Peine de mort na fanamelohana ho faty tokony averina!...
1. 4mimananelatra
(
03/05/2006 09:10)
Matoa taloha tain'omby nivadika aza tsy nisy sahy naka dia noho ny fatahorana ny mpanjàka raha tratra ambody omby mantsy fa nangalatra na namadika ny mpanjàka dia melohina ho faty !
Ka hoy aho hoe maninona moa raha laniana ao @ antenimiera io lalàna io raha hita fa ahatsàra zavatra @ tsy ilaina izay BIANCO ohatra , na ny mpitondra na ny vahoaka samy matahotra .Na any amérika aza anie firenena efa mandroso sy mandàla ny démocratie nefa ekéna ny fanamelohana ho faty e!:?:

novalian'i booboo ny 10/05/2006 05:38
2. tiatsara
(
03/05/2006 09:36)
Marina fa maro ny toe-javatra tsy zakan'ny saina sy ny fo, ka maha-te hitady azy io haverina ;
izaho izao dia anisan'ny nanohana an'izany mihitsy nohon'ny zava-niseho vao haingana teto Toliara.
Anefa ireto no fanontaniana :
- ho zakantsika malagasy ve io raha tena lany teny miera tokoa ?
- sao dia antony ara-pivavahana noho isika efa mivavaka sy mino ilay Nahary no nanafoanana azy : tsy tompon'ny aina isika ?
Eritreritra ny ahy io, fa ny hevitra no ampiadiana.

3. cutie
(
03/05/2006 10:23)
[quote]Peine de mort na fanamelohana ho faty tokony averina!...
za kosa tsy d'accord @ zany:twisted:
za kosa tsy d'accord @ zany:twisted:
4. xxx
(
03/05/2006 10:42)
Ny fanamelohana ho faty @ izao anie tsy toy ny taloha hoe fanapahan-doha ampahi-bé maso na pendaison intsony e!
injection -na cyanure na asiana courant eo @ loha !
izany hoe tsy maharé fanaintainana intsony ny voaheloka ka raha mahatsara zavatra ve moa tsy aleo ary ve izany toy izay ny fitsaram-bahoaka teny Analakely taloha kely tao ... asa izay nahatadidy fa nisy ireny mpangara-paosy tratra ireny dia vonoin'ny olona no sady dorana velona @ lasantsy sy bozaka!!:?::idea:

5. Fiffi
(
03/05/2006 11:09)
Peine de mort na fanamelohana ho faty tokony averina!...zah aloha dia tsy d'accord @ io satria fahotana mahafaty io. Hoy ny baiboly
"Tu ne tueras point. de handika ny nolazain'Andriamanitra ve zany ?
7. Ragadona
(
03/05/2006 12:06)
Sarotra be zany satria efa be ny manoeuvre sy fikafika azo andetehana na amandrihana olona ho meloka amin izao androntsika zao ka mety ho lasa fitaovana famonoana olona le izy. Sady tsy tokony hisy olona hanan-jo hampamono olona zany
12. dadabe
(
03/05/2006 14:03)
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 03-05-2006 17:40:00
Lohateny : Re : Peine de mort na fanamelohana ho faty tokony averina!...
gaigy be zany
gaigy marina a :°)
13. Fiffi
(
03/05/2006 14:18)
any amerika any mbola misy manao an'izany fa raha mahatsikaritra ianareo , jereo kely ange ny zava-manjoa sy miseho any eh ? tornade , cyclone , tempête , impiry impiry ao anatin'ny 1 taona no misy an'ireny ? Fa ny malagasy endry , ka mino zah fa tsy hisy an'izany. Sady ho tantitsika malagasy koa ve zany ?
17. lemenakely
(
03/05/2006 14:30)
izaho dia d'accord 100% ny fanamelohana ho faty aleo hiverina mihintsy ny fanapahan-doha ny fampisotroana ny tangena sy fitelomana hoditr'akoho manta ...ary tsy asian fanavahana na manana io na ory refa mpamono olona sy mpangalatra dia vonoina:idea:
19. Lejim
(
03/05/2006 14:36)
lemenakely:
izaho dia d'accord 100% ny fanamelohana ho faty aleo hiverina mihintsy ny fanapahan-doha ny fampisotroana ny tangena sy fitelomana hoditr'akoho manta ...ary tsy asian fanavahana na manana io na ory refa mpamono olona sy mpangalatra dia vonoina:idea:
Izay ilay tsy misy fanavahana izay indrindra ve dia ho azo antenaina?
20. cutie
(
03/05/2006 14:41)
sady tsy hampihen any mpamono olona sy mpamgalatra ny fanaovana an'zany.