EFA NMBA NANDINIKA VE NAREO? ?
1. Fiffi
(
03/05/2006 17:55)
Tsy isan'andro no hahitana an'izo :
Jeudi 4 mai prochain à 1 heure, 2 minutes et 3 secondes
"nous aurons le
temps marqué de la manière suivante" :
01:02:03 04/05/06
Jeudi 4 mai prochain à 1 heure, 2 minutes et 3 secondes
"nous aurons le
temps marqué de la manière suivante" :
01:02:03 04/05/06
novalian'i Fiffi ny 04/05/2006 18:37
3. Rainikarabo
(
03/05/2006 18:29)
normal io ka, ohatra izao hoe amin'ny 05 juin 2007 indray, amin'ny 2 ora sy 3 min sy 4 segondra:
02:03:04 05/06/07
02:03:04 05/06/07
4. sonwin
(
03/05/2006 18:37)
mhhh, ary amin'ny 06 jona 2006, amin'ny 6 ora sy 6 minitra sy 6 sec, izany hoe:
06:06:06 06/06/06
kay kay kay kle:^):^) double 666, mety hisy zavatra hitranga amin'io fa mailo dolo:^):^)
06:06:06 06/06/06
kay kay kay kle:^):^) double 666, mety hisy zavatra hitranga amin'io fa mailo dolo:^):^)
6. Herimiafina
(
03/05/2006 19:35)
Possibla io kah! ao anatin'ny evenement probable io coincidence io! :-D
Ary andeha entiko hampiresahana sipa indray ity klé! hehehehe:-D
Ary andeha entiko hampiresahana sipa indray ity klé! hehehehe:-D
9. ari.malala
(
04/05/2006 04:49)
ra mba ny zanako zao no teraka amin'io daty tenenin'i sw io an :-D:-D:-D:-D d refa manoratra ny date de naissance ny zany izy mameno dossier any aoriana nay de we né(e) le 06/06/06 hihihi
10. Fiffi
(
04/05/2006 04:54)
Ary andeha entiko hampiresahana sipa indray ity klé! heheheheHerimiafina: ndry ty hoa akia an! :-D:-D:-D
ari.malala: de ho tadidy foana ve ? tsy mila mijery ny CNI ? :-D:-D:-D :-*:-*:-*:-* ndry :)
12. pissoa
(
04/05/2006 10:54)
Herimiafina:Ndroky iy misenina mihitsy =))=))=))
Possibla io kah! ao anatin'ny evenement probable io coincidence io! :-D
Ary andeha entiko hampiresahana sipa indray ity klé! hehehehe:-D
16. ari.malala
(
04/05/2006 12:30)
ountsooooooo ary to tezitsa beuh mints i sakaizakely? fa nanin njiko?