clonazy rajesosy

41. pitchou ( 13/12/2005 11:19)
inn no idiran'ny jetable sy tsy jetable @zany? fa ahoana ny anao no fampidiranao gants?
42. fijo ( 13/12/2005 21:27)
herimiafina jetabla?????? misy klinika izay ao ankadifotsy,dia mankanesa ao,fa ao ny "gant"tsy zetabla izany fa "sasana able"ary ahahy eo ambaravarankely dia miverina miasa indray.nefa io klinikan'ny masera an.
nefa kay le izy mety ihany ka,satria masera virja,dia tsy nampiasaina indray izany le "gant".
jereo io fa ho gaga nareo.
43. pitchou ( 15/12/2005 16:16)
ary ahoana no nahaizan'i fijo an'zany?8O
44. fijo ( 15/12/2005 21:57)
pitchou an,tsy hoe haiko izany fa "itako"ary tena naha koditra ahy mihintsy.
45. pitchou ( 16/12/2005 16:52)
ahoana aza no "nahitan'ifijo" an'izany e! sa tany i fijo no teraka? gay!
46. Herimiafina ( 16/12/2005 17:19)
Zah tao no teraka fa hitako ireny kah, fa efa mba nivoatra kosa fa tsy mitovy ny talou itsony kosa e.
47. fijo ( 16/12/2005 19:47)
tamin'ny 1999 izany aloha e.nisy zanaky ny zaodahiko teraka tao,dia teo ambaravarankeliny mihintsy le izy no niahy.fa tena naha kirizy le izy ka.izay izao no tsy haiko.
48. pitchou ( 18/12/2005 05:01)
efa kely sisa d folo taona lasa izany ! mba efa niova marinakosa ka! raha tsy izany ve ao d mbola ho be mpiteraka ihany?
49. Mifenty ( 18/12/2005 08:46)


fa i rajesosy klou ts tao am klinikan-dry masera ao ankadifotsy no teraka.

araka ilay angano, izay tantaraina sy ankalazaina ato ho ato de oe vokatry ny fanahy masina izy io.

Izay no nahatonga ny zefa ho zefa (= vendrana) satria i Rajosefa izay sady tsy nihira no tsy nanao tsianjery no nanaiky ho dadan'i lery.

Ho fantatra eo ny marina hoe nihinana i zefa na tsy nihinana refa vita ilay analyse d'ADN kle.

masindahy zozefa, mivavaha ho anay.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1926