clonazy rajesosy

21. pitchou ( 02/12/2005 03:03)
loza raha zava-maniry ohantra coton na lin no avoakan'ilay klonazy na raha landy le lamba d fanday no hivoaka eo fa tsy Jesosy ko! iza no mahita!
22. majesty ( 02/12/2005 04:34)
nenah zao eo @ le ADN mintsy no tiko eritreretina hoe possible mbola ho voatahiry tao @ iny lamba tany turin iny ve?
Tena za mahita fa tsy possible ihany zany hanao clônage an'i Jesosy zany,nefa le siansa efa mandroso be kou aloha ka tsy ho hitan-tsika eny ihany ve fa ny aina fotsiny no matézà e!
23. pika ( 02/12/2005 05:08)
:lol:efa 2006 taona lasa ve dia mbola voatahiry foana izany sela tao@ lamba izany
ary nga moa tsy efa nosasaina sa ahoana :-D
24. routa ( 02/12/2005 06:53)
de miomana fa hoavy rajesosy sandoka mandehandeha :-D:-D
25. mandrindra ( 02/12/2005 09:32)
ka ilay lamba ao turin ary tsy lamban'i jesosy akory !!!!
26. ravakamalala ( 02/12/2005 13:50)
....ho avy jesosy
ery amin tobin ny taxi brosy etsy vasakôsy...:-D:-D
27. mandrindra ( 02/12/2005 14:18)
rahoviana?
28. Veloo ( 02/12/2005 15:59)
oy i pitchou oe:
loza raha zava-maniry ohantra coton na lin no avoakan'ilay klonazy na raha landy le lamba d fanday no hivoaka eo fa tsy Jesosy ko! iza no mahita!
=))=))=))=))=)) ie wa retsy mety ho zany mihitsy
29. Veloo ( 02/12/2005 16:00)
ravaka malala a aleo mihitsy retsy hanao eo izy no lasa zavatra hafa eo kle :-D:-D
30. pitchou ( 02/12/2005 18:31)
izay vao hisy hivavaka @ zavatra tsy hay tsyhay eo!
31. Herimiafina ( 02/12/2005 21:30)
Misy sela maty be dia be mihintsy ny fitafiana, na sasana na atao inona dia tsy ary hiala daholo, torak'izany koa ny zavatra kasihintsika olombelona rehetra, mipetraka mandrakizay, maika moa izany fa singambolo, na potika fvolo mikroskopika aza.
Ny volo mantsy misy keratine ary ny volo dia elabe mihintsy vao lo.

Rha te-hahafantatra ianao ohatra hoe iza avy ny olona efa nanao tamin'ny vadinao de il suffit kasihana ny fikany (somary fafana amin'ny taratasy), de entina any amin'ny laboratoire de ho hita eo fa hisy brin d'ADN antapitrisany eo, na azy na an'ireo izao olona efa nanao taminy.

De il suffit manao identification, de fantatra hoe olona firy no efa nanao taminy, miaraka amin'ny identité génétique, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

De iny identité génétique iny amin'izay avy eo no entinao mitady izay olona efa niaraka taminy. Il suffit mody miarahaba ilay olona heritreretinao efa miara-natory taminy ianao de entina any amin'ny labo injay de jerena, de hita eo na misy adn mitovy amin'ny an'iny olona iny na tsia teo amin'ny fikan'ny vadinao. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
32. fijo ( 02/12/2005 22:29)
soa aho fa virja kle?kozy e
33. lapino ( 02/12/2005 22:31)
Lafo vidy izany fahasarotam-piaro zany kle! :-D:-D
Toa ny manolo no haingana ! Tanala vaky sambo moa ? :-D:-D
34. fijo ( 02/12/2005 22:33)
lapino ,marina izany kle
35. pika ( 06/12/2005 12:46)
ka tsy ny virja oh an'i fijo ve no tsy ahitana izany fa ny sisa tsy efa tsy voaisa intsony ry herimiafina:-D
ny an'i lapino no mety klé
36. pitchou ( 06/12/2005 21:16)
hita eo hatr@ trace genetique ny dokotera efa nitsabo azy izany! tandremo ihany izany rizalahy an! :-D:-D:-D
37. Herimiafina ( 07/12/2005 20:22)
Ngah ry pitchou tsy nanao gants gyneco le radoko klé? Mila toriana kely izany an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
38. fijo ( 07/12/2005 22:28)
ka lery mety tsy nangarona fa nitazana fotsiny ko.hi hi hi
39. pitchou ( 12/12/2005 18:55)
fijo> hihihihihi
heri> ka le gant talohan'ny nampidirany azy ange noraisiny tanana e! noho izany misy empreinte-ny ary iny empreinte iny nifindra tany!!!!
40. Herimiafina ( 12/12/2005 19:01)
Fa ngah tsy gant jetabla klé?:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1415