taona,fa zao mbola môna:-D:-D:-D:-D
60. ari.malala
(
14/12/2005 05:49)
Fiffi a, ts za anie no niteny an'io we aza b vanitika io tsony e, fa ny ol tao antranonay surtout neninay sy le bebe reny, d za ary io efa mitantara we mbola mivanitika refa misy mampime ana ko :)