clonazy rajesosy

1. fijo ( 01/12/2005 05:36)
nisy nahita ve iny fandaharana iny?
nisy mananmpahaizana amerikanina nangataka ary neken'i joany paoly II,hanao klonazy an'i rajesosy,ka ny sela anovana izany dia alaina avy amin'ilay lamba ao turin.
novalian'i Mifenty ny 18/12/2005 08:46
2. Herimiafina ( 01/12/2005 05:44)
Ka tsy possibla satria ny clonage avy amina sela efa niavaka (cellule différenciée) dia toa tsy mety mihintsy.
Ny essai de clonage de amin'ny zygote stade 1 ka hatramin'ny stade 4 ihany no possibla satria mbola tsy nisy différenciation cellulaire.

Ny différenciation cellulaire de tsy inona fa ny fiforonan'ny karazana sela maro: ny neurone manome ny système nerveux, ny cellules hépatique à 3n chromosomes, ny myosine manome ny hozatra rehetra, ny sela normala (hoditra, sns) ary ny sela natokana hiterahana. Io d emitranga refa mbola ao ankibo ny zaza.

Ka raha sela amin'ny hoditra no nalaina de tsy mety hivadika sela à 3n chromosome hanome ny foie (aty) mihintsy izay raha tsy voa-maîtrisé ny resaka enzyme.

Tsy mety créer-na expérimentalement io différenciation io fa mety hanome monstre, noho izany.

Nefa moa, ny fahalalan'i herimiafina io zavatra io dia voafetra ihany, tsy toy ny fivoaran'ny fikarohana, ka mety ho possibla ihany ve izany? Izay izao no fanontaniana manahirana ny côcô-ko klé?8)
3. ericgael ( 01/12/2005 07:20)
:( 8O
4. pika ( 01/12/2005 07:29)
avy @ cellule(sela) ny fanaovana izany fa tsy avy @ lamba
tsy haiko aloha fa izaho vahiny e :-D
5. xxx ( 01/12/2005 09:30)
sambany indray zah naheno hoe 3n chromosome ny cellule pancréatique!!! fa angaha moa tsy mizara ho cellule somatique 2n chromosome sy cellule germinale n chromosome ihany no hita @ mammifère????
6. kilalaki ( 01/12/2005 09:45)
raha ny fahazahoako azy ndray aloha d tsy mety na tsy azo atao mihitsy ny manao klonazy @n'ny selan'ny efa maty(zany hoe ilay olona na biby eritreretina halain-tahaka no ilaina mbola velona)
7. kilalaki ( 01/12/2005 09:47)
raha ny fahazahoako azy ndray aloha d tsy mety na tsy azo atao mihitsy ny manao klonazy @n'ny selan'ny efa maty(zany hoe ilay olona na biby eritreretina halain-tahaka no ilaina mbola velona)
8. Mifenty ( 01/12/2005 09:57)
d ny gravy am lé izy tsinn refaveo de ho fantatra oe iza ny dadan'i lery.
9. ravakamalala ( 01/12/2005 11:15)
inn ty?????
10. lapino ( 01/12/2005 11:54)
kilalaki:
raha ny fahazahoako azy ndray aloha d tsy mety na tsy azo atao mihitsy ny manao klonazy @n'ny selan'ny efa maty(zany hoe ilay olona na biby eritreretina halain-tahaka no ilaina mbola velona)

Azo atao aza ny manao ADN synthetique, dia atsofoka anaty cellule velona ka. Tsy dia any loatra no olana angamba, fa hoe ahoana no hahazoana an'ilay kromozom.

Amin'ny lafiny iray koa ny mampieritreritra ahy, dia hoe roa arivo taona! aty aoriana, nanao ahoana ny fitahirizan'ireo ADN tamin'izany lamba izany (izay mbola ananako doute ny tantarany reko). Mbola mety misy ho azo raisina ve?

Mifenty:
d ny gravy am lé izy tsinn refaveo de ho fantatra oe iza ny dadan'i lery.

Izaho koa mba maika hahafantatra izay valin'io, raha misy. Ary mbola be dia be ny fanontaniana miaraka amin'izay.

Fa polemika be no kôzy entin'i fijo io. Io angamba no problema-na kilaonazy sarotra indrindra kle!

Dia iza no amin'ny lisitra manaraka? Einstein?
11. hesham ( 01/12/2005 13:15)
hihihihihihi:-D:-D
12. Mifenty ( 01/12/2005 16:06)
de vaky lou b oa i benoua fa resaka efa nivall tary de nofongarin-dry lerony ndray.

fa ra sanatrian'izany tkou mou oe mety le clonazy de inona no hiseho??

Possible zany hisy oe rahalahin'i Jesoa. De mety anao valifaty b matsiravina i lery oe lisany zany no namono an-drazokinibe an.

ho loza ngamba satria i lery io tsinn mety anana povoara konokoa a
13. lapino ( 01/12/2005 17:05)
Mifenty:
ho loza ngamba satria i lery io tsinn mety anana povoara konokoa a

Ka izay indrindra, isan'ny fanontaniana tiako hapetraka koa hoe ny fanahy ve, programa genetika koa no mahatonga ny fiforonany?
14. Veloo ( 01/12/2005 17:20)
Tssssssss tsy ho hisy mihitsy io e... raha tsy inn ko Aiza ve jesosy any an-danitra no hanaovana competition oe ho clonena.. tena asan'ny satana io ry reto a....
15. Herimiafina ( 01/12/2005 19:01)
Efa gidraka sy varatra be ny fivoaran'ny siansa kah, ity resaka manipulation génétika ity moa izany e.

Pika: ny lamba dia tsy maintsy hahitana sela maty foana, na volo na dia tsy hita maso aza izany, ka ireny no azo halaina hanaovana le clonazy.

xxx: ilay resaka différenciation cellulaire io mihintsy no mahatonga ilay sela 2n hivadika 3n chromosome.

Lapino: tena marina mihintsy io. Rehefa isolé ny brin d'ADN iray dia azo repliquer-na foana ary afaka hanaovana transcription ka mahatonga vatana iray mihintsy. Ny sela no maty fa ny ADN izay simika tsy maty.

Tadidio fa ny Virus diza sty zava-manan'aina fa na brin d'ADN na ARN.

Manontania ny Herimiafina Consulting raha mila fanazavana, gratos, hehehehe:-D:-D:-D:-D
16. racom ( 01/12/2005 20:33)
dia tena mahaliana tokoa raha izany no tanteraka nefa anie firy moa izay miseho ho manan-dou t@ io fa toa lasa nofinofy ihany.
17. Veloo ( 01/12/2005 22:13)
te hi defier an'Andriamanitra mihitsy ra-olombelona kle:roll::roll:
18. ravakamalala ( 01/12/2005 22:18)
aleo hanao eo ry veloo fa tsy fantany fa tsy azo atao ny milalao amin ny afo a! rehefa may izy mipetrak ihany
19. Herimiafina ( 01/12/2005 22:21)
Efa hoe tsy possibla io knou, hehehe:-D:-D:-D:-D
20. fijo ( 01/12/2005 22:32)
lapino,za koa mbola tsy sura amin'ilay lamba.nefa moa izay no vaovao henoko ka dia io navoakko io.
hadiniko ny nilaza,fa efa tsy nanaiky ny mpanolotsaina an'i J polyII,fa izy mihintsy no nampaniraka hiantso ilay manampahaizana.
mipetraka marina ny fanontaniana hoe :dia ho sirika eo tokoa izany ny dadan'i lery?????dia horava daholo izany izay voalaza rehetra(na ilay angano be)tao anaty baiboly?dia ahoana hoy ny silamo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1783